Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i boubounezy, milahatra araka ny daty
boubounezy
(
28/09/2005 11:23)
ny fitiavana mahery no ny fahafatesana
za alou oul tena farany zé oul sentimentale nefa, @ zao androtsika izao tou otrany tsy mitombona firy tsony zany toetra izany... tsy mazava... sarotra bé......
tohiny
novalian'i boubounezy ny 18/10/2005 18:13
boubounezy
(
27/09/2005 11:40)
HEVITRA TSARA NO SADY MAHOMBY
so dé misy mila recette momba ny fety nareo?
na zavatra spécial toy ny fanasana entre samy pote, na kou sakafo mora atao no sady rapide fa atondroko zé mba haiko....
tohiny
novalian'i pitounnet ny 19/11/2005 23:32
boubounezy
(
25/09/2005 19:29)
mila hevitra ve énao?
RA MILA HEVITRA IANAREO MOMBA NY SAKAFO GASY
mety misy astuce kely iany aty @ boubounezy
zay ary fa a+ doly e!...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 15/10/2005 12:59
boubounezy
(
25/09/2005 19:27)
HENA KISO SY EPINARD
andraoy eo @ 10mns eo ny henakiso @ rano tapakiny verre,tonga dé asina cub'or atsasany,(ny hena aty andafy mantsy matsatso ny antonio) saromy ny vilany mandraparitra azy, dé refa ritra arotsay ny to...
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 07/12/2005 02:35
boubounezy
(
25/09/2005 19:19)
momba ny takelaka
f'anga mou tsy misy réponse automatika ny serasera ka tsy afaka mamaly avy hatrany otrany site hafa refa anoratana?...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/10/2005 08:23
boubounezy
(
25/09/2005 19:17)
artiste té hivotra
hono oa? misy oul mba afaka mamaly ana ve ato?
misy ve ny organisme na association izay manoana arabola na tsy haiko e! mba manao participation anoanana artiste gasy ka te hivotra @ talentany fa sain...
tohiny
novalian'i rabilabila ny 01/11/2005 20:11
boubounezy
(
25/09/2005 19:12)
NY lélah ve no tsy maovoka sa ny sainy mintsy no vou????
mba aona ry sipa isany ny fahitanareo ireny kékah atao hoé fétichiste na soumis ireny???...
tohiny
novalian'i dadou ny 26/01/2006 12:04
boubounezy
(
25/09/2005 19:09)
naninn no novaina ny vola gasy?
ny gasy efa ela taty andafy ve no tina ho fetsena fa tsy mahay lé vola gasy sa ny étranger?... sa zay ve no mampanakarena ny gasy any dago?
tsy mazava???...
tohiny
novalian'i pika ny 14/10/2005 05:26
boubounezy
(
25/09/2005 19:06)
ny guerre efa ho avy eto france!...
slt daoly
nieritreritra owa za oé, maninn ra asaina alefa ny fanjakana frantsay mody any dago aoly ny gasy retrazé mipetraka eto france @ zao adyx2 zao? so mantsy ka matsy aty antaninoul aty dôly ...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/09/2005 19:46
