You are here: home > Forum

Salamana daholo isika rehatra, Tsaika tsy ho post...

Lohahevitra : Resa-dehilahy
Fitohizan'ny hafatra : Salamana daholo isika rehatra, Tsaika tsy ho post...
Valiny : 0
alex32 - 11/11/2018 21:16
Salamana daholo isika rehatra,

Tsaika tsy ho poster ko ihany ity resaka ity re olona fa aotrany mba tiako hoe ho zaraina amin'ny maro anisa ihany ilay izy. Resaka somary mivaoka amin'ny ordinaire moa izy ity ary mety hahagaga ny sasany mihitsy aza. Momban'ny dadabeko izy ity ary momba koa ny fomba fanaony rehefa indraindray sosotra izy.
Izy aloha, dia olona azo lazaina fa normal tsara ary nianatra no sady nandalina, ary mpisolovava a la retraite moa izy fa azo alazaina hoe tena mahay izy ny asany ary mazana mahomby faona. Fa misy fombany izay tena mampihomehy ato amin'ny fianakaviana.

MILAHITRA GUICHET

Rehefa somary tezitra izy, dia mananaiany olona, ary mazana olona mandreraka sy ilay ilona hita hoe mpanalika olona hafa ireny no victime. Misy an'izany hoe misy olona mahatsiravina na mijery azy aza aloha, milahitra tsara ao amin'ny banky (eo amin ny guichet ireny), fa tonga dia kitihiny ilay olona iray mampidera telephone izay sy miresaka manabetroka olona ao @ telephone; any ka miherika ilay olona fa modian'ny dadabenay adala fotsiny so sady mody mitazana zavatra hafa i rabaina. sady tezitra ilay olona no sadaikatra satria tsy sur à 100% hoe iza ilay olona nahavita nitikita.

ALEO TSY MIBAHANA REHEFA MISY BUFFET DE MARIAGE

Misy koa, amin'ireny buffet de mariage ireny, misy miseo manao be sandry be fotsiny, tsy tia ahalala an'izay sasany. Justement, amin'io sakorokoroka be iny mihisty no hikitiany indray ilay olona miseo azy be sandry, fa tena .. o ry reto a...miteny ireny mihitsy. Misy an'ireny garde garde du corps ireny koa, tena tisny no manisy an'ireny. Misy an'izany 4x4 be izany feno garde, efa taona vitsi2 zay teo aminy 4 chemin teo ampasampito teo, tinga de mibahana be tsy te ahalala, nefa hita hoe mi creer embouteillage fotsiny. Fa taitra oa ny lohan'ny baina fa nampidiny mora2 ny fitaratra tao aoriana fa tonga dia nasina psssst psssst ilay fiara be fa tonga de niherika ilay be contre soleil ary ny mampihomehy, dia tena sadaikatra ry jareo satria tsy fantany a 100% hoe iza ilay tena naota be teo..satria moa, maro ny olona tafahitsoka ka tsy afaka mihitsy izay hanendrikendrika. Fa ten aotrany tonga saina dia nisaka ho azy. Hoy ahy hoa, d'un cote, tsara ho azy izany satria manao fihstrkia maivam doha ka amiko, ils meritent cela!!




MANAMBAKA COMPAGNIE AERIENNE REHEFA MI-VOYAGE ANY IVELANY

Rehefa mi-voyage makany ivelany, dia fanaon’ilay tonton-ko mihitsy no manao valise juste poids. Une fois,, izahay ho any Nosy Maorisy, dia nolanjaina daholo moa ny valise eo @ aeoroport… Ny anay sy dadabe, dia tsy nisy nihaotran’ny 11 kg!!! Lasa aza ny vavan’ilay tonton-nay nanao hoe « tsss…tena maty atoka lety eeeee!!!!…11 kg fotsiny ve dia rivotra ny ambony le azaa!!! ». Depuis an’izay, lasa fanaonay mihitsy ny mameno valise presque @ poids autorisé (satria raha mihaotra dia mandoha excedent), ary ny fanaonay, dia soit mitondra akanjo ho an’ny havana any (izay mazava ho azy fa entana tsy hiverigny aty dago), na koa, mividy eau minerale (izay koa tsy mila tonga dia mividy ilay vao tonga iny), na koa jus en carton ireny 3,4 na 5 isa …miankina. Izay zao nandeha Allemagne teo, tena 500 gr latsaka ny poids max no natao fa marina ny an’i tonton hoe « maty antoka fotsiny rehefa tsy feno ny entana.




