Politika
andrywui
(
03/05/2012 09:35)
- tsy maintsy manaraka ze politika tian'ny mlamm fa raha tsy zany de tsy politika fa mpamono olona enao sady tokony hotorahambato ! sa tsy zay ry mlamm ?? nenazy de ze sitrapony iany oe a de a b de b ...
suite
répondu par andrywui le 05/05/2012 14:08
ravatorano
(
03/05/2012 07:47)
beztsaka iaay hetsika sy fihetsiketsehana ara politika mlba nandehanako izay sy nidinako andalambe ary tena niantrehako mihitsy ny fanenjehana aza na d somary mavesatra ny tena d milodaloda mitsoaka m...
suite
répondu par niryna le 03/05/2012 22:35
vatofototra
(
03/05/2012 06:13)
Débat Hollande - Sarkozy 02 mai 2012 - la vidéo intégrale
A quatre jours du second tour de la présidentielle, François Hollande et Nicolas Sarkozy se sont affrontés mercredi soir 2 mai 2012 d...
suite
andrywui
(
02/05/2012 09:40)
hahahahah ...mapme be !!
efa fomba fanaon'ny mpitondra hatramzay no mandrava afo amin'ny lakrim ry bandy a ! fomba aradalana na aty europe na any amerika na any azia na afrika !!! fa de otran'ny def...
suite
répondu par andrywui le 07/05/2012 11:53
niryna
(
28/04/2012 15:57)
Toa milaza azy ho samy tsy tomppn'andraikitra avokoa ireto olona.Iza no nandroba ny fitondrana,iza no namono olona sy nampaniraka,iza no tsy nofidiana kanefa dia mitsolatsolana mitondra fitondrana a...
suite
répondu par niryna le 03/05/2012 22:06
andrywui
(
27/04/2012 13:17)
misy zavatra itako aminareo mpanohitra reo hatramzay ,,tsikaritro fa rehefa tsy mitovy firehena politika aminareo satria antoko hafa de tena homboy , homboy fa ratsy reo !! zany fona no ao antsain...
suite
répondu par milamm le 03/05/2012 16:05
andrywui
(
23/04/2012 22:47)
Efa misy roplann iray hafa ndray efa kasakasain'ny fanjakana ho vidiana amzao ! mety airbus2 ndray izy io sady mety efa mba ho zandrinjandrin'ity anakiray nahabe resaka ty le izy !! zany hoe tena mety...
suite
répondu par andrywui le 27/04/2012 11:52
Enry
(
23/04/2012 21:42)
Vive les DJ's[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=Hnl_pJoB2ZE&feature=fvst[/youtube]...
suite
répondu par andrywui le 25/04/2012 23:26
andrywui
(
23/04/2012 17:56)
VIVE TGV
VIVE TGV
TGV FOREVER
TGV FOREVER
TGV FOREVER
hery ...!!! Tsiky dia ampy !
Tgv = tsy mampisotro ronono antavy (ronono anaty pO)...
suite
répondu par Enry le 23/04/2012 21:37
gasyjean
(
23/04/2012 12:27)
Vita izay ny premier tour omaly,ka ho hita amin'ny 6 Mai indray izay ho lehiben'i Afrique ,iza indray no hitarika ny fandrobana sy fanimbana,raSarko ihany ve sa raHolland ?.
Ra resy eo Sarko mety ho k...
suite
répondu par andrywui le 23/04/2012 17:47
LazaDaddy
(
23/04/2012 05:46)
[url=http://www.matv.mg/?p=41740]Jereo eto[/url]
Le nouvel Airbus A340-300 de la compagnie nationale Air Madagascar est tombé, une nouvelle fois, en panne, à l’aéroport de Roissy Charles de Gaul...
suite
répondu par milamm le 29/04/2012 02:22
mirananirina
(
22/04/2012 16:05)
I François Holland de tsisy Sarko hanampy an i Andry tgv intsony ...
suite
répondu par andrywui le 23/04/2012 17:52
andrywui
(
21/04/2012 10:43)
izay no fanapahakevitry ny oul farany momba an'i dada zany raha te hiditra eto amin tanana izy !! tsisy adala ko anefa ka oe heloka tsy nataony ka asaina hobabeny fa de izay isan'ny zaza maty ihany n...
suite
répondu par cbd le 21/04/2012 11:49
Enry
(
20/04/2012 11:49)
Samy manana an'izay tiany io ee
;-)...
suite
répondu par andrywui le 21/04/2012 10:31
Enry
(
19/04/2012 11:47)
Ny tena antony nahatongavany ingahy DJ na filohan-tsika malagasy eto amin'ny tanana dia fandrosoana any vahoaka malagasy. ...
suite
répondu par andrywui le 28/04/2012 10:40
PULM
(
19/04/2012 10:21)
Fa nga moa ilaina indray ny lalana no andeha hitokana ilay vao vita any Morondava? tsy izany iany koa moa ve no nanenjehana an'i Ra8 teo @fitondrana? ny lalana angaha azo hoanineee! tombotsohany fotsi...
suite
andrywui
(
18/04/2012 20:37)
Eo nareo de marary andoha mitady negatif eo fa tsy miarapaly aminoul alou manao tchin !! tchinn !!..... fa nahazo roplaaann mbola tena milay isika ary araka ny kabary natao de mety mbola ahatratra 20t...
suite
répondu par andrywui le 19/04/2012 11:15
LazaDaddy
(
18/04/2012 05:56)
[size=20]Ivato: L’Airbus d’AirMad tombe en panne avant son décollage[/size]
[img]http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2012/04/66.jpg[/img]
Un des réacteurs de l’Airbus « Elatra », à ...
suite
répondu par gotti le 23/04/2012 18:34
milamm
(
17/04/2012 14:53)
ahoana ny momba an'ireto milisy vazaha en uniforme mersenera teny 67 ha ireto isambotra capsat 2, zao ve no atao oe tan-dalana? ankoatrany nahavoatsoka ny minisitry rano sy ala saika amoaka secret bol...
suite
répondu par milamm le 18/04/2012 14:09
