HENA KISO SY EPINARD

1. boubounezy ( 25/09/2005 19:27)
andraoy eo @ 10mns eo ny henakiso @ rano tapakiny verre,tonga dé asina cub'or atsasany,(ny hena aty andafy mantsy matsatso ny antonio) saromy ny vilany mandraparitra azy, dé refa ritra arotsay ny tongolo sy sakamalao, endaso mandritra ny 3 na 5mns eo eo, arotsay @zay ny épinard en branche sy tongolo gasy dia saromy ny vilany eo @ 15mns eo. vita izay dé aroaroy tsara eo @ 2mns eo dé vita ny hena kiso sy ananana
dé mazotou daoly o!
recette boubounezy
novalian'i jennifer2 ny 07/12/2005 02:35
2. zefalah ( 25/09/2005 20:29)
5 etoile directe..hahahahaa
3. booboo ( 26/09/2005 09:23)
endasina ho tena mikarepoka velona klou ny henakisoa miaraka @ siramamy kely (hampiova loko azy refa mendy sady hampikarepoka azy). Arotsaka ny épinard avy teo.tsy asiako tongolo oingnons fa manimba tsirona henakisoa reny. tapohana rano kely dia arotsaka tao ny cub'or. refa ho masaka iny mitsy dé rarahina crème liquide ou semi-liquide dé aroso @ zay.

4. boubounezy ( 26/09/2005 15:15)
fa ny anao angé zany tsy dé tena sakafo gasy fa asinao crème otrany any vaza e!
ary afaka asinao sauce soja lé somary matroka ny lokony mba ampisy ny couleur ny hana satria ny épinard efa mamy2 bmola asinao mamy iany fa na zany aza refa matsiro ambava sy tsara tarehy izy mampite hinana eo ambony latabatra dé zay iany e!

booboo:

endasina ho tena mikarepoka velona klou ny henakisoa miaraka @ siramamy kely (hampiova loko azy refa mendy sady hampikarepoka azy). Arotsaka ny épinard avy teo.tsy asiako tongolo oingnons fa manimba tsirona henakisoa reny. tapohana rano kely dia arotsaka tao ny cub'or. refa ho masaka iny mitsy dé rarahina crème liquide ou semi-liquide dé aroso @ zay.





5. boubounezy ( 26/09/2005 15:16)
ary enao zany manala a!

zefalah:

5 etoile directe..hahahahaa



6. mignone ( 26/09/2005 16:29)
boubounezy > ny sakafo gasy nga asiana cub'or nao zany koa e ?:lol:
7. fasaly ( 26/09/2005 17:12)
ka iza zany ny arahina e! boubobunezy sa booboo
samy bouboo nareo roa zany, ko à la crème sa nature???
izaho klou zatra mampiasa crème e! na gasy io na vazaha, fa attention ny gasy zao efa manaraka nahandro vazaha an!
8. fasaly ( 26/09/2005 17:14)
mignone:
:-D:-D:-D:-D ao zany tsatsa kou bounezy....amy cub'or en plus, tsy aleo ve cube jumbo
9. boubounezy ( 26/09/2005 17:51)

efa nolazaiko teo ambony fa ny antony matsatso ny hena aty andafy ka ra te ihinana hena mitovy2 @ hena any @ tsika enao dé zay no torohevitra kely omeko
:^)

mignone:

boubounezy > ny sakafo gasy nga asiana cub'or nao zany koa e ?:lol:



10. boubounezy ( 26/09/2005 18:17)
marina alou ny teninao fa, zany angé tsy manakana ny gasy tsy hanao sakafo traditinnelle e!
fa za alou élako ny resaka crème satria taty arina vo fantatro oe afaka minana sakafo maigre nefa tsara.
sady ny tena efa bouboune dé efa misy bouboo1 kou dé lasa triples boubounezy dé otrany tsy tsara
fa ho any zé té hihinana sakafo vaza na gasy dé samy manana ny choix ny doly ny oul ka!
za alou dé efa nélako ny crème saucisson tous ce qui est gras quoi!
a+ fasaly

fasaly:

ka iza zany ny arahina e! boubobunezy sa booboo
samy bouboo nareo roa zany, ko à la crème sa nature???
izaho klou zatra mampiasa crème e! na gasy io na vazaha, fa attention ny gasy zao efa manaraka nahandro vazaha an!