FISAVANA ENTANA

Nisy olona, miasa @ fanjakana io ramatoa io eto dago eto ary manak’atao. Tao Johannesbourg moa no nisy ity tranga ity…. plus exactement, eo @ fisavana entana sy paoketra eo @ ireny checkpoint ireny alohan’ny idirana amin’ny zone d’embarquement (ho hody aty dago moa).
Izao ny zava nisy: tratra aza izy nitondra parfum (ilay marque tena tsara be ireny) ka mazava ho azy fa no-confisquer n’ilay agent (kala ngita volo soso-nify be molotra zoulou be izay hoy izy) ilay parful roa raitra be. Noho lasa ny avion hiakatra aty tana, dia notatarainy t@ dadanay izay hoe « fantatrao moa Mr. Guy fa ireny parful confisque ireny, tsy ariana fa angonona ka zaraina @ ireo mpiasa manao fisavana ? , indrindra ao Afrika atsimo ao ». gaga be dadanay naheno an’izany ary depuis an’izay, lasa manao foana hoe « tandremo asiana parfum any @ bagage a main any fa lasa an’ny ru jala fotsiny ». Ilay ramatoa, izay mbola nanohy resaka, dia nitsotra fa ny bouteille ihany no raitra be (satria izy efa nisy parfum izay izany confisqué tao Jo-burg io ihany ary tena sady mbola feno lay izy no Lafo be), fa ny ao anatiny, dia soit parfum mora novidiany tao behoririka (avant départ izany mazava ho azy), soit, ranon’ny pompe ao amin’ny lakozia ihany!!!! Izany hoe ny fanaony, tsy manary bouteille mihitsy izy fa hazominy ary avy eo, fenoiny autre chose dia iny no ataony fananiana izany izay hanakanana’ireo agent azy.?Izay ilay hoe « manam pahefana ianao, fa rehefa sendra ny mahay no ianao, dia sendra azy tsara ary eo fotsiny no raisina @ parfum amidy ao (vita thailande na sinoa zany fa sur) behoririka.
Misy mahafinaritra ihany ny mpiasa-panjakana malagasy ka…. sa ahoana?


DOUANIER PARFUME AU COCO

Misy an'izany hoe mamaoka entana any amin'ny douane any ivato, dia ampiandrasin'ny olona hoe tsy maintsy izany Coco izany no manao siganture, fa taitra i baina fa tinga di anihiran'i baina hira imorovise hoe..."coco cocoo cococococococo...ou es-tu mon coco....cocococococ, fa tsy nahetiska ny iray birao tao ivato tao. Ny ahy moa, efa manomboka zatra azy, dia je me contente juste de hausser les epaules et je sors discretement.
Misy koa, cas iray izay, olona mano depassement dangereux ireny, fa hananian'i rabainabe amin'ny klaxon mihirahira sy ny pssst pssst (izy tsina mbola mitondra na de efa handray 74 taona aza amin'ny fevrier.).
Une fois koa, miantsena izahay amin'na centr commercial ray izay, dia misy olona aotran'ny fonctionnaire manao costard be ireny sady misekoseko, fa mody tsy taitra mihitsy izy manantona moramora an l olo, any ka tsy mailo ilay olina. Rehefa eo akaiky eo amin'izay, mody asiana hoe "belle chemise mon vieux", na koa hoe "tsara lobaka zany zalaheeeeeeee", mainkina, fa tena kenda le olona no sady tsy manampoho.....


AZA MITONDRA MAFY LOATRA ENY AN DALANA FA METY AMPIDIDOZA

Misy koa, mandeha eny an dalana, i ra baina be no mi conduire aminio (attention fa 77 taona izy fa mbola mahafehy tsara'no sady kinga), fa misy an'ireny maano depassement abusif ireny fa ataony mahazo farce mihitsy.... misy an'izany klaxonner ny papapapapapapapapapa tsisy farany, na koa ataony psssst psssst mafy fa tena tonga de miherika zay tratrany no sady rangitra.
Misy an’izany hitrangany lela koa ny sasany (nisy karana izay tratra nandeha mafy) fa tonga dia nanaovany tire la langue be fa tsy nahetsika no sady ni-freine hijery hoe fa iza koa iny.


