Havanay mano fihetsika hafa rehefa misy manao tsirariny -tapany voalohany - Dinika forum.serasera.org
You are here: home > Forum

Havanay mano fihetsika hafa rehefa misy manao tsirariny -tapany voalohany

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : Havanay mano fihetsika hafa rehefa misy manao tsirariny -tapany voalohany
Valiny : 1
alex32 - 08/08/2018 22:37
Salamana daholo isika rehatra,

Tsaika tsy ho poster ko ihany ity resaka ity re olona fa aotrany mba tiako hoe ho zaraina amin'ny maro anisa ihany ilay izy. Resaka somary mivaoka amin'ny ordinaire moa izy ity ary mety hahagaga ny sasany mihitsy aza. Momban'ny dadabeko izy ity ary momba koa ny fomba fanaony rehefa indraindray sosotra izy.
Izy aloha, dia olona azo lazaina fa normal tsara ary nianatra no sady nandalina, ary mpisolovava a la retraite moa izy fa azo alazaina hoe tena mahay izy ny asany ary mazana mahomby faona. Fa misy fombany izay tena mampihomehy ato amin'ny fianakaviana. 

MILAHITRA GUICHET

Rehefa somary tezitra izy, dia mananaiany olona, ary mazana olona mandreraka sy ilay ilona hita hoe mpanalika olona hafa ireny no victime. Misy an'izany hoe misy olona mahatsiravina na mijery azy aza aloha, milahitra tsara ao amin'ny banky (eo amin ny guichet ireny), fa tonga dia kitihiny; any ka miherika ilay olona fa modian'ny dadabenay adala fotsiny ary midony mitazana zavatra hafa. 

ALEO TSY MIBAHANA REHEFA MISY BUFFET DE MARIAGE

Misy koa, amin'ireny buffet de mariage ireny, misy miseo manao be sandry be fotsiny, tsy tia ahalala an'izay sasany. Justement, amin'io sakorokoroka be iny mihisty no hikitiany indray ilay olona miseo azy be sandry, fa tena .. o ry reto a...miteny ireny mihitsy. Misy an'ireny garde garde du corps ireny koa, tena tisny no manisy an'ireny. Misy an'izany 4x4 be izany feno garde, efa taona vitsi2 zay teo aminy 4 chemin teo ampasampito teo, tinga de mibahana be tsy te ahalala, nefa hita hoe mi creer embouteillage fotsiny. Fa taitra oa ny lohan'ny baina fa nampidiny mora2 ny fitaratra tao aoriana fa tonga dia nasina psssst psssst ilay fiara be fa tonga de niherika ilay be contre soleil ary ny mampihomehy, dia tena sadaikatra ry jareo satria tsy fantany a 100% hoe iza ilay tena naota be teo..satria moa, maro ny olona tafahitsoka ka tsy afaka mihitsy izay hanendrikendrika. Fa ten aotrany tonga saina dia nisaka ho azy. Hoy ahy hoa, d'un cote, tsara ho azy izany satria manao fihstrkia maivam doha ka amiko, ils meritent cela!!



DOUANIER PARFUME AU COCO

Misy an'izany hoe mamaoka entana any amin'ny douane any ivato, dia ampiandrasin'ny olona hoe tsy maintsy izany Coco izany no manao siganture, fa taitra i baina fa tinga di anihiran'i baina hira imorovise hoe..."coco cocoo cococococococo...ou es-tu mon coco....cocococococ, fa tsy nahetiska ny iray birao tao ivato tao. Ny ahy moa, efa manomboka zatra azy, dia je me contente juste de hausser les epaules et je sors discretement.
Misy koa, cas iray izay, olona mano depassement dangereux ireny, fa hananian'i rabainabe amin'ny klaxon mihirahira sy ny pssst pssst (izy tsina mbola mitondra na de efa handray 74 taona aza amin'ny fevrier.).
Une fois koa, miantsena izahay amin'na centr commercial ray izay, dia misy olona aotran'ny fonctionnaire manao costard be ireny sady misekoseko, fa mody tsy taitra mihitsy izy manantona moramora an l olo, any ka tsy mailo ilay olina. Rehefa eo akaiky eo amin'izay, mody asiana hoe "belle chemise mon vieux", na koa hoe "tsara lobaka zany zalaheeeeeeee", mainkina, fa tena kenda le olona no sady tsy manampoho.....

