Politika

milamm ( 16/03/2012 12:53)
afera Raymond Ranjeva sy Riana zanany vavy nanao valandresaka indray no vizanina araky ny fanambarana nataony Me Olala fanamelohana gadra perpetuite ketrika avy am lavanify, ratsy rahonana. jao jean ... suite
répondu par andrywui le 21/03/2012 11:43
vatofototra ( 14/03/2012 09:39)
Pour financer ses activités, dans un cadre commercial, Vitatsika io s'est associé avec le Géant américain en téléphonie GTC - Global Telecom Connect. Vous voulez réduire drastiquement votre fa... suite
répondu par bazylou le 19/03/2012 13:53
pulm ( 14/03/2012 05:43)
Ny miaramila izany zao tsy misy hetra intsony e! mahagaga iany satria ve ry zareo ireo no nazahoana ny fanjakana dia tokony tsy handoa hetra? dia tokony ireo vahoaka nampiakatra azy teo koa ange zany ... suite
répondu par kaiaja le 16/03/2012 11:41
laza5700 ( 13/03/2012 15:31)
Misy tsindrona paingotra kely ho an'ny mpitondra manana double nationalité ao anatin'ity emission ity raha sendra nijery izahay= any amin'ny faraparany. Mety hahaliana ny hafa mieritreitra hiditra eo... suite
répondu par laza5700 le 16/03/2012 13:33
andrywui ( 12/03/2012 11:57)
- nohenoin'ny fanjakana ny feon'ny miaramila ry mme a MBA fantatrao mou hatramzay fa ny karaman'ny rahalahy polisy 1barette teo nitovy amin'ny karaman'ny sergent-chef? Rariny rah mba nojeren'ny fanjak... suite
répondu par dadabe le 07/04/2012 13:33
RUZ9 ( 11/03/2012 13:03)
tsy mahagaga raha tsy mivaha ny olana misy eto Madagasikara. Ny mpanao politikantsika tsy mahay akory ny atao hoe fitondrana fa mifarana hatreo @ny fahazoana seza ny zavatra rehetra. Resa-besisa no ma... suite
répondu par sitlo le 15/03/2012 05:07
niryna ( 10/03/2012 21:12)
NY FIRENENA ERAN-TANY DIA MITADY NY TOMBOTSOA ETO AMIN'NY FIRENENTSIKA,FAMPIADIANY ISIKA MALAGASY KANEFA NY HARENA ANKIBON'NY TANY NO TENA TADIAVINY'IREO FIRENENA MANANKARENA REHETRA IREO. BE HARENA ... suite
répondu par niryna le 24/03/2012 18:29
vatofototra ( 09/03/2012 10:30)
REGARDER VIDEO ALERTE POLLUTION PRODUIT CHIMIQUE AMBATOVY - Exploitation Nickel- Cobalt - Sulfate d'ammonium TOAMASINA ALERTE POLLUTION PRODUIT CHIMIQUE AMBATOVY - Exploitation Nickel- Cobalt - Sulf... suite
répondu par 201007jacky le 12/03/2012 14:08
cpd8910 ( 08/03/2012 20:24)
répondu par cpd8910 le 12/03/2012 00:17
cpd8910 ( 07/03/2012 23:20)
Hevitra maro tsara be momba ny rafitra, feuille de route, lalam-panorenana, fitrandrahana harena ankibon ny tany, fitsarana, double nationalité etc. http://www.youtube.com/watch?v=zNnC-avJfCs&featur... suite
andrywui ( 06/03/2012 20:52)
- rehefa tsy hanome vola fanampiana intsony ny vazah fa hamolaka lava ny malagasy eto de tsotra be ny ivoahana e !! - TRANDRAO ireo harena ankibon'ny tany malagasy tsy toko tsy forohana ireo fa toa n... suite
répondu par fafane le 10/03/2012 11:50
locl ( 06/03/2012 10:10)
Mikomy ny miaramila fa mitady vola, hampiakarana ny karamany. Fa mba ahoana ireto olon-tsotra mivoaka ny trano isan'andro fa tsy misy mpiady izay mba ho fiakaran'ny karamany. Fa aiza foana le fampana... suite
répondu par rasomotra le 11/03/2012 09:39
andrywui ( 06/03/2012 01:15)
Toa tsy hisy fifidianana amty taona ty kale ...amn heritaona koa angamba miaona a ... Mila vanony be loatra amty dada apodio dada apodio ty loatra nareo de nareo iany no mampiesona azy .....tsy olana... suite
répondu par moi le 12/03/2012 10:20
moi ( 04/03/2012 17:13)
Raha mba hoe tsy misy mahazo milatsaka ho filoha na i Andry na Ra8, angamba hihena tampoka ny tension politika eto ! Ny tena tsara aza dia ry 4 mouvances mihitsy e, amin'zay tena tanteraka ny fanavaoz... suite
répondu par andrywui le 04/03/2012 23:32
vatofototra ( 04/03/2012 14:48)
ECOUTER radio malagasy - Radio nationale RNM - Radio Antsiva - Radio Don Bosco http://www.vatofototra.com/... suite
répondu par andrywui le 04/03/2012 23:31
Blackeagle ( 04/03/2012 13:01)
FAMORANA = FOMBA AN`ANDEVO, TSY ILAINA. GASY TA-BORY SY ALIKA NO MANAO ANIO FOMBA IO. GASIKARA FIRENENA MAMPIJALY ZAZA>>>GASY MAIVANA TSISY SAINA TAY!!! GASIKARA = FIRENENA LAVA-BODY, MAIVAN-DOHA, COU... suite
répondu par fafane le 10/03/2012 11:52
sitlo ( 02/03/2012 21:06)
Rehefa mba te handambolambo ny malagasy ny politisianina dia hoe: - ny malagasy ange mahay tsy toy ny afrikanina - ny vahoaka ange misaina - ny malagasy ange nahita fianarana - Madagasikara ange manan... suite
répondu par mirananirina le 10/03/2012 09:48
LEbotakely ( 02/03/2012 06:10)
Matanjaka ve ny antoko ame? Oui! Izy irery tamn'i andron-dRa8 no antoko nanana dépioté lany ankoatry ny Tim. Izy irery no antoko tsy mbola niditra tam fitondrana nifanesy na dia efa nantsoina ho min... suite
répondu par galasm le 03/03/2012 09:58
LEbotakely ( 02/03/2012 06:06)
Le hoe nifiran'i Alain R. sy Ratsirahonana indray. Ny fomba fijeriko dia tsotra ireo olona voalaza ireo anie olona tsy sahy milatsaka akory ho filohm-pirenena dia ahoana moa no iadivana aminy. Sao dia... suite
répondu par sitlo le 02/03/2012 21:19
andrywui ( 01/03/2012 15:16)
- Rehefa tsisy kandida sahy hanao ihany de aleo hanaovan'ny tanora azy e !! -ny Zafisolon'i Hery io alou de tsy mahavoa an'i vatofototra mihitsy satria vao mikozy oe AUTOROUTE manodidina an'i Madaga... suite
répondu par andrywui le 02/03/2012 19:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.4133