mila hevitra ve énao?

1. boubounezy ( 25/09/2005 19:29)
RA MILA HEVITRA IANAREO MOMBA NY SAKAFO GASY
mety misy astuce kely iany aty @ boubounezy
zay ary fa a+ doly e!
2. zefalah ( 25/09/2005 20:28)
za mila evitra @lay fandraona ravototo sy coco?
aona no avalinao ahy?
aona ny fomba andrahona azy?
3. kukuto ( 26/09/2005 01:08)
Atoroy fahandro tongotromby hoe fa izany zao mba tiana hatao. De misaotra mialoha
4. jajaf401 ( 26/09/2005 03:13)
riz kantaone nanay ? :-D:-D
5. cutie ( 26/09/2005 03:43)
ahona ny fahandro bengy ?
6. fasaly ( 26/09/2005 06:26)
ahoana ny fomba fahandro mofo voatavo, andron'ny voatavo mantsy zao e!
oay de tena kozy ny fandrahoina langouste à l'americaine???
7. majakely ( 26/09/2005 07:42)
ahoana ny fanaovana bonbon coco reny ?! de bonbon voanjo ko!?! merci e!
8. CLAUDIA22 ( 26/09/2005 08:20)
boubounezy:

RA MILA HEVITRA IANAREO MOMBA NY SAKAFO GASY
mety misy astuce kely iany aty @ boubounezy
zay ary fa a+ doly e!



salut akia,
misi vahiny za ( famille française dia te ihinana ro mazava mba omeo conseil
claudia
9. booboo ( 26/09/2005 09:25)
majakely > hihihi tsy mangala-tahaka zà fa maka-tahaka a ! ny anà koa reo no mbô tadiaviko mantsy.

boubounezy > sôtra mialoha
10. Chuan ( 26/09/2005 10:25)
Ahoana akia ny fahandro borbonezy ? hihihihihi
11. xxx ( 26/09/2005 12:04)
hi hi hi ka i borbonezy ary io hitako mamaky fotsiny fa tsy mamaly ko :D
12. xxx ( 26/09/2005 12:07)
mba tonga dia mba valio tsikelikely moa sao tsy araka e aza fady an!
13. bozimanga ( 26/09/2005 12:37)
rehefa hitako mamaly ny fanontanian ny hafa hianao vao mbaa hanontany koa aho fa betsaka no tiako hanontaniana ano nefa hianao toa tsy mamaly akory fa toa ohatry ny :-o-)8-)
14. fasaly ( 26/09/2005 13:18)
mitazana fotsiny ve bounezy e! mbo valio mou aky a!
mila sos hevitra fandrahoantsakafo sooly ny nakizy ato o!
15. chipie1 ( 26/09/2005 14:17)
hihihi , sao dia andefasana hafatra manokana koussa ny tiany lazaina rankizy fa tsy eto ?:-D
16. mandrindra ( 26/09/2005 14:23)
dia tokony handefa hafatra eto anie izy izany hoe mba hafatra manokana azafady ô, raha tsy izany izaho tsy mamaly !!
17. majakely ( 26/09/2005 14:48)
Tsy mamaly akory izy ???:-D:-D
18. britney ( 26/09/2005 15:28)
hihihi!
de ahoana ary izany e!
fa aiza toi ry boubounezy a! misy mila fandrahoana borobonezy ato hono iry ambony ery!
19. boubounezy ( 26/09/2005 17:47)
zao ary e!
andraoy ny hena omby miaraka @ cube 1 sy sakamalao
15 @ cocotte, dé refa ritra dé arotsaka ny oignon dé refa dorée tsara avy eo arotsaka ny anamalao votetitetika, somary endaso kely miaraka @ le hena sy tongolo teo, asio rano tapakiny verre arotsay ny epinard haché congelé vongany 5 eo, ra tsisy lé épinard congelé dé @ boite (fa lé congelé no tena tsara). arotsay kou ny ravitoto lé @ sachet congelé ireny dé afangaroy tsara dé avelao hangotraka tsara ho masaka sy ritra, dé avy eo ararao ny lait de coco ary tongolo gasy(ataovy misy2 arakiny itiavanao azy. dé afangaroy tsara dé ampidino ny afo dé avelao eo mandritriny 15 na 20mns mba hidirany coco tsara,
(ny antony ilay épinard dé ny ravitoto aty mantsy tsy tsara fa masaisaika be, ka ra afangaronao io anana io izy dé tena hazoto homana enao!)
zay fa dé mazoto e!
a+:-P
zefalah:

za mila evitra @lay fandraona ravototo sy coco?
aona no avalinao ahy?
aona ny fomba andrahona azy?



20. boubounezy ( 26/09/2005 18:11)
ny tongotromby?
zao an! ho any tongotromby 2, andraoy eo @ 20mn eo, @ cocotte ny tongotromby tonga dé arotsaka miaraka @ ny cube 1 ny antony mirelevé ilay tsirona hena matsatso, dé efa endaso manokana ny tongolo oignon, ail, sy ny votaby, de avelao eo @ sisiny eo fotsiny, efa atokanao ko ny légumes toy ny pommes de terre 4, courgettes 2, carottes 4, poireaux 2, celerie raviny2 choux 1/4 zay efa vosasa sy votetika, refa ritra ny tongotromby na tsy ritra tsara aza dé arotsay ny sauce natokanao talou teo, arotsay kou ny carottes 5mns, dé avy eo arotsaka daoly ny ambony légumes dé avelao ho masaka @ itiavanao azy. dé mazoto @ zay ra afampo @ recette si non valio ny critique.
(azonao asina anamalao kou ra tinao)
a+

kukuto:

Atoroy fahandro tongotromby hoe fa izany zao mba tiana hatao. De misaotra mialoha



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5414