Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i boubounezy, milahatra araka ny daty
boubounezy
(
25/08/2006 11:00)
andao inana losk @ lahady e! na sakafo maivana ho any raneni
le lousk zany osorana siramamy erany sotrokely asina sira sy poivre menaka erany sotro finanana. atsofoka ao anaty four 16o° mandritry ny 1h avy eo ampikarina ny afahana 190° mandritry ny 10 na 5mn ...
tohiny
novalian'i vale ny 31/08/2006 16:44
boubounezy
(
22/08/2006 19:08)
menu du jour
mbola ho ataoko eto ny menu du jour manomboka @ alatsinainy ho any zé mila idée momba ny sakafo isanandro. refa tena tsy itanareo zé atao kaly dé jereo ato @ sera2 sakafo.:-P;-)...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 25/08/2006 10:43
boubounezy
(
22/08/2006 19:04)
gasy minatolana
ra ty minatolana ve za dé wé otrany tôtô? indray ariva mantsy za inviteny président ny association 1 antillaise zay za zany membre tao. dé itako fa tsy tsara mintsy ny fitondrana anah tao.nefa @...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 28/08/2006 09:17
boubounezy
(
21/08/2006 09:38)
GASY MPAMONO OULL
:(maninn no lasa bé mpamono oull be any dago? mampalaeolo, fa za nanana namana vô nisy namono teny ankatso teny 4mois lasa teo zay pour 60 000 000 nefa oull tsara fanah bé io namako io dé notapahi...
tohiny
novalian'i prime ny 24/08/2006 11:29
boubounezy
(
20/08/2006 03:00)
resaka points eto @ sera2, que vaut-ils
inn kay ny tombotso tena azo eto @ sera2 fa tô tsitako zé dikany ra @ko manokana nefa ato enoko fa misy manenjika points zany??? ra misy tombotso mantsy dé mba atao zé azaona points betsaka eto na...
tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 13:34
boubounezy
(
09/08/2006 13:49)
jaojoby dans le comat
accidenté ony jaojoby fa voany accident de voiture! iza ny malala ny toiny???...
tohiny
novalian'i tranokalo2 ny 02/09/2006 23:41
boubounezy
(
09/08/2006 12:47)
mpamoron-kira
mitady hira variété gasy ho vidina. zany wé; hira vô noforonina maro2 ho vidina fa tsy hiran'oull efa mpanana akory, tena tsisy fotona amoronana mintsy mantsy ny tenanay e! ra misy kou nefa mpamor...
tohiny
novalian'i fiderana ny 12/09/2006 09:08
boubounezy
(
09/08/2006 07:14)
poisson farcie
ny fanaésorana lé tolana, alaivo ny antsy maranitra be dé didio manaraka lé tolana ambadika sy ny ambadika! esory mora2 ny tolala dé séséfo farce @zay. ny farce légumes carotte, togolo maintso...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 20/08/2006 02:30
boubounezy
(
06/08/2006 07:21)
fitiavana sa fatsorana sa adalana?
ony wa ry zareo ra oatra za miteny @nareo fa za té anankarena fa io, arena tiko ho ananana io dé tsy tiko anaovana fiainana fa mba tiko anaovana asa sou ho any mahantra any dago ny tena tanjoko anao...
tohiny
novalian'i HESHA ny 21/08/2006 13:17
boubounezy
(
04/08/2006 15:59)
sakafo anniversaire
:D anniversairako zao @ alahady dé anao beinget de crevette sy salade ny entrée, dé poisson farcie(saumon entier)tsisy tolana, zay ny principale, (misy vary sy mofo), boissons vin blanc demi-sec na...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 20/08/2006 02:33
boubounezy
(
03/08/2006 09:50)
GUERRE ANY LIBAN
andao tsika serasera raoull mba anao plisy plisy anafarana ny AKAMATINA sy YONIKAFOPLA ravaviny fa sô maty any liban any zareo fa nisy oull gasy mipetraka any izay tato @ serasera iany no nafatarana ...
tohiny
novalian'i prime ny 22/08/2006 11:30
boubounezy
(
29/06/2006 17:55)
NY FITIAVANA
faorina sa fiadanana ny fitiavana ry zareo?(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)...
tohiny
novalian'i olotoano ny 10/07/2006 04:53
boubounezy
(
29/06/2006 17:54)
CROQUETTE DE POULET
iza ny té inana croquette de poulet anaovako????? miam! miam!:-P...
tohiny
novalian'i adidy ny 03/07/2006 21:26
boubounezy
(
24/06/2006 17:25)
HEVITR'AKOHO FA MAHA OMBY
Boubounezy n'est pas Boubounezy pour rien! té ikaly bé ve nareo anotanio fa ra mbola haiko sy vitako dé oméko ny recette! tsy mila boky recette zany za fa ny fanaovako sakafo iany no omeko anareo ...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 01/07/2006 10:48
boubounezy
(
03/06/2006 07:58)
karaoké
zay mba mafantatsa site gasy azo itéléchargéna "karaoké" nareo dé mba atonjoy za é! misôtsa mélou dôly:-*:-*:-*:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i manasoa ny 06/07/2006 08:30
boubounezy
(
02/06/2006 17:18)
vavaka
ANDAO réoull mba anao fivavahana sera2 ho any zé dévoly tsisy tanjoka sy ho any zé mpiady lava eto mba ialanizany a! hihihi^:^...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 19:26
boubounezy
(
02/06/2006 17:07)
MMS
:-wiza nareo no mahay ny règle de MMS? :-whihihihi:idea::idea::idea::-w...
tohiny
novalian'i bellla ny 19/06/2006 12:27
boubounezy
(
28/05/2006 17:41)
l'été c la teuf!! vive l'été!!!!
tsy aiko nareo fa za refa été ny anjo dé tena ty mikaly be mintsy oatsa ny saucisson, ny jambon ny fromage ny grillade ny beks ny plage ny sorties sns... ny été zany @ko sady fety bé e! ary refa...
tohiny
novalian'i vale ny 04/06/2006 22:32
boubounezy
(
28/05/2006 07:34)
MISY MARINA VE NY PAMSAVY?
iza nareo no efa naita pam's na efa nivoraka ny lou fa wé nisy pam's ony e! dé manaona kay ra efa senja nareo? fa mba mangataka @ hery mba asina toerana manokana no any film d'horéra na tantara mat...
tohiny
novalian'i bobastyle ny 11/06/2006 16:33
boubounezy
(
25/05/2006 10:23)
tsy malala tsy tina ve sa?
iza no efa sendra nity oull nefa lé oull tsy ty azy na namana na sipa io...:}:}(l)...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 02/06/2006 15:58