 AZA MITONDRA MAFY LOATRA ENY AN DALANA FA METY AMPIDIDOZA

Misy koa, mandeha eny an dalana, i ra baina be no mi conduire aminio (attention fa 77 taona izy fa mbola mahafehy tsara'no sady kinga), fa misy an'ireny maano depassement abusif ireny fa ataony mahazo farce mihitsy.... misy an'izany klaxonner ny papapapapapapapapapa tsisy farany, na koa ataony psssst psssst mafy fa tena tonga de miherika zay tratrany no sady rangitra. 
Misy an’izany hitrangany lela koa ny sasany (nisy karana izay tratra nandeha mafy) fa tonga dia nanaovany tire la langue be fa tsy nahetsika no sady ni-freine hijery hoe fa iza koa iny.



TONTON DISO HAFAHAFA FA ALEO IHANY DADABE

Fa ny pite, ny tonton-ko, izay tsy tia frantsay, indrindra moa ireo frantsay eto Dago satria hoy izy hoe manjakazaka hono.... fa ahy hoy izy, tsy hanaiky an'izany ary ny ahy dia ataoko mahita ireny vazaha ireny eto. Nisy vazaha mitaingina moto be zay, no sady mi depasse no izy ndray no hitady hisisika, fa nomen'ny tonton Rafidy phare no sady no nomeny klaxon laaaaaaaaava, no mbola nomen'ny hoe co****d. I dadato rafidy ihany koa, misy an'izany 4x4 be misisika be izany ka tena tsika nidofotra aloha tany amin'ny fiara hafa, fa tonga nifanitsy teo aminy, fa tonga dia novazavazainy le fiara be hoe "doucement cre***!!!!", fa tena nijanona le fiara panjakana ary tsy nahetsika so sady lagy fa mihevitra azy ho vhauffeur am panjakana loatra ka tena nahazo taim bava tamin'izay. Indraindray aza, omeny mihitsy mihitsy aza une fois zay hoe.... ferme ta gueule espece de sous phyphre...encore une fois, amin'ireny chauffeur ireny.


Fa ao @ fianakaviana misy mankatohoa ny atoan'i tnton (ralahan'ny dadako moa izy io) misy tsia, fa aleon'ny maro ihany, ny dadabenay (papan'i mamanay izany), satria ny an'azy tsy dia be gros mots fa dia hanihany no betsaka...fa aleo aza amiko, izany satria, efficace kokoa ilay izy, satria mety mahatonga saina aza no ny hoe minetroka olona. Fa bon, c'est mon avis, satria amin ny hanihany koa, saroyra laviirra amin le olona no mamaly nao.

Miverina amin'idqdqbenya indray, nisy an'izany hoe metsena any amin ireny centre commefrcial ireny, dia tsaiko hoe ahoana nonahafantarany azy fa hoy izy hoe, iretsy hoy izy, mpiasa ny fisc, ireny mihitsy le manambaka vahoaka....fa modiny tsy taitra aloha amin'ny voalohany satria mbola misimisy ny course atao, dia avy eo, vao hoe kelikely sisa, kitihiny amin'izay le iray miresaka tsara amin'le respinsable ny magasin, de avy eo izy, lasa aotan'ireny tsy nanota ireny, le olona sady fanona no tsy manampo no sady lagy. Nivaoka ny centre izay de mopbola nifanena. T@ collegue lay voakitika teo ihany, fa nataony ndray hoe "mmmmhhhh... belle chemise blanche ...mal repassee" no mbola lasa ihany izy etsy alohanay etsy. Izahay moa juste ato aoriana fa mody fanona hoe tsy mahafantatra azy ary d'ailleurs, zay fiana ny paika fa manjary silaka be, ianao no hilan'ny lova vanona eo hoe miaraka aminareo nga io baina be io, fa de aleo miataka azy manao mody vendrana ihany.

