Aza manaiky ambanin'ny vahiny na tsotra aza ny fihainanao! - Dinika forum.serasera.org
You are here: home > Forum

Aza manaiky ambanin'ny vahiny na tsotra aza ny fihainanao!

Lohahevitra : Fiarakodia
Fitohizan'ny hafatra : Aza manaiky ambanin'ny vahiny na tsotra aza ny fihainanao!
Valiny : 4
alex32 - 20/07/2018 21:33
Salama daholo,

Misytokoa ireo vazaha ireo (ny sasany) tena miseo manambony-tena mihitsy ary misy aza tena tsy
menatra manalika Malagasy mihitsy. Misy frantsay izay mipetraka ao
Ambatobe ao (akaiky fiangonana izay ilay toerana) fa tena malaza ao @io tanana io mihitsy hoe mankahala gasy. Io vazaha io manana tany goavana be ao ary manana trano sy
karazan`entana marobe koa. Kanefa, izy io, tsy tia gasy nefa mampiasa
gasy no sady mipetraka eto Madagasikara eto!! Amiko manokana, inona no
hipetrahanao eto rehefa tsy tia Gasy ianao ary inona koa no ampiasanao
Gasy?? Mazava ho azy izany fa io vazaha io dia tonga eto exploiter
Gasy fotsiny ka amiko manokana izany, tena hitako fa justifie tsara
ilay fomba fanaovanao hoe 'aza mi se laiser faire' rehefa mifanatrika
aminy fa ataovy enony hoe tsy an`azy anie ity Gasikara ity. Mety hoe
betsaka ny Gasy eto @ forum hoe tsy tia ny fombanao, kanefa, amiko
kosa, dia tsy mety izany hoe taninao ve ity dia enao Malagasy indray
no andefitra no mbola sady ambaniana...sanatria.

Mikasika an`io ambassade de France io indray dia efa malaza manambany
Afrikana mihitsy izy io, indrindra moa aty Afrique francophone aty.
Nisy olona izay tsinina fantatro, efa 2 mois lasa izay moa....narary
io olona ka nila traitement tany ivelany, dia mazava ho azy fa nila
nangataka visa izy. kanjo ela dia ela vao nival ity visa ity satria
nilain`ireo frantsay ireo vanona ilay olona ka tara be vao tafahala
teto M/scar. Noho izay, dia efa grave be ilay aretina vao tonga tany
izy, ary ilay traitement tsy dia nahomby intsony. Maty ilay rangahy
noho izany ary namely kamboty.

Ny point-ko dia tsotra: Maninona moa olona efa marary izany mbola
ampiandrasina? Fantatra io iolona io hoe tsy ho hanao clandestin any
mihitsy (olona manana asa io olona io eto ary efa plus de 50 ans).
Marina fa mety hoe somary 'extreme' ny action raisinao camarade @
soso-kevitra hoe ahaona no tokony havaovana an`ireo frantsay miseo
manambany eto @tsika, fa izaho manokana, mahita fa rehefa tsy manao
an`ny rariny ireo vazaha reraka ireo, dia aleo omena faisana any
mihitsy fa tena indraindray diso trop loatra koa ny fanambanian`ny
sasany @izy ireo Malagasy.


Ka samy tsika miheritreritra fa ny ahy aloha raha misy miseo minambany
eo, ataoko tonga saina mihitsy ary voamaika ambaniako. Omaly hariva
izao, tao @io score ankorondrano io, nisy frantsay vavy izay
mirotoroto be ary mampiseo mihitsy hoe 'nareo gasy indray dia tsisy
fotony fa olona mainty kely daholo'. Fa tena hitako izy iny hoe tady
haka an`ilay entana farany teo, fa tsy menatra ahy ni doubler azy ka
tonga dia nataoko izaho no nahazo an`ilay entana (fromage farany teo
ila izy), any izy ka tsy hitany izay natao fa heveriny angamba hoe
Gasy ity dia tsy mahavita manohitra an`aho.