KARANA MISEO MANAMBANY, SENDRA NY NAHAY AZY!!

Une fois tsy teo dadabe fa tany Sambava niaro olo…. dia izaho sy ny zokiko no niantsena t@ grande surface iray izay, tao ankorondrano. Nisy karana maro2 nofanena t@ nay fa tout sest bien passé. Nisy maimbo carry iray izay aza, mbola eo @ ny 20 taona eo ho eo…mandeha tsara izahay dia jerirereny be ilay chariot….ny masony tonga dia milaza hoa …ahoana ianareo mahavita mividy an’izao???…. Ny ahy mo novandravandrako fotsiny, ary aotrany tsy nisy effet firy ilay izy, ary hitan’ny zokinay lahy izany (izay nanao vacances teto tana avy any amin’na firenena miteny Anglisy moa izy satria nianatra tany izy t@ izany). Tezitra by ny zokiko (satria any NZ ny karana ireny hoy izy, tsy ratsy saina fa ny eto dago eto mihitsy ireo no miseo manambony tena; sady any hoy izy, ny atsembohiny no ahazahony vola, fa eto dago, escroquerie no mampana karena azy) ary hoy izy hoe nda hanao 1 tour de rayon dia mody hiverina eo. NOho niverina izahay, mbola teo ilay karana dia no nanantona azy ny chariot-nay, manao fisainana tsy tia hihetsika ilay karana maivan-doha; tonga dia nasiany zokinay hoe « excuse me mate!!!!!!!!!!!!!!!!!!! just wanna grab the biscuits right theeeeeeee… » fa tena, je vous jure, le karana était SCOTCHE no sady tsy nanampo!!!! notohizany @zay nasiany hoe … « atually I like those, they are soooo good and cream …I Like creamy biscuits » no sady notsikian’ny zokinay (sourire hypocrite évidemment). Vita zay, nataonay fotsiny hoe « okay seeee youuuuuuuuuuuu…… byyyyeeeeeeeee » , fa je vous assure les amis, efa lasa eryyyyy izahay, mbola nojereny ihany no sady tsy nino izy hoe « qu’est ce qui vient de marriver »????
Izay le hoe, rehefa misy an’ireny miseo mijerijery, ataovy tonga saina na @ fomba inona na inona… tsy voatery hoe miteny anglisy, fa afaka atao zavatra hafa koa….

NISY MAUVAIS KARANA HAFA KOA NISY NIKITIKA @ FARITRA TSY DIA FIKITIKA

Tao @ salon izao tao tanjombato, vao t@ ity 2018 ity, nisy karan izay tonga dia hita hoa vorika. I dadabe moa sendra teto ary juste 2 jours avant ny hiverenany any Diego suarez izany. Izahay miresaka @ ireny promoteur ireny, i dadabe , mazava ho azy, miasa mikendry olona ratsy saina surtout, ireny vahiny sasany (satria moa tsy ny vahiny rehetra no ratsy eto dago, fa ny sasany fotsiny, tsara marihina izany) izay hita taratra fa mpanambany sy mpanalika. Nisy iray izay, sendra hitany, ary ny ahy tonga dia fantatro hioe…ao dray zany lety eeee!!! Lasa ary ra baina be mody mijerijery stand… karana telo lahy izay ilay izy (vao jerena dia ce sont ces minorités de karana qui donnent une mauvaise image des autres Indiens, qui eux, sont des gens biens) ary sady tsy taitra ra baina …ireo karana koa moa tsy mailo fa hoe ngarainy be ity efa tsy maninona intsony… ahahahahhaa… loza ry reto a, fa nandrasany hoe betsa2 olona teo, fa teo @ zay, nokitihiny ilay karana iray, ilay faharoa, notsongony ny fitombenany (karana eo @ 35 ans eo ilay izy, mitako-maso ilany izay (tsy aiko nisy nanisy totondro ve lery sa ahoana), manao lobaka grenant izay…. Izahay nahita taty @may stand iray, tapa tsinay (satria mes parents et mon oncle sont aussi venus t@ le salon de l’habitat io)….fa tena fanona ilay karana roa lahy voakitika (le 3eme, il etait placé un oeu a l’interieur de groupe dia tsy takatr’i baina fa sinon koa…asa fotsi…lollll)…Manoratra anareo izao aho, mbola mimehy fa tena teo @ le stand izahay, tapa tsinay no sady mody vendrana satria sao rakatr’ireo mauvais karana hoe « hay retsy ny akamany ». Fa i rabaina aloha rehefa manao « farce » aotran’ireny, dia mba assez intelligent mody manao fihetsika hoe tsy mahafantatranay…ça fait, ireo olona tratrany, tsy maharakatra mihitsy hoe izahay miaraka.