AGENT DE PARKING MISY MANAO REMARQUE CHEMISE

Aoyran'izay tsisy hafa no nataony t@ mpiasanna societe de parking irayyyyy zay...tetsy tsaralalalan, mametraka an" ireny contravention ireny le rangaha, izy, sendra mandalo fa nokitihiny aloha le ray somokotra be mametraka contravention...fa tsy nahantatenty vazivazy ka aotrany nikamenina hoa masoso.... olon dehiba patati patata...fa novalian'ny baina amin na kopakopaka be fotsiny fa tsy nahetsika koa. Angamba 1 mois apres, mbola teo antanainarenina teo koa, misy mpiasa parking 3 sa 4 miresaka sady mivaninivany no sady manisa vola...sa tsolotra...tsy aiko....fa nokitihiny ny telo no sady lasa ihany baina...n en plus ndray,  omeny clin d'oeil...nomsady lasa ihany izy....fa na niteny irery daholo zay tratra. izahay zay efa mailo, de aleonay mandeha cote oppose an'le lalany fa sao dia rakatra eo hoe miaraka 


 DIALECTE MALAGASY MAGNENO TSARA KENEFA TSY MI EXISTE FA FAOPLA E!!!

Dia une fois ndray, tao amin io salle fanaovana pasipaoro io, ao @ ministera ao anosy ao moa, misy olona sasany nandreraka azy, ka ny ao moa, olona avy any ambany no betsaka. Izy aloa, justement ammin le be olona be sahotaka ao, de araraotiny tsara mihitsy, fa ze azony, dia kitikitihiny hanaovany « farce » ireny, ary tena fanona mihitsy izay tratra (ilay mpiasa-panjakana moa izany) satria maro ny olo ao, ka iza moa no endrokendrehinao ...marina zany sa tsia? Fa fonctionnaire roa no tratrany fa tena nanomp any an 

De juste ndray, eo amin'le salle be fonctionanire eo (ao @ minstera ao ihany, na koa @ ireny bora fanjakana ireny koa fataony ity fihetsika ity), mody alainy telephone ireny, zay tsisy olo au bout du fil amin'io...fa modiny miresaka tena tanindrana..izay tsy tena tena tanindrana (nefa dadabe ko io, mitemy antankarana couramment satria mipetraka diego suarez depuis 30 ans), fa le iy, teny clown tsy mi-existe satria mifangaro teny merina, no sady misy teny betsimisaraka, no misy mot Anankarana, no mbola mifangaro accent Betsileo, tsisy naza naiza fa de invention totaly eeee, no en plus, mbola mifangaro accent antemoro manao an'le shhh shhh be ireny...fa na ireo fonctionnaire avy any la cote aza...mijery be azy no sady tsy mahazo ze teneniny no sady manontany tena hoe...fa teny tanindrana avy aiza izany tegny izegny fa tsy misy eeee!!!
Izy minio, miteny mafy be pour attirer l'attention no sady minotsima, no sady tsy mijery an le olona hniany izy, no manao fiteny tsy fanta piavihina, no en plus koa sady miteny mafy; ireo olona ao amin ny pasipaoro moa, tsy hitany ze atao fa sendra ny mahay azy ary tsy mahateny na ino na ino eeee!!


GARDE DE CORPS mI-STYME TEO ANKORONDRANA, SENDRA NY OLO MAHAY GIDRA NO IZY!!!

Une fois koa, teo Ankorondrano teo vao tamin’ny volana Aprila lasa teo izany, vao tonga 2 semaine manao vacances avy any Diego indray izy, dia sendra ireny fiara cortège ireny. Ny mitarika moa, dia tsy moto fa fiara honda sa toyota break ireny, misy garde du corps be manao complet ao anatiny no somary mi-depasse. Tonga teo aminay aza ilay fiara honda feno agrde manao contre soleil dia nitegny hoe « mijanona »; dia nijanona moa ilay chauffeur (satria chauffeur no nitondra indray fa tsi i rabaina be valivotaka avy any Diego); fa novohain’i rabaina indray ny vitre ary tonga dia « psssst » pssst » no sendra ilay fiara honda fena garde, izay niherika no sady tsy nahetsika; teo amin’izao, nopetahan’i rabaina be « tire-a-langue » be ireo garde fa voamaiky narary kibo no sady tsy afaka maninona na maninona satria juste derriere moa, misy Deba be Patron tsy maintsy embesina, ka raha ianao garde corps cous-fifre no hiseo ijanona eo, dia mazava hoy ny dadabe-ko izay « ataon’i deba PAtron be mangiery ianao raha mijanona ». Izy koa nefa, na tia hijanona aza, tsy afaka izy hanazava an’i PAtron be hoe « io rangaha soir be io, nangariky ahy »…TSY POSSIBLE re tompokoooooo!!
Tezitra dia tezitra aloha ireo garde, fa …. Dieu Merci, tsy mipetraka eto Antananarivo i rabaina fa asa fotsiny angamba….

