You are here: home > Forum

Havana mampihomehy -tapany faharoa

Lohahevitra : Fanatanjahantena
Fitohizan'ny hafatra : Havana mampihomehy -tapany faharoa
Valiny : 0
alex32 - 25/07/2018 09:51
TAO PARIS

Nisy magasin izay tao Paris tao, miavona ilay mpivarotra ary tsy mampi tia hanantona mihitsy. Izahay efa nanao hoe ndao andeha fa mandreraka ary tsy teo koa moa ny zokiko t@ io fa raha tsy izany, nisy nomeny teny anglisy indray ireo Frantsay miavonavona tao fa sure aho @ izany. Fa i dadabe no sendra tao ary tsy taitra akorony izy dia nanantonany aza ilay vendeuse frantsay iray izay mbola mivindritra sy miavona ary nataony hoe « il faut sourire làa madame, comme ça, vous allez vieillir vite!!! »  fa tsy nanampoho ilay ramatoa ary etna sadaikatra mihitsy @ fomba fihetisny teo, ka lasa nitsiky tsy satry no sady forcée be. Hoy ahy hoe, indraindray marina, tsara ihany no mamaoka ny ao am-poho satria mety mampihova zavatra io.

TEO ROISSY CDG IZAHAY HIAKATRA HODY

Ity indry, tsy i dadabe, na ny zokiko no nanao azy fa lehilahy afrikana izay ni-gueule be. Izahay avy anano vacances tany Allemagne taminio ka -handray vol ho aty tana. Milahitra tsara eo @ douane eo ary tampkoa eo ahy, nareha lehilahy iray izay niteny an’ilay olona teo @ desk, olona io frantsay. Nitodika izahay ary hitako ilay lehilahy afrikana - izay mitafy mihaja dia mihaja (manteau beige crème be haute qualité, costard de très haute qualité, belle chaussures noires bien cirées) niteny be hoe « ti mé prends pourrrr un imbecile en me manquant de rrrrespect comme çaaaaaa!!!!!, mais pourrrr qui tu te prends???, heiiiiin!!!! »  …fa etna tsemboka vody ilay frantsay (izay mpiasa teo @ ireny accueil ireny) tao roissy nanaovany azy ary tena tsy nahatena no sady voatery nialan-tsiny fa tena tsaika nanaovan’ilay Patron be afrikana « la fete » teo roissy teo…hoy ahy hoe…Vitsy dia vitsy ireo Gasy sahy hanao aotran’izao (c’est pour cela que j’admire tant mon frère, lui, il est malgache et il ose monter quand quelque chose tourne pas rond). Ne dadabe ko (ny zokiko tsy teo t@ izay) ary tena niteny mihitsy hoe… « ny toetran-tsika diso hendry no indraindray mahatonga ny Gasy voatsindry ny vahiny,» hoy izy.


MANOME FANAZAVANA BAINA HOA MANINONA MANAO « FARCE OLONA ARY AMINY, RARINY ILAY IZY INDRAINDRAY

Mise fotoana tezitra ny bebenay amin’ny atain’i baina, ary teneniny hoe « fa manina nao int vazaha int natainao an’izany sns…. complexe ange ianao sns» fa valían’i baina hoe « tsisyolona try manana complexe no ahan ary ny amigo, tse hoa vazaha, na karana, na gasy no ataoko farce, fa « imbéciles » na koa « frimeurs » no hananianiko, na frantsay ireo, na Anglisy, na Alleland, na Gasy…rehefa manaja sy mifanaja, hoy izy, dia tsisy antony mihitsy hanavoako an’ireny fihetsika clown ireny fa matoa ahy manao « farce », dia olona vortica izay play olona, na olona mpanalika sy mpanambany sy mpanindry oloa, azonao ve, hoy iza t@ bebenay, izar tse nahavita niteny intsony….




TSORIN’I DADABE MIHITSY NY ANTONY HANAOVANY FIHETSIKA CLOWN

ny azy dia tsoriny mihitsy hoe ny frantsay dia mpangalatra ary raha tsy izy ho y izy, nahoana tsy averin’ireo ny nosy kely tsika? altar zany hoy izy. Moa koa, amine dadabe-ko, maro irei Frantsay eto dag izay Etsy tia malagasy, no lady mahankahala an’i dago, nafa eto fotsiny par internet (vehivavy, profit, quasi absence de regles, etc…, escroquerie, dia koa, besoin de se sentir superieur). Aminy izany, Etsy meriter haja ireo vahiny sasany eto fa mihendrika hanaovana an’ireny « pssst pssst » ireny, na ireny kitika sy fihetsika clown be ireny. Misy an’izany grande surface eo ankorondrana izay, somaey tery parking…. dia mise vahiné mi s’enerve no sady mi klax be (nefa sur hay fa any Paris, try ho hanao anio fihetiska io mihitsy ry jareo), fa sendra ny zokiko, fa tonga dia natoany poliment be hoe « there is no hurry guuuuuuuuyyyyssssss , come oooooon » ary nanandrana namaly ireo vahiny 2 @ angles 2/20 be « but what is euuuuuhhhhh your problème ». tsy titra ny zokiko ary natoany hoe « just take it easy, here, you are not in France, this is our country, understood?????? , so shut the hell up!!!! ». Ny security teo, nahita fa try nahaza na ny singing aka, no na ninety aza, dia nomen’i zokiko koa fa sur ahy. Ilay vahiné, try nahateny ary nilamina tsy ni-klaxonne intsony fa zany gamba koa vas nifanenan t@ Malagasy mahavita mittens mivantana.

