mila hevitra ve énao?

21. boubounezy ( 26/09/2005 18:22)
tsara kou zany fa sakafou gasy alou no resahako e!

jajaf401:

riz kantaone nanay ? :-D:-D



22. boubounezy ( 26/09/2005 18:32)
atono no tena itiavako azy alou e!
alona eo 1 alina na 3h dé efa mety @ vin rosé sy tongolo gasy vototo, du thym, na herbe de provence, sauce soja, oignon vototo, poivre mouliné, sakamalao vototo,carry kely sira,menaka kely, ataovy anaty four @zay, na atonoy dé ny sauce izay nandraona azy arotsaka tsikelikely eo @ lé hena refa mia maimaina ny hena mba tsy ho kila may
dé mazoto @ zay miaraka @ labière kely défé izy

cutie:

ahona ny fahandro bengy ?



23. boubounezy ( 26/09/2005 18:36)
io lé mofo votavo io indray alou ry fasaly dé tsy haiko a! mbola tsy nandalou t@ experienceko io
ny langouste indray mou dé lé grilléena iany no tena tiko dia asina citron fa ny à l'américaine angamba za ho any amérique kely mintsy na ividy boky.
sa mba omeo ahy ary lé recette e!

fasaly:

ahoana ny fomba fahandro mofo voatavo, andron'ny voatavo mantsy zao e!
oay de tena kozy ny fandrahoina langouste à l'americaine???



24. boubounezy ( 26/09/2005 18:40)
ny bonbo voanjo sy ny coco mitovy iany ny fanaovana azy ra tsy diso aho
andraona tsy misy rano ny siramamy dé avy eo arotsaka lé voanjo na lé coco dé avy eo avelatra eo ambony ny lamba na sahafa tsy reny. andramo ra mety fa tou zay no fanaovana azy fa efa adinoko.
majakely:

ahoana ny fanaovana bonbon coco reny ?! de bonbon voanjo ko!?! merci e!



25. cutie ( 26/09/2005 18:43)
merci akia :-*
26. boubounezy ( 26/09/2005 19:16)
ny rou mazava indray a, dé zao fotsiny ny anaovandry azy ra mahita mpivarotra anana gasy dé maika tsara, tsy mahita mou dé épinard en branche lé cogelé ireny no ataondry solony ananana.
zao an! henaomby eo @ 1kg na 1/2 eo ataovy lé misy tolana mintsy fa aza lé matavy bé lé héna, na anesory ny tavinkena dé ario
andraoy ny hena omby miaraka @ cube 1. eo @ 15mns ra @ cocotte mn dé masaka, arotsay @zay ary ny togolo oingon, dé refa doré tsara arotsay ny tomate 1 efa votetika si mivofy, dé ny tongolo gasy sy sakamalao; aroroy kely dé arotsay ny anamalao ra misy dé aroroy kely indray, vita zay dé arotsaka dé ny épinard en branche congelé 1 sachet dé ampio rano @ itiavanao azy dé avelao angotraka mba hisaraka tsara lé anana dé aza atao masaka lotra fa manjary lasa miova ny lokony lé épinard sady tsy dé misy goût lotra tsony. na avelanao angotraka eo 15mn eo kou izy dé vita
manaova lasary carotte kely @ entrée sy mofo kely
vita zay, alefaso @ zay ny roumazava sy ny vary ary lasary votaby dé ho itanao eo fa ny nahadro gasy akory tsy ratsy fa fèreté ho antsika refa mandray vahiny vaza (sakafo maivana tsy matavy no sady tsy manahira kou nefa matsiro no sady mampazoto homana)
j'espère t'avoir aidé
dé mazoto ary e! lazaivo iany ny verdicte na tsara na ratsy rampitso a!
a+



CLAUDIA22:

boubounezy:

RA MILA HEVITRA IANAREO MOMBA NY SAKAFO GASY
mety misy astuce kely iany aty @ boubounezy
zay ary fa a+ doly e!



salut akia,
misi vahiny za ( famille française dia te ihinana ro mazava mba omeo conseil
claudia



27. boubounezy ( 26/09/2005 19:20)
ny fanao azy?
misakafo tsara a! dé avy eo atao tsara ny présentation eo @ latabatra dé mazoto homanatsara enao @zay hehehehehe!!!!
Chuan:

Ahoana akia ny fahandro borbonezy ? hihihihihi



28. boubounezy ( 26/09/2005 19:22)
tena mamaly mintsy za fa lé manazava ilay fandraona sakafo gasy no tena maha ela ana mou za tsy teo t@ vers 17h30 au 19h30 teo fa tsy hoe mamaky fotsiny e!

xxx:

mba tonga dia mba valio tsikelikely moa sao tsy araka e aza fady an!



29. boubounezy ( 26/09/2005 19:24)
azafady fa lava be ange lé manomé recette e!
a+
bozimanga:

rehefa hitako mamaly ny fanontanian ny hafa hianao vao mbaa hanontany koa aho fa betsaka no tiako hanontaniana ano nefa hianao toa tsy mamaly akory fa toa ohatry ny :-o-)8-)



30. boubounezy ( 26/09/2005 19:26)
tena efa miezaka ny mamaly mintsy za ry fasaly fa tena betsaka le valiny dé mila tsy ho araka intsony za ndray ty no otrany mila sos knou!!!
fasaly:

mitazana fotsiny ve bounezy e! mbo valio mou aky a!
mila sos hevitra fandrahoantsakafo sooly ny nakizy ato o!



31. boubounezy ( 26/09/2005 19:28)
mety doly zé tinareo fa efa eto iany ve tsy aleo tohizana eto?... SA,...
chipie1:

hihihi , sao dia andefasana hafatra manokana koussa ny tiany lazaina rankizy fa tsy eto ?:-D



32. boubounezy ( 26/09/2005 19:29)
tsy misy anizany ka!

mandrindra:

dia tokony handefa hafatra eto anie izy izany hoe mba hafatra manokana azafady ô, raha tsy izany izaho tsy mamaly !!



33. boubounezy ( 26/09/2005 19:30)

tena mamaly mintsy za fa nisy vahiny teo dé navelakou connecter teo za fa tsy niala
a+


majakely:

Tsy mamaly akory izy ???:-D:-D



34. boubounezy ( 26/09/2005 19:32)
tsy maninn fa efa natondroko azy ny fahandro azy e!

britney:

hihihi!
de ahoana ary izany e!
fa aiza toi ry boubounezy a! misy mila fandrahoana borobonezy ato hono iry ambony ery!



35. fasaly ( 26/09/2005 19:50)
bounezy a! ao fa omeko coup de main ndry hamaly azy e!
36. boubounezy ( 26/09/2005 19:53)
sady enao angé to restauratrice no itako @ profil nao e!
mahay mahandro be zany enao a!
dé inn no tena spécialité ataonao?
fasaly:

bounezy a! ao fa omeko coup de main ndry hamaly azy e!



37. Herimiafina ( 26/09/2005 22:57)
Boubounezy cordon bleu marina!
38. mandrindra ( 27/09/2005 09:42)
boubounezy, tene mahafatrapo mihitsy namaly an'ireo fangahtahana rehetra ireo =D
39. booboo ( 27/09/2005 09:48)
ié ! sôtra t@ lé bonbon coco sy voanjo ô
40. fasaly ( 27/09/2005 12:31)
ny ahy mbola tsy voalvaly konou! lay mofo voatavo bounezy a!
ié zà kou tia mahandro ka! fa refa misy fotoana ihany vao miangaly azy tsara. ny spécialité-ko de mahandro paella (plat espagnole)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5269