GARDE DE CORPS MISY MAHAVITA MANANIHANY AO ANATY GRANDE SURFACE IRAY ASABOTSY IZAY

Tamin’na grande surface iray teo tana, misy an’ireny garde hafa indray miaro olo manam-boninahitsy. Ny andro, Asabotsy, ilay toeran, feno olna ka somary misafotofoto. I rabaina manaoaraotra ny maha raiamandreny be azy, no sady manararaotra olo maro be…ka mody nandeha moramora no sady tsy taitra. Ilay garde iray (satria sarotra ihany ny hananihany an’izy 3), izay sendra niamboho no sady mijery ary amin’ilany, tonga dia nokitihin’i mr l’avocat. Taitra ara i ra lehilahy ka niherikerika be hijery hoe iza no mikitika…kanjo, maro ny olona, ka tsy hita hoe izy no nanao ilay faotana. Lasa aloha i baina sady tsy taitra; afaka 5 minitra, noverenany indray ireo garde (izay tsy mailo mihitsy) ary voakitika koa ilay garde de corps faharoa… aotrany tsy nanampo ilay izy no sady niteny t@ namany hoe « iny no nikitika », fa tsy hafa naninona satria moa eo ilay manamboninahitra ka tsy afaka manao abus…moa koa, na nanao aza, sur à 100% aho fa nanaovan’i rabaina vava be rediredy no fitenim paritra tsy mi existe na any diego, na any toliara na aiza na aiza fa mélange ‘antankarana, de betsileo et d’antemoro et de merina » (aotran’ilay nanjoha an’ireo olo miasa tao @ ministera fanaovana pasipaoro tao anosy). HOy izahay hoe…soa ianao fa mipetraka any Diego sy mi voyage matetika faritry hafa fa sinon, raha teto tana foana, dia mety efa nifabena t@ ieny olo vao « farcé » ireny dia asa fotsiny….


Fisc no taxer-n’i dadabe

Iray harissa izay, magasin mpivarotra sakafo nandalovan’ireny fisc ireny no rendra aisy anay koa. Izahay moa miatsena tiara ao, ary tempoka eo, misy an’ireny lehilalhy anak-3 niditra ary nanontana antontan-taratasy. nanaomboka tsara ny resaka saiky ireto farany, dia nanomboka nanao fampitahorana an’ilay orinasa ny kelikely.
Sadaikatra ny maro nahita an’izany ary nisy no tezitra. Izahay moa tonga dia nivaoka (mon frete try teto t@ izay fa ninanatra tan ivelany). I dadabe, izay manao vacances eto antananarivo, dia Etsy nivaoka ny magasin fa mana be marenina, atao hoe nodal fa body try meheno. Eo fa efa rakatray indray ny tetiny fa hanao zavatra clown ao indray ary hisy ho sosotra indray ny olona zay tratrany. Efa teo @ 5 minutes tes izahay no miandry no lady mividi glace. Izahay mbola mandoha tsara volan’olona iny, no int izy fa nivaoka n’play magasin, no lady ao arinany, nivaoka play lehilahy iray t@ lay fisc niteny lady tezitra hoe « tena tsy rariny kosa ray aman-dreny fa inona aza itã aaa ». I dadabe sado lasa, no mirediredy be @ lay agent fisc mana hoe « abolobola barbarbololobar…akor age gory meng ity?????? «  « batrora’nigongo bengaraniaza , etc…….. » fa inlay agent be vava, lasa tse nahateny itv farany no sady manao fijery sosotra sy be kakay. Soa fa any antsiranana no mipetraka ianareo fa enjana raha eto tana eto e.



