de zay zany no izy fa Francois Hollande no laniny frantsay

1. milamm ( 07/05/2012 03:00)
51.90 % vato azony sosialista Francois Holland no lany teo anilany sarko 48 %, ny parlemanta koa dia hanao fifidianana ny 10 sy 17 jona izao ho hita eo tsy ampiova n'in2 krizy eto @ tanana iarahamahita, le redsaka mivantana izy mitsamm tsis oe fransafrika na kely aza
http://globalvoicesonline.org/2012/05/06/france-reactions-to-presidential-election-results-in-photos/
novalian'i milamm ny 27/05/2012 01:40
2. Noue ( 07/05/2012 19:40)

milamm:

51.90 % vato azony sosialista Francois Holland no lany teo anilany sarko 48 %, ny parlemanta koa dia hanao fifidianana ny 10 sy 17 jona izao ho hita eo tsy ampiova n'in2 krizy eto @ tanana iarahamahita,

mety hisy fihovana be angamba kosa eee !! enganié !!!! rehefa tsy lany aloha sarkondrana dia efa milay !! tsy eo intsony izy hanampy an'i kelifingotra sady mpiatsaravelatsia satria misehoseho nilaza hoe putschiste iny nefa avy eo nankatoaviny ihany !!!!soahiany fa tsy izy irery !!!
sa ny volan'ny paosin'sarkon no hanampiany azy ?? vita matavy ilay dj kely eeee
3. milamm ( 07/05/2012 23:54)
efa leony ny sarindokotra ny frantsay ka naleony nifidy an' Hollande na tsy mbola nitazona toerana ministeriely 1 aza izy reo niteny vatony mpifidy, tsy nisy hala-bato najainy frantsay rehetra ny fempotoana nitondrany sarko sy reo lobby-ny Bollore, bourgi sy reo lobby nanampy azy tsy maintsy anova soavaly koa aorina, amiko de tsy amaha ny olan'ireo tany afrikana sy isika akory no laharampahamehany fa hiaro ny tombotsoany frantsa toy ny teo aloha mety hisy fiovana ve ny fifandraisany firenena ireo ? anjara tsika rehetra manapakevitra @ ankehitriny sy ny ho avy, ny olana lehibe de niverina taranak' andriantsoly (mpanjaka Sakalava nitsoaka sesitany ny tafiky Radama) nivarotra an'i Mayotte t@ lafrantsa (1000 piastres), rajoelina no anarany tsy miera intsony mandroba ny fananambahoaka tsimiroro, bemolanga, ile de tromelin ny bolabola ny sava vono olona efa voaomany sy reo mpiray petsa2 aminy ny 26/01/09 sy 07/02/09 miampy ministra amperin'asa teo @ fitondrany Itpkv Nadine, Itpkl Gal.de Division Ramananarivo, Itpkl Michel Rehavana be reo lisitra fa tsy ivalamparana
4. milamm ( 08/05/2012 01:21)
ny rakitra mikasika an'andriantsoly tsy nody eto M.kara ny taolambalony fa nijanona ao mamoudjou

http://www.malango.yt/histoire/andriantsoly.htm

5. Noue ( 08/05/2012 08:32)
eny eee ! ekena fa tsy amaha ny olana eto Mada akory raholandy , marina ko fa tsy hisy na nisy prezidà frantsay hamela ny tombontsohany zany indrindra fa avy any afrika !! aiza moa no tsy ahantra ny afrikana ??? ary ny frantsay foana anié hatramizay no manjaka ny harenaan'ny afrika eeee !!!! dia ho hita eo ny tohiny eeee !!! efa tsy eo aloha sarondokotra dia efa milay beeeeee
6. andrywui ( 10/05/2012 06:33)
Noue à fa iza zany sarindokotra n'i noue tsisy farany zan e ? Ary enao tsy hita tsony mitsy kou à ,, nampalaelo b i sarko ry noue naita azy tam 08 mai iny oo frantsa alou hatramzao milay b fona n'y adiny e ,misy ane milaza tsy ani frantsa nefa manoko mpetraka eo à frantsa n'y oul e maninn tsy miainga any ..makanesa any canada e manaratsy frantsa nefa mbola frantsa no manampy n'y 70% n'y malagasy ...vive France ,vive Madagascar ,vive tgv forever
7. ded.kitty ( 13/05/2012 22:55)
Bandy tsy mahavoa no lanin-dry lerony. Jereo moa raha tsy mivadika palitao @ toky nomeny ledala. 75% taxes hoan'ny mpanana mihoatra ny EUR 1 million? Mitapy ilay bandy marina. Jereo raha tsy mandositra mankany USA sy Londres ny mpanakarena rehetra any.
Hollande = "I want to make all French equally worthless". Egaux dans la pauvreté.

