Fety sy fihaonana

angotiko ( 12/02/2010 15:40)
miarahaba ny rehetra ô fa nahoana tokoa waaa, fa toa tsy nisy fetifety intsony e, toa tsy nisy fiarabana tratry ny taona, toa tsy nisy fambolekazo, toa tsy nisy toa tsy nisy toa tsy nisy... sa ve... suite
répondu par naritsimba le 29/04/2010 12:11
diamondra27 ( 09/01/2010 10:30)
Miarahaba ny namana izay mbola tsy vita arahaba tratry ny taom-baovao 2010. Faly mizara horonan-tsary aminareo. Mba tongava @izay hono ny namana sasany fa izay efa tonga foana no tonga. http://... suite
répondu par walte le 24/04/2010 12:05
ravonjison ( 08/01/2010 11:39)
Tsy tadidiko tsara fa volana maromaro lasa izay nisy resaka famoronana hira sy fihirána teo. Izaho moa nilaza fa tsy mahay mihira aho fa mandihy no mba haiko.Ary nilaza koa aho fa rehefa mandalo an... suite
répondu par ni81 le 08/01/2010 13:14
mibalika ( 30/12/2009 09:13)
misaotra ny mpiandraikitra nanala ilay hafatra fitadiavana sarin-jazavavy, misy olona tena olon-dia ,eran-tany ny devoly ny any BANGKOK aza efa tsy hita izay hilazana azy...... suite
répondu par Papoose le 30/12/2009 19:29
sipagasy ( 15/12/2009 17:47)
Miarahaba ny rehetra Efa nisy siosion-dresaka ihany moa izany fa hoe vita ny DVD serasera izay mirakitra ny fety sy fihaonana nandritra izay 10 taona nijoroany izany, hita ao anatin'io kapila manje... suite
répondu par ravatorano le 31/12/2009 13:36
essera ( 26/10/2009 06:47)
Salama daholo, Ny FIESTA MUSIC dia faly groupe efa nampandihy efa nanomboka tany amin'ny 10 taona lasa tany ho any. Ankehitriny rehefa niezaka ny mpikambana dia nanangana fitaovana ho azy mahaleo t... suite
répondu par andryrabe le 02/11/2009 02:37
tantely1 ( 16/10/2009 10:42)
Salut daholo ho an'ireo mpankafy sy te hahalala ny jazz Mpankafy ihany koa ny tenako , saingy tsy naharaka ny fizotran'ny madajazzcar , nanao ahoana kay izy tao ? ... suite
naritsimba ( 15/10/2009 06:00)
Faly miarahaba antsika namana rehetra. Vita t@ 3 oct 2009 teo ny fankalazana ny faha 10 tao,nan\'ny serasera sy ny faha 5 taonan\'ny NSD. Araka ny efa iaraha-mahalala dia teny @ Espace Oasis Vontovor... suite
répondu par ravatorano le 09/11/2009 07:45
jefra ( 14/10/2009 03:37)
Manasa manokana anao hiara-mikorana sy hifankafantatra. [url]http://www.camabel.eu[/url] Famandrihana/Mpikarakara : 0496.82.97.64 na 0474.36.04.23 na 0488.09.41.20 Adiresy: rue L. Marcelis 13... suite
répondu par fasaly le 30/10/2009 16:00
gasyjean ( 03/10/2009 17:45)
Arahabaina ny serasera.org tratry ny fetiny ee,dia mirary fahazotoana ho an'ny mpitantana isany mba hitohy hatrany ny ezaka.... suite
répondu par ndotofetsy le 03/10/2009 18:20
kotobekibo ( 26/09/2009 08:59)
Sao mba misy ol avy aty bordeaux ho any paris , @ io fankalazana ny faha-10 taona io ? Ny tiako tadiavina izany d olona hiaramizara ny peage sy ny frais amiko (mandroso sy miverina ) , za manko hit... suite
répondu par mangidy le 13/10/2009 21:46
Bita ( 13/09/2009 19:44)
Fety ho an'ny Malagasy rehetra an'Allemagne any Munich @ Sabotsy 17.10.2009 manomboka @ 11h ka hatr@ 22h: Adiresy alefako aoriana kely ao Tongava maro... suite
répondu par tess le 01/10/2009 09:33
glou ( 11/09/2009 12:52)
Miantso antsika Namana Serasera rehetra eto Dago mba ho avy hiaraka ankalaza ny faha 10 taona ny Serasera sy ny faha 5 taona ny NSD ny : - Asabotsy :03 octobre 2009 - fotoana @ 8 ora maraina ny fiai... suite
répondu par ANARIM le 14/10/2009 09:13
maholisoa ( 08/09/2009 10:36)
Ny fikambanana KOLO dia manasa antsika rehetra handray anjara amin'ny taona faha-7 hifaninanana amin’ny sora-tononina "Soratonon'2009" Izay hatoa ny asabotsy faha 24 Oktobra 2009 amin'ny roa sy sas... suite
répondu par raozigasy le 09/09/2009 01:55
hery ( 06/09/2009 01:18)
Efa henonareo ihany fa alefa fotsiny ny pub. Amin'ny Zoma alina (manifika) 2 octobre 2009 no fotoanan'ny namana ao Paris sy ny manodidina. Miaraka amin'i Ambondrona, Jobily Weber, ary DJ SimJay (infin... suite
répondu par ravatorano le 16/10/2009 08:43
raozigasy ( 19/08/2009 20:57)
Ho Fankalazana ny faha FOLO TAONAn'ny SERASERA dia hisy fikoranana lehibe atao aty Paris ao amin'ny 03 rue de la Tombe Issoire , ny zoma alina 02 oktobra 2009 manomboka amin'ny 21.30 ka hatramin'ny as... suite
répondu par kelly13 le 20/11/2009 07:41
ravatorano ( 08/08/2009 07:00)
Raikitra izany fa hisy fankalazana ny faha folotaonan'ny namana serasera.org eto Antananarivo izay karakarain'ny mpiketrika ao amin'ny namana serasera dago na NSD.Izany dia vokatry ny fihaonana omaly ... suite
répondu par rhina le 28/09/2009 11:42
sitlo ( 02/08/2009 08:25)
Nareo ilay mpikarakara fetin'ny gasy any an-dafy ireny ve tsy mba leo? Toa mba sahirana ery manangona vola, manao fampisehoana etsetra. Nefa rehefa tonga ilay fety ohatra ny tsy asian'ilay gasy sira a... suite
répondu par mangidy le 13/08/2009 21:29
handoha ( 01/08/2009 08:29)
Mitongava at Mahajanga ry zareo @ ity vacance ty fa milay be aty :lol: ... suite
répondu par rhina le 24/09/2009 15:52
glou ( 28/07/2009 13:45)
Inty ary le nandrasana : fihaonana kely ho an' ny NSD tsy ankanavaka na ireo namana vaovao te hihaona @ zoma ho avy zao ery @ 67ha parking atsimo face ny FLM , eo @ KOFA taloha @ 5h30mn , @ io no han... suite
répondu par hafaliana le 30/08/2009 13:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0817