AZA MBA MANAO RATSY OLONA IHANY NA MISY FAHEFANA AZA FA BORIBORY NY FIHAINANA E!!


Mbola resala olona manana fahefana ihany

Tsy izagay tao @fianakaviana no resahina fa naman’i mamanay izay, izay manana boutique nivarotra sakafo eto tana ary notongavan’ireny fisc ireny. Notantarainy anay hoe resale taratasy 2 try amp Vfotsiny dia efa fialam-baniny be no natoany ary tsy nanaiky raha tsy nahazo vola ry zareo. Ny mandreraka hoy its naman’i mamanay ity, dia tokony ho vita hoe « montant raisonnable » ihany play compromis, fa tena hita sao fa fanararaontam-pahefana Vfotsiny no nataon’ireto agent.

Ny mampihomehy annexa dia ity…. 8 na 9 mois taty aoriana, nandeha t@ digue ilay naman’i mamanay ity ary nahita fiara iray en panne. Ny andro moa efa alina dia alina…. tsaika hijanona ry jareo hoe hanampy fa no nanantona, dia elle a reconnu le gars du fisc, celui-même qui a réclamé beaucoup d’argent. lay vadiny tsaika hijanona hoe hanampy fa notreromin’i ramassa hoe « ndao letsy dada aaaa » « io nie le agent nanararaotra fahefana be ry leste eee fa ndao ndao ndao ndao!!!!! »; mazava be moa fa tonga dia ni redémarrer n’i dada lay vitesse ary casa ry jarret ary mazava be fa tavela sy tafahitsoka teo lay agent …. ny Sandro maïzena, ny tena rery….tsisy loza no izany….

Resaka hafa…teto Tana, efa taona maro izay, nisso cas elements anti emmeutes irony (cagoules, matraques, basy, etc… be ireny), mahery setra io rangaha io no sady « intouchable ». Maro ny olona innocent naratra ary voa mafy noho izy…. Iray andro aza, ninaika « chaise » izy andeha haka zavatra ambony placard tao an dakozia. Tsy fantatra ny tena nitranga fa nisolifatra tes izy na ve niblisatra ny chaise ka tonga dia niakapoka t@ carreau ny lohany….ary tena voa mafy io element mahery io. Ilay choc, try nahafaty azy nera tena mafy, fa kosa, no lay izy, dia lasa simba tanteraka ny fihainany ary na ny mitsangana na miteny aza, dia try vitany intsony fa mila « assistance ». Izay lay try mahatsara mana fanararaotana pouvoir io satira grave ny vidiny alohanao ave eo fa aleo Tihany maneja olona sy manar an’ny marina…surtout moa ianao miditra église!!!!!!!! tena voakapoka ianao raha manota rehefa mpivavaka.

Tany Fianarantsoa koa, 8 na 9 taona lasa izay, nisy cas koa n’na elements aotran’izany (tsy teneniko moa play classification), fa io olona io koa tena malaza be hoe mpidaroka no sady mpanao bavure be ireny rehefa mise rotaka ireny…. iray andro aza, nisso nampandre izy tao an-drano hoe nenjera ny zanany vavy fa tongada ata @ hopitaly be ianareo. Nikoropaka aza ry zareo hono ary no ny tonga tany, dia fantatra fa nibilisatra t@ ireny escalier vato be ireny (maro2 moa izy ao Fianar ao) lay tovovavy ary tena voa mafy mamapalahelo. Ny grave dia, nahangona vola maro i rangaha (abus de pouvoir etc….) fa no lay zaza marary mafy, dia tsy maints mividi serum, antidouleurs sns….) ary tena zay vola miditry, dia ritra ho azy eo, satria mila tsaboina moa play ankizy zanany.

ramatoa iray, tant @ faritra manakara iny koa, milalao mana ody gasy ary mamely zanak’olona izay tiany ho kendrena ary nisy maty mihitsy moa no ny vokany. No ny tata arriana koa, ny zanakio ramatoa io nahazo asa bien payé tant majunga ary tonga dia lasa tan. Niasa feo @ 4 volaba feo iza ary tse fantatra ny marina, fa accidenté tany ary maty teo ny eo.

