mila hevitra ve énao?

41. betty ( 28/09/2005 09:20)
fasaly : mbo alefaso eo oe le recette :p
42. fasaly ( 28/09/2005 11:39)
betty:
afaka ataoko eto fa aoka aloha fa lava mintsy, ny manatrika no tena tsara raha te hianatra azy.
sady toa plat gasy ihany ny eto knou! alefako amy toi pv lay izy raha amy manaraka e! ok!
43. booboo ( 28/09/2005 11:54)
fasaly > anokafo sujet vaovao fotsiny fa mahaliana ny beeeeeeee sy ny boooooobaka e !
44. boubounezy ( 02/10/2005 15:56)
ny riz cantonnai c simple! vary andraona enjakejana tsara dé zé tinao afangaro azy ny légumes fa tsy maintsy asina atody voendy sy votapatapaka madinika crevette nofokena kisou nofokena omby tongolo maintso kotomila( na coriandre)champignon noir ny ambiny enao no mamorona azy


jajaf401:

riz kantaone nanay ? :-D:-D



45. boubounezy ( 02/10/2005 15:59)
ra misy tinao anotanina dé andéfaso mail za fa omeko vali betsaka enao


bozimanga:

rehefa hitako mamaly ny fanontanian ny hafa hianao vao mbaa hanontany koa aho fa betsaka no tiako hanontaniana ano nefa hianao toa tsy mamaly akory fa toa ohatry ny :-o-)8-)



46. boubounezy ( 02/10/2005 16:01)
alefaso ny tinjy fa za mamaly vo misy fotona na kely aza, fa mba omeo ahy ny paëla ary e!


fasaly:

ny ahy mbola tsy voalvaly konou! lay mofo voatavo bounezy a!
ié zà kou tia mahandro ka! fa refa misy fotoana ihany vao miangaly azy tsara. ny spécialité-ko de mahandro paella (plat espagnole)



47. boubounezy ( 02/10/2005 16:02)
ka inn nefa no tinao e?


betty:

fasaly : mbo alefaso eo oe le recette :p



48. boubounezy ( 02/10/2005 16:05)
zany kou no natonga ana ni proposer io evitra akou nefa maha omby io e!


mandrindra:

boubounezy, tene mahafatrapo mihitsy namaly an'ireo fangahtahana rehetra ireo =D



49. betty ( 10/10/2005 15:15)
boubounezy : le paella ehh
50. xxx ( 11/10/2005 09:55)
boubounezy:

RA MILA HEVITRA IANAREO MOMBA NY SAKAFO GASY
mety misy astuce kely iany aty @ boubounezy
zay ary fa a+ doly e!


inona daholo indray ary ny fomba fahandro ovy e?
51. nitram ( 13/10/2005 07:56)
[misaotra fa voaray e, le izy e, de amin'manaraka indray ary o ,
52. boubounezy ( 15/10/2005 12:59)
ra mbola mila recette aza misalasala fa omeko doly ny sera2 dinika, ra haiko ny sakafo tadianinareo ô!!!


nitram:

[misaotra fa voaray e, le izy e, de amin'manaraka indray ary o ,




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3271