HOTEL MALAZA ETO TANA
Tao @ hôtel be tao antaninarenina tao, dia aka mofo tao ambiant tao ny zokinay niaraka t@ associe. Teo aloha, nosy vanity 3 lady ni se moquer an’ilay mpiasa malagasy tao ary nanambany be any io. nandalao too amin’ny zokiçay aka icy ire no sahady fali2 hoe afar manindry olo… van nandalo, nomen’i zokinay hoe « have some respect and get your ass outta here , you stupid f******». try nanampo ire faring no lady nahitan’i zokiko nivandravandra masiaka be sy vonona hibetroka ka tsy sahy fa nail no sady maina fotsiny.
Ary eo tao @ io toreava io imani, mise collaborateur gasy anitra izay play « deba » gerant an’o toegaan io (malaza io rangaha io sto. Niseo miasma bazzana io rangaha anitra io fa notebahan’i zokinay hoe « vous et vos leçons à 2 balles, ayez du respect envers les autres, vous avez compris ou pas!!!! » fa tsy nehetika ny olona teo @ reception no lady tenda play rangaha fa encore une fois, tsy nanampoho hoe Malagasy mbola jeune mahavita mi tenir tete azy.

VAZAHA MIVIDY FRUIT mibahana LALANA

Quartier résidentiel inlay toerana dia misyb 4x4 vahiné mibahina lalana tsy tia ahalala sy missen au dessus de la loi. Ny clona remettra, tezitra fa na ira aza, tissu mitent…tsy aiko hoe vahiné ve dia tsy kotabaisina sa inona….vao nifanitsy t@ nay inlay vahiné izay mibahnina, notairin’i zoky hoe « excuse me » ary titra inlay vahiné « nice car, yeah, but stupid driver », fa try nahazaka ary ni kali inlay vahiné. et mon fret s’est foutu de sa gueule, en faisant signe de la main hoe « j’en ai rien a cirer de ton klaxon et c’est pas un type niveau bac qui a vu que la france qui va m’impressionner » (il le dit souvent). Moi, me dit-il, j’ai visite 23 pays, dont l’oceanie et l’Amérique du nord et l’Amérique centrale.

Une fois koa, un autre étranger roule a vive allure et a failli percuter un pauvre gars en velo. Fa je me suis permis de le klaxonner fort et je lui ai hurle dessus en le traitant de quelque chose. L’homme, incrédule, me regarde au retro et ralentit merle sa caisse, probablement choqué de voir une fille Malgache s’en prendre à lui.

HAVANA MANANA HOTELY: HAFA IHANY NY ZEZIKA NATORALY…..

Misy havanay izay mi-gérer hotely mpandray an’ireny vahiny ireny ary azo lazaina hoe tsara ihany izy io. Mazava ho azy fa misy formule petit dejeuner inclus amin’ilay izy ary ao anatin’ilay menu, misy …atao hoe fruit de saison. Ilay ramatoa patron dia faly dia faly mampidera an’ireo fruit misy ao an-tokontany ary tena midoka ny tenany mihitsy ary izy hoe tsara ny azy raha comparer-na @ voankazo misy any @ mpivarotra. Io toerana io moa misy an’ireny « revue » en ligne ireny ary mazava ho azy fa afaka mametraka avis ao ny kil raha tiany…ary tsy misalasala mihitsy aza izy oreo milaza hoa tena tsara ireo voankazo ao @ io toerana io. Fa iray hariva, mao taoka ilay patronne ka somary lasa ny vavany ary niteny izy hoe nampalahelo azy hoy izy ireo hazo misy an’ireo fruit ka navelany teo (nefa izany tokony afindra na hoe novonoina), ary no ny nandeha ny forona, dia lasa nialina hatrany ireo « racine » ilay hazo maro, ka tonga hatrany @ « fosse » (mazava ho azy fa ny client ihany no « mi-contribuer ». Ny marina dia tokony hoe novonoina ilay hazo, fa dia navelany teo ireo izy, fa zany hoe, tena mamokatra voakazo sady ngenda no vavanty no feno jus!!! attention, izahay tsy nanadrana fa izy ihany no midoka an’izany!!! Ireny akondro sy papaye ireny, tena lasa lehibe no sady orange tsara ny lokony; ny akondro, malaza hoe mamy no sady matsiro. Ka izao… aleo ihany mitodika vao manao commande fruit fa sao dia ao ambadika ao ihany no tangosan’i ry jala….




Fa zay ry zareo, tampitra eto ireo tantara fa tena izy aloha, dia rangaha azo atao hoe mahafinaritra Ary tsotra, fa icy koa rehefa tezitra, dia tena tezitra @ foho koa. Aminy izany, tsy dia fanoany ny mida @ olona rehefa tezitra, fa aleony manao an’ireny fihetsika ireny hoy izy satria ireny, tsy mampiakatra tension kanefa ahazahona fahafam-po. Toy aikido hoe zay ve no ma inoxydable azy satire izy efa be taona, nefa tena mboma mavitrika ara tsaina, ara batana, ary na miteny aza izy, dia try mitandrevaka,izany, ary ny fahakingany ara-tsaina, dia manambaka tanora mihitsy.




Valio | Miverina eny ambony