Un peu plus tard indray, mbola ao anaty salon ihany, nisy vazaha vizana miseo bob manao santiague be izay, tonga dia notenana’i ra baina teny anglisy no sady omeny tape sur l’epaule..aotran’ireny hoe efa mifakafantatra be ireny… fa tenya tsy nahetsika ilay vazaha no tsy nahavaly na inona na inona fa nijeri2 be fotsiny no sady lasa…. ilay vadiny (ramatao gasy valaka be izay koa no aotran’ire,y makorela tafakatra ireny ilay izy), sady manontany tena no fanona hoe « fantatra nga iny, fa iza int??? ». ra baina etsy alavitra etsy, manao mpi-maso anay aty @ stand fotsiny no mivanitika.


MIARAMILA FRANTSAY MANAO CHEMISE BLANCHE, MAIS PAS SI BLANCHE QUE CA RY RETO AAAANNN

Tao @ magasin iray ambon’ny leader price io (tsy teneniko ilay anarana magasin), nisy an’ireny miaramila frantsay ireny sendra niatsena tao…. ary sendra nifanindry t@ fandalovanay izany (vao t@ mois de sept teo izany 2018). Izy ireo, miso manambony tena ary aotra nikitakita ilay vendeuse gasy niasa tao. Ny zokiko efa niverina tany NZ fa i rabaina no vao tonga avy any Diego suarez. Ny ahy aloha tsy aritro ilay izy dia nanaovako remarque à haute voix hoe « franchement, y a ceux qui sont vrament mal élevés, vous trouvez pas » (ma mere a deja pris l’habitude de ma forte personnalite et ne dit plus rien). Mafy ny notenenako azy ary nisy miaramila 2 naheno no sady aotrany mailo… fa zaho, tsy mifezaka aho ary tsy ireny frantsay na miaramila ireny no atahoraka… efa zatra mi-deal gidra be @ fihainana ka efa tsy taitra tsony!!! Mbola nanoy aotra nokitakita ilay sasany t@ ireo (misy iray aotrany fohifohy, fotsy volo izay, manao ambony ambany fotsy), indrindra ilay manao chemise blanche io, ary i rabaina ihany no nahavita zavatra grave. nanantona ireo groupe ireo izy ary nokitihiny ilay manao chemise blanche ary tonga dia nierika be no nanao hoe « mais ‘est quoi ça!!!! ». I ra baina sady tsy taitra no tsy maika, fa sady mamindra mivaoka ny magasin no mikopakopaka mananihany ireio miaramila frantsay….izay tezitra moa raha teo. NO nitodika ary ilay miaramila chemise blanche, dia hitanay fa nisy trace na « nutella » be teo fa tonga dia hoy ahy t@ mamanay hoe « ndao hiala ato fa tena ho hitan’ireo io lobaka maoloto io », fa tonga izahay dia niala tao …navaelamany tao ilay chemise blanche parfumé au nutella @ izay izany (fa efa nisy nanampy ilay ingrédient….lolllll).
Tena loza ry reto fa tena mbola tsara vintana i rabaina depuis depuis fa tena mbola tsisy zavatra ratsy nanjoha azy mihitsy nefa izy dia manooondrana fotisny no ataony.…tena mahavariana….

Nivaoka tao aza izy, mbola miteny ihany hoe « aleo atao an’ireny fa ireny miaramila frantsay ireny no nahatonga ireo mpanjona malagasy maty teny an-drano tany fa tsy mba navotany ». Azoko amin’izay hoe maninona izy no manao an’ireny fihetsika ireny indraindray.

Au fait, asa moa raha tadidinareo ialy avion nenjera t@ annee 70 teo @ laniere teo; avion ho any diego izy iny. I dadabe-ko io, tokony nandeha t@ iny avion iny fa tara ny fiangiany tao an trano ary tinga tao ivato, on lui a refusé l’embarquement!!!! donc, si on lui avait laissé embarqué, efa msty izy! comme quoi, tena tsara vintana be mihitsy izy.