Izay lay hoe…aleo mihezaka manao marina foana, satria marina fa hoe manana pouvoir ianao ary marina koa ny hoe « tentant » be ny mampiasa ansió fahefana io; fa kosa, rehefa mampiasan’io @ isy marina, dia lasa sanaría kapoka Andriamanitra no hizo aminy.


*****
fanamarihana @ maro!!!! ATTENTION A TOUTES ET A TOUS!!!!!

******?
Tsy vazivazy ity fa juste fanamarihana mikasika ankizy vavy iray izay, mpitaiza izy io. i Lalatiana no anarany, na Lala ary vehivavy fohi2 eo ho eo @ ny 1m50 eo ho eo, somary petaka orona no somary petsapetsana no be resaka; eo @ la vingtaine eo ny taonany. mampitandrina ahy satria nisy mpiara-miasa ko izay naka azy, ary nanana olona taminy satria io mpitaiza io, dia na hoe fetsi2 sy mahay raharaha aza, dia maizin-tsaina ary tena mahavaon-doza mihitsy. Ny fahitako an’ilay fitatarain’ilay namako, dia vehivavy maty ravavy izy io, ary kamboty (maty ray) koa, fa ny zavatra nataony dia tena zavatra faran’izay loza patria..asa izan loni2 nananany t@ lay namako, fa nampinanany an’ireny pile irony zazakely van 2 atone ary tena tena tsaika ratsy satria vaky io pile io ary efa nisy kely lasa tan @ lay zaza!!!! amigo aloha, manana olana ara-tsaina io mpitaiza io fa imani hoe, try « visible en surface » lay probleme io. Mazava ho azy moa fa tsy voatery olana manao fihetsika adala ny olona manana probleme ara -tsaina (idée recue be izany). Mampitandrina an’y rehetra ny tenako satria amiko, mieux vaut prévenir que guérir!!! raha misy olona any mampiasa anti mpitaiza io, dia alro tenenina izy sao dia sanatria re tompoko, mise mahazo an’ny zanak’ireo olona ireo, ka faotana be izany raha tsy miteny ianareo.

I Lalatiana (Lala) no anarany, eo @ 19-20 taona eo ho eo izy, eo @ 1m50 eo, maty Ray, maty zandry (ce n’est pas une excuse), ary nahavita tsaika hanampoizina zanak’olona tsy mana-tsiny ; coté Imerintsiatosika-arivonimamo iny no fihaviany (tanana tsy lavitra ani’ireo faritra ireo); tsotra volo, zarazara oditra.

raha misy mpitaiza tafiditra @ ireo critere ireo, aleo mailo ary mamapafantatra haingana ireo olona mampiasa azy mba hisorohana loza, idnrindra ho an’ireo zanany. Adidiko no mitent ary mampafantatra ny reyerta izar trangan-javatra izan.

****


UN COSTARD MARRON TRANSFORME EN TORCHON

Une fois zay koa, nandeha afidy izahay, mariage ny marimarina kokoa: nisy teo amon'ny 600 tro ho eo ny invites. Anisan ireo vahiny, nisy solombavam bahoaka izay anisan'ny nanaiky an'izay lalana controversee be teto amintsika vao haingana izay. Efa izahay variana milahitra tsara amin'ny buffet fa efa naonanaona moa.....i rabainabe ity, tsy hita fa hay kay nojerena fa tetsy amin'ny apetitif no mbola manesika. Ny loza nefa dia ity.... lany ny serviette teo amin'ilay table ka efa miodina radadabe he aiza no hamafana tanana. A 5 mtres de la, le depute io vaotangorona sy vao solliciter de toute part...asa raha...hitanareo moa reo gasy sasantsasany mpisolelaky, fa vao mahita dia...ahhh mr le depute...arahahaba, mr le depute, inona ny vaovao patiti patata.... any ka olona fotsiny autour n'azy teo. Justement t@ iny no mody tsy taitra ra baina, ka nanantona moramora tao aoriana, ny tanana mbola feno menaka nems sy boulette de viande, i depute, variana koa amin'ireo olo maro, ny cstard nefa aminio, marron creme, fa tena izaho mbola milahitra eo amin'ny hors d'oeuvre, fa jereko fa iny radadabe mi caresse an le costard marron avy ato ariana, dia avy eo koa, tsy maheno moa deba be, dia mbola nelefany koa ilay tanana anakiray dia avy eo izy, lasa moramora aotran'ireny tsy nanota ireny. 
Niodina amin'izay aza le manampahefana, fa tena namaritra tao aoriana presque aotran'ireny gazety namonosoana ramanonaka ireny.