Une fois izay, tao amin’na grande surface iray, nisy maimbo carry izay, mbola tanora, nanao fiejry mandreraka be an’ilay chariot nentiko (fenofeno ilay izy fa tsy hoe tena feno be aaa), tena manao fijery hoe « akory ianao gasy nefa mbola feno entana chariot-nao. tsaika tsy nanantona ihany aho fa decidé aho ka natosiko moramora atny amniny ilay chariot… No teo akaikiny ilay izy, dia tsy nihetskika ilay becarry fa asa izay ao an dohany. taitra ny lohao ary tonga dia notenneniko teny Anglisy be « excuse me, can I get through please!!!! » sady nataoko nasiaka kely no nojereko droit ds les yeux izy fa tonga dia nihemotra tsisy aotr’izany….notohizako hoe « just wanna grab those biscuits my friend, they’re realllllyyy niiiice, don’t you agree? » ; izy amin’io, tsy nahetsika fa mijery aho no sady tsy mahavita mamaly…. Hoa ahy hoe…ao zegny!!! tratrako tsra minan’ny tsy fihinany. No azoko lay bicuit, sady tsy taitra ahy no nanao hoe… « thanks my friend, was nice meeting ya!!!! » dia lasa aho nandeha, i be carry tsy tafahetsika no sady mijery ahy mihanahana eo hoa « tena nisy sendra nahay ahy t@ ity »…fa voila ihany ny fanaovana an’ireny olo mandreraka ireny; tsoriko aza fa ataoko matetika be io fihetsika io koa @ i Frantsay si Italiana sasantsasany… aleo manao satria amiko….electrochoc ilay izy ary mety à force, mampihova ny perception an’i gasy sasany ao @ sain’ireo frantsay valaka eto. tsara ny mampiseho hoe…izahay, on n’en a rien à foutre de votre culture et de la France!!! Tsara ihany no mi annoncer couleur indraindray satria manova zavatra io, manatsara zavatra, surtout, ho antsika…

T@ herinandro lasa teo koa, nisy fiaran`ny ambassade frantsay izay
niseo milay...vazaha no mitondra...tsaika irotoroto hanao be loha
fotsiny tetsy Alarobia tetsy fa tsy mahay mi-patienter aotran`ny olona
rehetra fa angamba hoe mihevitra azy ho vazaha. Sady tsy mety
mihemotra izy io fa ilay gasy no tadiaviny anao marche arriere. Izaho
moa zara fa nihembotra @zay izy io fesona eo va tafavoaka. Sahy ahy
satria ratsy ny fiarako ka aleo izy andona eo raha sahy fa ny an`azy
no fesona eo. rehefa nifanitsy ny varavaranay, norarafako hoe 'pauvre
con, retournes dans ta France remplie de pédés’' fa tsy sahy nanohitra, satria angamba izy irery no hitany koa
ahy hoe olona sahy-sahy. Ambon`izany koa moa, izaho tsy hanao
application-na visa ho any Frantsa ka inona moa no hifezahako azy?
NY mahavoa antsika gasy koa indraindray diso malefaka loatra sy tsy
sahisahy, any ka araraotiny tsara. Misy orinasa izay, frantsay koa io
orinasa io ary manao an`ireny publicite ireny izy io (ao antanimena
ao akaikin »ny gastro). Ao koa, malaza mihitsy hoe manambaka gasy ry jareo @ lafony
karama kanefa hono ny asa tena bobaka. Tsy vitan`izany koa fa ilay
vazaha miasa ao mampifilafila @ karama hono raha tsy hoe matory
miaraka @ny mpiasa ao @io orinasa io. Ka hitanareo @izany ny adin`ireo
vazaha eto: mampikarama ambany kanefa izy mahazo tombony betsaka eto @
nosin-tsika....hiarahana mahita angmaba fa misy zavatra tsy rariny
izao, na @ireo orinasa vazaha sasany eto, na @ ambassade, na koa @
ireo mpandraharaha vahiny sasany, na koa, amin`na orinasa frantsay
lehibe izay tsy miraharaha an`ity Nosy ity fa faly maka profit fotsiny
(hotels frantsay sasany ireny, orinasa petrolier mitrandraka petrole
any Melaky ireny ka malaza hoe mandoto, manimba environnement sy
manambaka Malagasy fotsiny (Jereo fotsiny amin`izao:
http://www.gn.apc.org/network/news/say-no-totals-mining-plans-madagascar)).