TONTON DISO HAFAHAFA FA ALEO IHANY DADABE

Fa ny pite, ny tonton-ko, izay tsy tia frantsay, indrindra moa ireo frantsay eto Dago satria hoy izy hoe manjakazaka hono.... fa ahy hoy izy, tsy hanaiky an'izany ary ny ahy dia ataoko mahita ireny vazaha ireny eto. Nisy vazaha mitaingina moto be zay, no sady mi depasse no izy ndray no hitady hisisika, fa nomen'ny tonton Rafidy phare no sady no nomeny klaxon laaaaaaaaava, no mbola nomen'ny hoe co****d. I dadato rafidy ihany koa, misy an'izany 4x4 be misisika be izany ka tena tsika nidofotra aloha tany amin'ny fiara hafa, fa tonga nifanitsy teo aminy, fa tonga dia novazavazainy le fiara be hoe "doucement cre***!!!!", fa tena nijanona le fiara panjakana ary tsy nahetsika so sady lagy fa mihevitra azy ho vhauffeur am panjakana loatra ka tena nahazo taim bava tamin'izay. Indraindray aza, omeny mihitsy mihitsy aza une fois zay hoe.... ferme ta gueule espece de sous phyphre...encore une fois, amin'ireny chauffeur ireny.


Fa ao @ fianakaviana misy mankatohoa ny atoan'i tnton (ralahan'ny dadako moa izy io) misy tsia, fa aleon'ny maro ihany, ny dadabenay (papan'i mamanay izany), satria ny an'azy tsy dia be gros mots fa dia hanihany no betsaka...fa aleo aza amiko, izany satria, efficace kokoa ilay izy, satria mety mahatonga saina aza no ny hoe minetroka olona. Fa bon, c'est mon avis, satria amin ny hanihany koa, saroyra laviirra amin le olona no mamaly nao.

Miverina amin'idqdqbenya indray, nisy an'izany hoe metsena any amin ireny centre commefrcial ireny, dia tsaiko hoe ahoana nonahafantarany azy fa hoy izy hoe, iretsy hoy izy, mpiasa ny fisc, ireny mihitsy le manambaka vahoaka....fa modiny tsy taitra aloha amin'ny voalohany satria mbola misimisy ny course atao, dia avy eo, vao hoe kelikely sisa, kitihiny amin'izay le iray miresaka tsara amin'le respinsable ny magasin, de avy eo izy, lasa aotan'ireny tsy nanota ireny, le olona sady fanona no tsy manampo no sady lagy. Nivaoka ny centre izay de mopbola nifanena. T@ collegue lay voakitika teo ihany, fa nataony ndray hoe "mmmmhhhh... belle chemise blanche ...mal repassee" no mbola lasa ihany izy etsy alohanay etsy. Izahay moa juste ato aoriana fa mody fanona hoe tsy mahafantatra azy ary d'ailleurs, zay fiana ny paika fa manjary silaka be, ianao no hilan'ny lova vanona eo hoe miaraka aminareo nga io baina be io, fa de aleo miataka azy manao mody vendrana ihany.

AGENT DE PARKING MISY MANAO REMARQUE CHEMISE

Aoyran'izay tsisy hafa no nataony t@ mpiasanna societe de parking irayyyyy zay...tetsy tsaralalalan, mametraka an" ireny contravention ireny le rangaha, izy, sendra mandalo fa nokitihiny aloha le ray somokotra be mametraka contravention...fa tsy nahantatenty vazivazy ka aotrany nikamenina hoa masoso.... olon dehiba patati patata...fa novalian'ny baina amin na kopakopaka be fotsiny fa tsy nahetsika koa. Angamba 1 mois apres, mbola teo antanainarenina teo koa, misy mpiasa parking 3 sa 4 miresaka sady mivaninivany no sady manisa vola...sa tsolotra...tsy aiko....fa nokitihiny ny telo no sady lasa ihany baina...n en plus ndray, omeny clin d'oeil...nomsady lasa ihany izy....fa na niteny irery daholo zay tratra. izahay zay efa mailo, de aleonay mandeha cote oppose an'le lalany fa sao dia rakatra eo hoe miaraka


DIALECTE MALAGASY MISY MAMORONA AO @ FANAOVANA PASSEPORT ….MAGNENO TSARA KENEFA TSY MI EXISTE FA …INVENTION!!! NA COTIER AZA FANONA!!!