VOKY TSARAMASO NY LOAKA 

Fa nisy une fois, toerana iray izay, karazana administration ihany ilay izy, fa tena miavona ireo olona ao, no sady mampiandry no tsy mahalala fomba. Teo am piandrasana moa, ary amin ilay be olona misafotofoto iny mihitsy no hanarataotany, dia efa nisy indray olona vaokitika i baina, ary no tena lasa fanona mihitsy hoe zy no mba sahy hikitika azy satria izy be fahefana. Fa ny tena loza dia ity, no nia vitsy ireo olona milahitra, dia tampotampoka eo izahay maheno fonfona hafahafa ary na ireo olna etsy @ ny administration aza dia aotrany sosotra no sady manentsina orona avy...ilay toerana moa....sady teritery, no sady maizimaizina no koa ny andro mafana ihany ao..... hay kay izy ity, tsy inona fa fofona gaz nalefan'i ra baina mram ra tao satria sosotra izy diso ampiandrasina. Na nisy aza ny mody nivaoka hifoka sigara, Ny nahagaga nefa, dia aotrany afak'izay, dia nandeha haingana ilay service...tsy aiko hoe tonga saina ve ireo olona teo, na koa ve...ilay fonfona etotra no nahatonga ry zareo somary hikoropaka. 

TEL GRAND PERE! TEL PETIT FILS!!!
 
Fa io fomban'i dadabenay io dia tsy propre azy fa smary "contagieux" ary ny zafikeliny roa dia mpanao olona an'io koa (mon frere le fait par exemple) rehefa sosotra sy tezitra. Ny an'ny anadahiko izao, dia rehefa mahita vazaha na mpinana carry sy sambos mandreraka ireny izy, dia ataony aotran'izay koa. Une fois, tao @ grande surface izay teto tana, nisy mpinana carry mbola zatovo, efa mahitanay mandalo zao, tsy mihisaka no sady mijery chariot...tena mano fijery maloto. Taitra ny zokiko ary tonga dia nitenenany teny anglisy (izy moa nianatra universite t@ tany anglais no fiteny koa), ary ny teneniny dia izao mihitsy : excuse me mate, is it possible to get through please????? Fa naheno an'izany, nikoropaka ilay carry be nanisaka chariot no sady tsy nahateny. No sady nitsikitsiky taminy ny zokiko no mola notohizany, niteny hoe: yeah, just wanna grab those biscuits right ther'....I just loooove them, they're sooo crispy!!!! No sady nasiany clien d'oeil ihany le carry. Tena izany oa re olona, tsy nahetsika le be carry fa asa angamba...efa diso zatra hoe ny gasy tsy mahay na tsy mahavita...fa teo....tsy nahetsika fa sendran'ny olna sady manana force de caractere, no sahisahy, no sady sur de soi. Any ka....kenda fa efa zatra diso manambany Malagasy loatra.


NY LOZA UNE FOIS

Fa une fois, ny loza dia ity, teo antaninarenina teo, nisy alina izay, nandeha nitsnagatsangana ny fianakaviana. Dia juste eo amin'ny parking, misy bandy bandy mirevy ireny, la biere sur le toit et tout et tout. Asa naninona rybreto fa nokitihin'ny rabaina ny iray t@ ilay bandy fa sosotra be. Nierika izy ka hoy izy t@ le tonton-nay iray hoe " aza mifampananiany ry nama fa tsy milay aaaaaaaa". No sady tsy nanampo le tonton ka niteny hoe.... tena tsy za no nanao an'izany ry nama fa i ra baina. Nijery aza ilay bandy be sandry no sady tsy nihino mihitsy ka niteny ihany hoe.... "aza ny raiamandreny ra namana no asiana fa voamay tsy reveko aaaaa", mbola namerina ihany le tonton hoe tsy izy, farany saika ratsy ny fandehany ary efa somary namorotra tanana ihany aza ireo bandy niaraka taminy...any ka niala tsiny ilay tonton na tsy izy aza no nanao azy.i baina amin'io, na nahazo remarque aza, tsy mbola taitra no sady ny ampitsony inynihany dia mbola mamerina.....