Ka jerevo @ ireo fihetsika madinidinika tsy mihendrika ireo aloha ny
resaka fa maro amin`areo angamba no mandio hoe rarany raha tezitra
ireo afrikana any burkina faso sy cote d`ivoire ireny. rariny ihany
koa raha betsaka izao ny gasy tsy tia hierika an`i la Frantsa intsony,
ary efa misy koa gasy sasany aza tsy mandeha mianatra any intsony
mihitsy, no sady miteny anglisy izy miverina eto. Misy koa ny sasany
alaony any Malaisie no mitsabo tena na toerana hafa satria izy marina
moa no hijaly hiandry fatin`na visa eto? Normal be mihitsy izany amiko
satria iza koa moa no ampifilafilain`ireo Frantsay ireo ao @io
ambassade ratsy sady mikorontana io? Jerevo ity izy aotran`ireny
tranon-dopy ireny. Marina ny anao camarade fa mila mampiseo fitezerana
mihitsy satria isika Malagasy ireto dia mitaraina fotsiny fa tsy mba
manao action izany rehefa hoe vazaha ilay manao loha be!! Rehefa isika
samy gasy nefa jerevo!!
Izany no ataoko hoe aoka izay ny fitarainana, fa hanaovy geste
maherihery (tsy voatery hoe manompa be na manao boxe),
fa juste geste simple somary hostile (fijery ohatra, na pause arrogante ireny koa mety tsara, ialy mizihitra ireny no sady tsy miteny koa mety tsara) aza fotsiny dia efa ampy. Aza manaiky ho ambanian`ireo izany e; izaho aloha tsy manaiky na eto dago na any ievalany ireny fa ny ahy dia ataoko mahamay ireny rehefa mandreraka ahy!!! valivaliko be, na kitihiko anananiko rehefa tsy revekoa, na koa tenenako teny anglisy nefa any amin’ny taniny aho…. any dago moa, tonga dia indraindray tenenikoa mihitsy hoe « miveregna any frantsa, especes de ***** » rehefa miseo tady ananmbony tena. NY karana (ny sasany) indray dia tairiko hoe « carrrryyyy ».
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 21/07/2018 17:04
Hihi Sao lasan’ilay Vazaha madamanao ka tena marary fo be ianao.
Izao fotsiny ny ahy. Ny olombelona rehetra eto antany dia samy manana toetrany ka tsy mitovy daholo. Sa mety aminao raha ataoko hoe Malagasy mpanao fitsarambahoaka ? Mandoro olona velona? Manendaka, sns...
Nefa ianao tsy nanao fa ny sasany ihany? Na izany aza ohatra mety aminao ilay izy raha vazaha no ho doranao velona raha io lazainao io jerevana.
Mety hoe fahatahorana koa ny an’ny sasany matahotra mpanendaka mpanao kidnapping sns..
Matoa izy ireo manana tany, manana trano dia na manofa izy na izy mividy fa ananany vola tsy tokony atao ankarary fo. Ary tsy Frantsay irery fa ny vazaha rehetra. Efa nanandrana niditra tao @ ambassade américaine ve ianao? Raha avelany hiditra akory aza. Mahagaga kely hoe tsy tianao ilay Frantsay nefa solon’anaranao aza teny Frantsay ?
Valio | Miverina eny ambony
saho - 22/07/2018 07:36
Tsara i Gasikara fa isika no mety diso tanjona ry zalahy. Inona no tanjona ataonao momba an i Gasikara.
Diovy ny tanana ry zalahy. Ataovy madio ny tanana hipetrahanao