Dia une fois ndray, tao amin io salle fanaovana pasipaoro io, ao @ ministera ao anosy ao moa, misy olona sasany nandreraka azy, ka ny ao moa, olona avy any ambany no betsaka. Izy aloa, justement aminin le be olona be sahotaka ao, de araraotiny tsara mihitsy, fa ze azony, dia kitikitihiny tsara na koa tsofiny ny ao @ nuque, ary tena fanona mihitsy izay tratra (ilay mpiasa-panjakana moa izany) satria maro ny olo ao, ka iza moa no endrokendrehinao ...marina zany sa tsia? Fa fonctionnaire roa no tratrany fa tena nanomp any an

De juste ndray, eo amin'le salle be fonctionanire eo (ao @ minstera ao ihany, na koa @ ireny bora fanjakana ireny koa fataony ity fihetsika ity), mody alainy telephone ireny, zay tsisy olo au bout du fil amin'io...fa modiny miresaka tena tanindrana..izay tsy tena tena tanindrana (nefa dadabe ko io, mitemy antankarana couramment satria mipetraka diego suarez depuis 30 ans), fa le iy, teny clown tsy mi-existe satria mifangaro teny merina, no sady misy teny betsimisaraka, no misy mot Anankarana, no mbola mifangaro accent Betsileo, tsisy naza naiza fa de invention totaly eeee, no en plus, mbola mifangaro accent antemoro manao an'le shhh shhh be ireny...fa na ireo fonctionnaire avy any la cote aza...mijery be azy no sady tsy mahazo ze teneniny no sady manontany tena hoe...fa teny tanindrana avy aiza izany tegny izegny fa tsy misy eeee!!!
Izy minio, miteny mafy be pour attirer l'attention no sady minotsima, no sady tsy mijery an le olona hniany izy, no manao fiteny tsy fanta piavihina, no en plus koa sady miteny mafy; ireo olona ao amin ny pasipaoro moa, tsy hitany ze atao fa sendra ny mahay azy ary tsy mahateny na ino na ino eeee!!


GARDE DE CORPS MI-STYLE TEO ANKORONDRANA, SENDRA NY OLO MAHAY GIDRA NO IZY!!!

Efa inin betsaka izy manao an’io fihetsika io, surtout rehefa de passage eto tana, ary depuis 2010-2011-2012 izy no tena fataony io zavatra io ary tena tsy mahetsika ireo garde sasany hanaovany azy. MItovi2 fiana ny fataony ary sahala @ zao foana: teo Ankorondrano teo vao tamin’ny volana Aprila lasa teo izany, vao tonga 2 semaine manao vacances avy any Diego indray izy, dia sendra ireny fiara cortège ireny. Ny mitarika moa, dia tsy moto fa fiara honda sa toyota break ireny, misy garde du corps be manao complet ao anatiny no somary mi-depasse. Tonga teo aminay aza ilay fiara honda feno garde manao contre soleil dia nitegny hoe « mijanona »; dia nijanona moa ilay chauffeur (satria chauffeur no nitondra indray fa tsi i rabaina be valivotaka avy any Diego); fa novohain’i rabaina indray ny vitre ary tonga dia « psssst » pssst » no sendra ilay fiara honda feno garde, izay niherika no sady tsy nahetsika; teo amin’izao, nopetahan’i rabaina be « tire-a-langue » be ireo garde fa voamaiky narary kibo no sady tsy afaka maninona na maninona satria juste derriere moa, misy Deba be Patron tsy maintsy embesina, ka raha ianao garde corps cous-fifre no hiseo ijanona eo, dia mazava hoy ny dadabe-ko izay « ataon’i deba PAtron be mangiery ianao raha mijanona ». Izy koa nefa, na tia hijanona aza, tsy afaka izy hanazava an’i PAtron be hoe « io rangaha soir be io, nangariky ahy »…TSY POSSIBLE re tompokoooooo!!
Tezitra dia tezitra aloha ireo garde, fa …. Dieu Merci, tsy mipetraka eto Antananarivo i rabaina fa asa fotsiny angamba….
Valio | Miverina eny ambony