vita ihany e!!!!!

1. sipagasy ( 15/12/2009 17:47)
Miarahaba ny rehetra

Efa nisy siosion-dresaka ihany moa izany fa hoe vita ny DVD serasera izay mirakitra ny fety sy fihaonana nandritra izay 10 taona nijoroany izany, hita ao anatin'io kapila manjelatra io na ny fety natao tany Antananarivo, na ny fety natao tany Roma, na koa ny fety taty Paris sy ny manodidina,

Kapila rakitry ny ela izy io, koa sao diso anjara ianao raha tsy mahazo fa miandry ny komandy izao ao à contact@radiovazogasy.com, Haingàna ô!!

ny sarany veh?? tena mirary dia mirary fa raha maro isika no miaraka mirona mividy dia mihena hatrany ny vidiny koa aza tara manoratra aza e!!!!!
2. fahamarinana ( 15/12/2009 19:08)
:arrow: efa lasa vao teo ny commande-ko an,hihi !Mankasitraka be e! :) (l)
3. maeva74 ( 15/12/2009 19:15)
Zah saika mba hikomandy nefa ny tenako tsa mba tany hihihihi @ manaraka mivanga e!
4. hery ( 30/12/2009 08:54)
Zah mba mila iray an
5. ravatorano ( 31/12/2009 13:36)
za kounkouh mbo mila akiray !
sa raha aty dago d mila manao komandy special :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4695