11. boubounezy ( 26/09/2005 18:19)
mety kou zany ka! mila mandé @ magasin africain fotsiny na asiatique no mahita an'io!!
fasaly:

mignone:
:-D:-D:-D:-D ao zany tsatsa kou bounezy....amy cub'or en plus, tsy aleo ve cube jumbo



12. fasaly ( 26/09/2005 18:30)
boubounezy a! ka misy crème aleger anie na light e!
de toy ny fampiasàna ny cube am sakafo ihany ny fampiasàna crème amy sakafo aty andafy, tsinona matsatso le hanina aty andafy, de izany no antony ampiasaina itony zavatra filirony samyhafa itony.
fa marina alou ny anjy e! eviter ny sakafo gras alony surotut refa efa ngeza ihany. tsara ny mitandrina ny sakafo ho hanina ho eviter-na ny surpoids na ny obésiter e! tohizo fa tsara
13. boubounezy ( 26/09/2005 20:00)
MERCI fa tena zany mintsy no fiainako zao, tsy minana graisse animale mintsy za zao, fa ny tena fihinako alou dé sakafo gasy fona na spécialité chinois zay iany fa tsy minana betsaka alou zany otrany finanana any dago fa minana ny rehetra za fa tena kely. za mantsy ty mahandro bé fa ny ray amandreniko kou restaurateur depuis za efa mbola kely.

fasaly:

boubounezy a! ka misy crème aleger anie na light e!
de toy ny fampiasàna ny cube am sakafo ihany ny fampiasàna crème amy sakafo aty andafy, tsinona matsatso le hanina aty andafy, de izany no antony ampiasaina itony zavatra filirony samyhafa itony.
fa marina alou ny anjy e! eviter ny sakafo gras alony surotut refa efa ngeza ihany. tsara ny mitandrina ny sakafo ho hanina ho eviter-na ny surpoids na ny obésiter e! tohizo fa tsara



14. soafara ( 27/09/2005 16:31)
En direct avy aty Madagasikara aho no miteny aminareo fa ny sakafo gasy izao efa mivoatra ka matoa ianao mahita matsiro be dia misy Maggi omby volamena izay. ny ron'akoho eny ambodimita aza efa Jumbo fotsiny sy Ve-tsin dia mody asiany volon'akoho kely fotsiny manaraka ny kaopy vy ronona socolait.:lol::lol::lol::lol:
15. booboo ( 27/09/2005 17:09)
hihihihihihi
16. boubounezy ( 02/10/2005 16:06)
TENA MARINA ZANY KOU ALOU E!


soafara:

En direct avy aty Madagasikara aho no miteny aminareo fa ny sakafo gasy izao efa mivoatra ka matoa ianao mahita matsiro be dia misy Maggi omby volamena izay. ny ron'akoho eny ambodimita aza efa Jumbo fotsiny sy Ve-tsin dia mody asiany volon'akoho kely fotsiny manaraka ny kaopy vy ronona socolait.:lol::lol::lol::lol:



17. xxx ( 07/10/2005 08:52)
boubounezy>>>> hitako njy no botabota mahafinaritra , kay njy tena mahay mahandro sakafo be, sady we ny rr n-njy koa restaurateur.
18. boubounezy ( 12/10/2005 18:08)
za restauratrice mintsy talou ka! dé misotra @ lé fanadokafan'é! tsy misy majy aty


xxx:

boubounezy>>>> hitako njy no botabota mahafinaritra , kay njy tena mahay mahandro sakafo be, sady we ny rr n-njy koa restaurateur.



19. jennifer2 ( 07/12/2005 02:35)
hono hoy aho: taiza boubounezy no nianatra nanao sakafo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1025