TSY TSARA MANAO ABUS

Angamba iray volana taty aoriana, dia tao ivato aeroport tao, mbola nahazo nidirana moa tao t@ izany...dia nisy polisy izay miseo milay ...manao hoe ataovy eto bagage etc etc. Ka teo koa, somary nisaborivory daholo...kanjo, sendra nijery zavatra hafa ilay police, ary izahay koa sendra variana. Tsy nisy segondra iray fa efa voakitika koa ilay polisy ary dia nierika aza izy hijery hoe iza no mikitika azy. Mijerty izy aloha ranga vazaha iray, fa aotrany tsy io, nijery ndray ilay polcie malagasy manao complet mainty mamono vorona be izay, fa sur fa tsy io koa, nijery koa madame aotrany metisse izay, no sady mihaingo be, fa tena aotrany tsy izy koa, nojereny i dadabe, izay mody manao hendry be no sady manao aotran'ireny efa soir be tsy mahavita ireny intsony, fa ...aotrany tsy possible koa hoe io aaaaaaa, nijereny ilay ranga roa izay varana miresaka business..tsy possible koa hoe ireo....nojereny ilay vehivavy creole, sady miavona no tsy mitsiky...fa tsy possible koa hoe izay....dia tapitra ny olona teo...tsisy intsony...ca fait...tsy nahananany de hoe izy no mpanao crime be tao.
Izahay moa efa mailo, dia modianany fanona fotsiny etsy akaikin'ny moivarotra artisanat etsy no sady mimehy hoa "ao zany lety e!!!"


IZAY VAHINY MISEO MANINDRY, DIA MAHAZO TSARA KOA

Miasy koa vazaha iray izay, miseo mpanindra tao @ grande surface tao tanjombato iray izay, fa sady tsy taitra ny zokinay no tsy mivaky loha, fa tonga dia sady nomena «tape sur l’epaule » inin-‘ na 5 ilay vazaha no sady teneniny teny Anglisy ihany, nasiany hoe « good choices of fruits, mate!!! » no sady miteny mafy tsara izy no mamindra aotran’ireny tsisy atahorany ireny, fa ilay frantsay aza tsy nahetsika no sady choqué, no tsy hitany izany hanaovana ilay fraise teny an tanany… ny olona tsisy mahazo hoa fa ahoana…izy, tsisy rarahiny fa tohizany ihany ny lalana aminio. Fa indraindray koa ny tena marina, isika Malagasy, tsy zatra mahita Malgasy hoe manindry vahiny ka any ka lasa choquant ihany ilay zavatra…kanefa, raha nytokony hjo izy, izay no fanao satria tsika agnie no tompo-tany e…. fa tsy ireo vahiny ireo!!! je pense hoe mon frere a raison de les traiter comme ils le meritent ihany.
Izy aloha, rehefa hitany hoe misy vazaha mibahana lalan ireny ny azy, izy tsy miaritra maindry que le vazaha se decide izany, comme bcp de Mlagaches le font, fa ny azy ataony mihitsy hoe « excise me please, you’re standing on my way, madam », fa tena tonga dia cela fait son effet immé-ediat kosa alohany, fa tena misaka ilay frantsay maloto saina sy mpanambany gasy (encore, c’est seulement certains Français). vita izay, asiany kely @zay hoe « than you, I appreciate that » no sady mitsiky izy, juste,ent ila fitsiky anglisy atao hoe « stiff upper lips » ireny, izay tsy fomba frantsay koa moa.



Valio | Miverina eny ambony
ketak - 12/08/2018 16:51
a
Valio | Miverina eny ambony