Fety sy fihaonana

pisolahy ( 25/07/2009 12:40)
k'aiza daoly e! efa presk vacanS dôly zao ny kil, ra ny otranay zao anarany no mba vacanS nefa tsiS atao mintss, ka soD mba misy ketrika any ho any na otrizany mba analana azy, ohatra oe manao fihaon... tohiny
novalian'i handoha ny 01/08/2009 08:41
raozigasy ( 14/07/2009 23:09)
Iray volan'ny Dj koa no azo ilazana azy e fiarahan'ny dj malagasy manentana ny mpihaino ny radiovazogasy no tanjona, sady fampahalalana ny dj malagasy rehetra ihany koa alohan'ny faran'ny taona e ... tohiny
novalian'i ni81 ny 07/08/2009 07:12
raozigasy ( 14/07/2009 22:07)
Hevitra vaovao Fiaraha mifaly vaovao eto Paris sy ny manodidina , Madagasikaraoké .... ... tohiny
novalian'i raozigasy ny 19/08/2009 22:25
angotiko ( 15/06/2009 16:34)
Miarahaba antsika rehetra Fa manotany tena aho we toa tsy misy fihaonana intsony, toa tsy misy asa sosialy intsony, toa tsy misy vakansy intsony, toa tsy misy hita intsony??? Tsy efa akaiky ve ny vo... tohiny
novalian'i Mimifali ny 29/07/2009 12:05
08051972 ( 25/05/2009 17:36)
Handalo any Marseille i MAHALEO sao de tara nareo!!!!Jeroeo any @ sobika.com any!!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:57
ikalamako ( 20/05/2009 17:34)
Bezoro daholo, Ho anareo ao Antananarivo sy Antsirabe ary ny manodidina. Ho fitokanana ny atelier d'art [b]"Bezoro e!"[/b] izay natsangana ao Antsirabe : fiaraha-mikorana ny tontolo andron' ny ala... tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/06/2009 10:48
akoniarivo ( 13/05/2009 23:13)
THÉ SPECTACLE CULTUREL organisé par Akon'Iarivo - Tongava maro. Akon’Iarivo réunit des personnes ayant vécu dans le bain de la culture Malagasy qui souhaitent la préserver et la faire partager... tohiny
xxx ( 12/05/2009 14:38)
miaaraba tsika reetra !! mba mitady sy te aazo io concert io @ le 20 io ao @ carlton za ra oatra ka sendra mba mety hisy ande hijery nareo de mba lazao ahy ra toa ka afaka... tohiny
novalian'i nofy74 ny 19/05/2009 12:11
sipagasy ( 17/03/2009 17:54)
Miarahaba, Amin-kafaliana hatrany no iarahabana ny rehetra, araka ny efa hain\'ny be sy ny maro dia any Nantes no hatao ny RNS @ ity taona ity, nahazo \'stand\' ho @ izany isika \'serasera.org\' k... tohiny
novalian'i sipagasy ny 15/04/2009 18:01
Angie ( 16/03/2009 10:37)
Spectacle de Hira gasy et kalon'ny fahiny avec le groupe VETSO à Paris le 28 mars 2009 Le groupe Vetso , de la Réunion, donne un concert unique à Paris le 28 Mars à la salle saint DOMINIQUE1... tohiny
ravatorano ( 02/03/2009 05:25)
:D Misaotra an'Andriamanitra Andriananahary nanome fotoana indray nahafahantsika nanatontosa ny fihaoanana izay natao hambolena zanakazo iny Misaotra koa antsika namana rehetra tonga nandray anjara ... tohiny
tafita ( 14/02/2009 08:37)
Zavatra iriko hoanareo mpifankatia mba haharitra ho doria rehefa mahatsiaro fa hay misy fety tena tsara sady mety ary hiara-hankalaza le 14 fevrier, efa nisy ela be Arahaba daholo , samia manka... tohiny
Pao ( 07/02/2009 20:34)
Chers compatriotes Ce message se veut être simple et s’adresse à tous ceux qui, d’ici ou d’ailleurs, se sentent encore une âme malagasy. Nous ne devons jamais oublier que toutes ces trouble... tohiny
novalian'i pupuce ny 20/02/2009 12:24
Simpona ( 02/02/2009 12:58)
Saika mba hanotany anareo ny listen'ireny toeram-pilanonana eto Tana ireny aho raha misy afaka manome. Raha miaraka amin'ny num tél an'ilay toerana vao maika tsara. Nijery annuaire za de vitsy ny ao... tohiny
ravatorano ( 02/02/2009 09:26)
Tonga indray ity ny fotoana fanaotsika isan-taona dia ny fambolena zanakazo izany .Izy io dia ho tanterahitsika ny : *Sabotsy 28 febroary 2009 eny Andranovelona *Eo amin'ny vavahadibe Mahamasina ano... tohiny
novalian'i texe ny 04/03/2009 06:45
glou ( 26/01/2009 07:30)
Dia vita soaman_tsara indray ny fiarabana tratry ny taona tany @ o'safari t@ asabotsy teo, nahafinaritra @ akapobeny ny fiarahana na dia nisy aza ny indro kelin' ny mpandrafitra( nidecharge ny pil low... tohiny
novalian'i tsokely ny 18/02/2009 07:26
glou ( 15/01/2009 15:37)
Araka ny fangatahan' ny be sy ny maro dia atao ny : DATY: 24 janoary 2009 TOERANA : O SAFARI (route Ambohimanga) FIAINGANA : 8h maraina SHOPRITE andravohangy PARTICIPATION : 25.000fmg na 5.000 ari... tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/01/2009 13:26
Bita ( 03/01/2009 12:10)
Misy fihaonan'ny Gasy any Dresden Allemagne ka raha misy te ho avy raisina antana-droa ary milaza mialoha koa mba hikarakarana. Ny tohiny ho hita ao @ www.madagasikara.de Tongava re, tongava re, tong... tohiny
novalian'i Bita ny 08/02/2009 09:07
rakaroka ( 01/01/2009 07:14)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/NECF6F%7E1.GIF[/IMG] Dia inn avy aza ny firarian-tsoa?... Ny fahitanareo 'ty taona vao2?... Samby soava-tsara am 'zay misy azy aby fa noho ny ... tohiny
novalian'i Bita ny 03/01/2009 11:09
angotiko ( 21/12/2008 16:57)
Vita soamatsara moa zany ny asa natao teny MANAKAVALY, ary tena nafinaritra tokoa fa ny adidy vita ny rivotra azo, ny fialamboly etsy andaniny fa tena nisy hatramin'ny 5eme mi temps, na dia nisy aza n... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.076