Aza miasa loha amin izany fa izay mampety kokoa na manatsara ny fiainanao atao. Mba ho tsara kokoa noho ny azy

Misy foana ny racism na aiza na aiza fa aza be bla bla. Izay mahery fahaizana sy teknika no tafavoaka na amin ny lafiny inona na inona

Jean Laborde nahavita rova taloha, na dia nodorana aza le rova
Ny fr nahavita tetezana sns...
Be dia be ny lova vitan ny fr tao Gasikara
Aza miankina amin iza n iza fa atao izay mampety ny fiainanao, miala ny tokantrano ambany indrindra ary tonga amin ny avo indrindra

Aza atao fankahalana na tsy fitiavana no miseho matetika eto fa ny ASA VITA NO IFAMPITSARANA ry Zalahy
Valio | Miverina eny ambony
rhaj0 - 22/07/2018 19:21
Ilay izy kosa mba tora-po ny an-dranamana ee..

Fa @ ankapobeny, dia izao hono ee..
- rahefa ilay mafana fo na hoe, mbola zaza iny hono ianao, dia tena @ ilay hoe, hanova izao tontolo izao. satria dia tena betsaka ny tsapanao fa tsy mety, na koa hoe, betsaka ny tsinjonao fa ataon'ny hafa dia mba tianao atao koa.. Ohatra hoe, tena mandrevirevy ianao hoe, tena champion du monde @ foot ee...
- rehefa miha-matotra anefa, dia tena hoe, tsy zakan'ny tsena izany manova @ niveau mondial izany, fa mety ny firenena izany no anaovana ee...
- rehefa miha-matotra ihany, dia tena hoe, tsy zakan'ny tsena izany manova @ firenena izany, fa mety ny ao @ fokontany izany ee..
- rehefa miha-matotra ihany, dia tena hoe, tsy zakan'ny tsena izany manova @ fokontany izany, fa ny fianakaviambe no anaovana ee..
- rehefa miha-matotra anefa, dia tena hoe, tsy zakan'ny tsena izany manova @ fianakaviambe izany, fa dia ny vadiamanjanaka izany ee..
- rehefa miha-matotra anefa, dia tena hoe, tsy zakan'ny tsena izany manova ny vadiamanjanaka izany, fa dia toa ny tenabe ihany izany no afaka ovaina ee..


Izay ilay izy tsindraidray, fa raha ny tokony ho izy izany, dia tokony atsimbadika io ee.. Atomboka @ tenabe k'lou, dia avy eo andramana raha vita ny manova ny vadiamanjanaka ets.. ary rehefa "miha-matotra" ianao, dia mitondra fiovana @ niveau mondial izany ee...
Valio | Miverina eny ambony
saho - 24/07/2018 08:55
Misy foana ry zalahy ny fahatsarana aminao
Ianao ihany no manamavo na mampanankarena ny fitiavana ao amponao, Ianao ihany no manamainty ny tenanao na manafotsy ny tenanao. Nofo sy ra ny olombelona eto antany saingy na tsy mitovy ampiandohana aza ..

Misy teraka dia mahantra ny rar, misy vao teraka dia zanaka mpanana, misy vao teraka dia tsy tafa....aleo ihany mifidy ny tsara lalana ry zalahy . Aleo tokana raha tsy tafa na tsy manambady mihitsy.....manampia ny mpiara belona, mitsinjo ny tsara sy valeur milay

Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Atra antampon ny loha

Ny Ratsy resy ho azy eny foana, mandady, sy mijaly be ny farany....manaova soa hatrany, ny vola mandalo
Valio | Miverina eny ambony