milamm:

51.90 % vato azony sosialista Francois Holland no lany teo anilany sarko 48 %, ny parlemanta koa dia hanao fifidianana ny 10 sy 17 jona izao ho hita eo tsy ampiova n'in2 krizy eto @ tanana iarahamahita, le redsaka mivantana izy mitsamm tsis oe fransafrika na kely aza
http://globalvoicesonline.org/2012/05/06/france-reactions-to-presidential-election-results-in-photos/
8. milamm ( 14/05/2012 02:54)
O ry akama tsy aleo v ny eo ambany maso no jerena toy zay an' any hafa raha tsy oe anisany millionaire ao frantsa ny namana mpisera eto, program efa nomaniny taona lasa maro2 zany ary ekeny zay nifidy azy de zakainy. Amiko tsy olana zany tsy azo adino fa ireo no nandripaka harempirenena nanao vonomoka Malagasy 1947 (80.000) nandidy ny tany sy fanjakana 1896-1960, 1960-2002, 2009-2012 nanandevo ny razambentsika bdb sy reo tany afrikana mihevitra toa antsika efa voazarazara tsy hitsahatra raha tsy mifamela ireo mpamitabahoaka politisiana rehetra nanampy azy hanatanteraka izany teti-dratsy izany.
Aleo ny eto amintsika no rehasana tsy hijanona ireo fihetsehambahoaka nahoana nahatsiaro izy ireo fa voafitaka tsy ho voatohatry ny vavabasy sy tanky tsony io atsy ho atsy, tena firenena manakarembe isika satria ao avaratry ny Nosintsika dia rakotra volamena mahavelona ny Malagasy iray manontolo 20.000.000( faritry Sava-Maromandia ), raha tsy resahana ilakaka, ireo diamondra miafina any atsimo, bemolanga sy tsimiroro, fitrandrahana tany mainty vao lasany rainiboto sy ny frantsay ny sinoa efa tafiditra, mihatonga saina ny olompirenena rehetra mpiombon'antoka @ zany fananana aondrany menasofina zany ary mihamahantra ny vahoaka noho firaisany tsikombakomba fat nangalatra fitondrana nampiany gueant t@ fitondrany sarko. Mitaky ny zo fototra, mamerina hasiny firenena @ toerana maha izy azy
9. ded.kitty ( 14/05/2012 03:56)
Iza moa no manakana ny akama mametraka lohahevitra vaovao raha izany tiany horesahina?

10. milamm ( 14/05/2012 10:57)
tsisy na kely aza makanana ahy manohy ny lohahevitra nosokafako, oviana tsara ony i hollande no niteny anzany oe, I'll make all the french equally worthless ? de lany avy eo !!! what a plonker, try harder than that it still wouldn''t work buddy thx for entertaining us anyway loool
11. ded.kitty ( 14/05/2012 23:29)
Well think about it man. If you threaten all the money people who want to make big money out who's gonna remain there? Izao fotsiny e. Aleo ny volanao no apetraka fa ny resaka resaka ihany.
$10 fa raha tsy mivadika @ io 70% de taxes io i Hollande, hitsoaka any @ tanana capitaliste ny mpanana ao Frantsa. Hidina ny taux d'emplois => Vahoaka tsy miasa = equally worthless people.
Resaka e fotsiny io 70% io. Jereo moa fa ataony ambany noho izany io hoan'ny investisseurs sy mpanao business. Adala izy raha tsy manao deal.

milamm:

tsisy na kely aza makanana ahy manohy ny lohahevitra nosokafako, oviana tsara ony i hollande no niteny anzany oe, I'll make all the french equally worthless ? de lany avy eo !!! what a plonker, try harder than that it still wouldn''t work buddy thx for entertaining us anyway loool
12. milamm ( 15/05/2012 15:08)
This tax law to be implemented by Holland (annonced during his campaign on TF1 21/02/12) is regarded as a symbolic new reform to be voted by the Financial Commission of the National Assembly, based upon
- between overall taxes and installment of taxes (entre taux d'imposition global et tranche d'impôts).
Mety oe confiscation fiscale no andikany ireo mpanana ao Frantsa izany, politika fandraharahana arabola ampandoa ireo zay manana bebe kokoa, tatitra avy @ i Thomas Picketty (economist inequality namana akaikiny segolene, dsk) manamafy tsy vao izao akory izany no nisy tany aminy taorinany ady lehibe voalohany 1920 (90 % no nalohany mpanana atr@ 1980 aza mbola nihoatra 60 %) outils fiscaux alternatifs an'ireo progressist iadiana global economic recession, eurozone.
Somary lava taridersaka fa jiro kely anazavana le ahiahiahy (raha tia tarehimarika) tsy oe 70 % fa 75 % aza no izy tsy oe akory alaina aminy daoly izany fa mizarazara tsy pourcentage fixe no ikajiana azy fa taux marginal.
- Ny latsaky 5963 euros 0 %
- 5963 - 11896 euros 5,5 %
- 11896 - 26420 euros 14 %
- 26420 - 72317 euros 41 %
- 1.2000.000 mihoatra 75 % ( President Hollande )
oh. 1
fizarazarany hetra, raha 30.000 euros zany ny vata-karama isantaona joseph
a. 6088 euros voalohany 0 %
b. 6088 - 12 146 euros manaraka 5 % = 333,19 euros
d. 12 146 - 26 975 euros = 2076,06 euros
e. ny ambiny 30 % ny 3025 euros = 907,5 euros
totaliny zany 3651,59 euros no aloany ary 12,17 % ny taux moyen d'imposition

oh. 2
benoit mampiditra 1.2000.000 euros isantaona ampidirina ireo tranche a, b, d sy
- 30 000 euros - 72 317 euros
- 72 317 euros - 1,2 million 41 %, soit 462 350,03 euros dia mahatratra
Total : 333,19 + 2 076,06 + 13 602,6 + 462 350,03 = 478 361,88 euros d'impôts
no alohany
Ankoatry zay mafibe ny institution sy ny constitution ananany ireo lalana manaramaso izany ka na tsy faly sy ifindra monina aza reo mpanana na mpamatsy vola sasany tsy olana tsy iteraka fitomboany tsy fisian'asa izany. Nanamafy Moscovici directeur de campagne Mr.Hollande fa 30.000 - 70.000 isa no ho voakasik'io 75 % taux d'imposition io etsy andaniny V. Drezet (Syndicat national unifié des impôts)

"Méme si certains s'en vont à l'étranger, la réforme ne concerne pas assez de monde pour mettre l'économie en danger".
13. ded.kitty ( 15/05/2012 18:30)
"Méme si certains s'en vont à l'étranger, la réforme ne concerne pas assez de monde pour mettre l'économie en danger".

Thank you. That sums it up. And that's exactly why Hollande is dead wrong, and why he will eventually have to backtrack on many of his campaign promises especially regarding the economy.
If the percentage of millionaires in France is low, I would think the French would want to know why in hell there are so little of them around, instead of punishing them for being millionaires.
This guy is obviously fine with the idea of keeping the French average at best (equally worthless), and is in fact is giving them incentives to remain mediocre and no more than average on the back of the people who worked hard to earn their money. If the rich in France got their money illegally, it's the law you want after them, not the tax man.
Taxing people at a rate of 70% for being millionaires is equivalent to punishing them for working hard to make their money and be on top instead of average.

As long as we have people who think like Hollande leading Madagascar, we will go nowhere, will produce nothing noticeable, will invent nothing, and will keep begging other countries for assistance and money. Madagascar will remain a country where all are equally worthless.

I double dare you to prove me wrong.

milamm:

This tax law to be implemented by Holland (annonced during his campaign on TF1 21/02/12) is regarded as a symbolic new reform to be voted by the Financial Commission of the National Assembly, based upon
- between overall taxes and installment of taxes (entre taux d'imposition global et tranche d'impôts).
Mety oe confiscation fiscale no andikany ireo mpanana ao Frantsa izany, politika fandraharahana arabola ampandoa ireo zay manana bebe kokoa, tatitra avy @ i Thomas Picketty (economist inequality namana akaikiny segolene, dsk) manamafy tsy vao izao akory izany no nisy tany aminy taorinany ady lehibe voalohany 1920 (90 % no nalohany mpanana atr@ 1980 aza mbola nihoatra 60 %) outils fiscaux alternatifs an'ireo progressist iadiana global economic recession, eurozone.
Somary lava taridersaka fa jiro kely anazavana le ahiahiahy (raha tia tarehimarika) tsy oe 70 % fa 75 % aza no izy tsy oe akory alaina aminy daoly izany fa mizarazara tsy pourcentage fixe no ikajiana azy fa taux marginal.
- Ny latsaky 5963 euros 0 %
- 5963 - 11896 euros 5,5 %
- 11896 - 26420 euros 14 %
- 26420 - 72317 euros 41 %
- 1.2000.000 mihoatra 75 % ( President Hollande )
oh. 1
fizarazarany hetra, raha 30.000 euros zany ny vata-karama isantaona joseph
a. 6088 euros voalohany 0 %
b. 6088 - 12 146 euros manaraka 5 % = 333,19 euros
d. 12 146 - 26 975 euros = 2076,06 euros
e. ny ambiny 30 % ny 3025 euros = 907,5 euros
totaliny zany 3651,59 euros no aloany ary 12,17 % ny taux moyen d'imposition

oh. 2
benoit mampiditra 1.2000.000 euros isantaona ampidirina ireo tranche a, b, d sy
- 30 000 euros - 72 317 euros
- 72 317 euros - 1,2 million 41 %, soit 462 350,03 euros dia mahatratra
Total : 333,19 + 2 076,06 + 13 602,6 + 462 350,03 = 478 361,88 euros d'impôts
no alohany
Ankoatry zay mafibe ny institution sy ny constitution ananany ireo lalana manaramaso izany ka na tsy faly sy ifindra monina aza reo mpanana na mpamatsy vola sasany tsy olana tsy iteraka fitomboany tsy fisian'asa izany. Nanamafy Moscovici directeur de campagne Mr.Hollande fa 30.000 - 70.000 isa no ho voakasik'io 75 % taux d'imposition io etsy andaniny V. Drezet (Syndicat national unifié des impôts)

"Méme si certains s'en vont à l'étranger, la réforme ne concerne pas assez de monde pour mettre l'économie en danger".

14. milamm ( 15/05/2012 21:15)
I do not share the same view of your opinion on certain fields like 75 % millionaire's taxes without giving a solid evidence nor a keyfact of french national benefit's revenue although I appreciate your courage to defend it. It will be voted by the financial comission (french national assembly) before the new amendment become legal tax law, It will not threaten any foreign market investors or local financial business institution (national - international financial market) only regenerate a generous sum of 200 - 300 million euros a year for the national tax revenue. A new policy that ends up millionaire's dream(tax exemption) that's clever, Mr. Holland Finance Minister has still a lot to do with the Trade Union (if he was Malagasy I would have voted for him)
Another source from Mr. Sapin interviewed by reuters on 10/04/12
"It's important to understand here that what we talk about growth we are not talking of (demand-driven) economic stimulus," he said.

"The markets are more intelligent than the right," said Sapin. "They hate uncertainty. They need visibility, and want to understand the underlying will."
15. milamm ( 15/05/2012 21:37)
in a near future we' ll all come and say " Luxury of being multi-millionaire now has a price to pay, they have a choice to stay or to go where's the harm ? "
Mr. Hollande has got a hell lot of the challenges ahead of him (current affairs, diplomatic and international plan for his administration, national assembly election...) who know if he ever changes his mind about the multi-millionaire's taxes, I doubt it.
16. ded.kitty ( 15/05/2012 22:58)
You want facts? I'll give you facts:
Japan, a small string of islands, prone to fucked-up natural disaster (not counting Godzilla), no natural resources, two cities blown to smithereens by US nukes 6 decades ago. They have more millionaires than France taxed at a maximum rate of 40%, the unemployment rate is below 6%.

Of all Western Europe, France probably has the lowest number of millionaires already (hence Hollande's misguided statement that getting rid of them won't change the economy much - it might be true, but there are consequences ), an unemployment rate higher than 9.5%, and plans on taxing the remaining millionaires a rate of 70% as if the country was at war.

The US, highest number of millionaires in the world who don't get taxed more than 35%, fighting two decade old wars while avoiding an economic depression, unemployment rate going from near 10% in 2010 to 8.5% after only 2 years.

OK, France has a great social safety net, probably one of the best in the world in terms of benefits. And I guess that's what the French want to keep. That's fine, but is it really sustainable on the long term?

I'm definitely for a higher standard of living, but by being able to afford it is even more important I would say. Legally stealing money from millionaires to pay off luxuries that you otherwise would not have is not morally right. If the country allows you to become rich, it's only normal that you would give back and give others opportunities to be rich also. Taxing the millionaires below 45%, and opening up opportunities for the French to become insanely rich if they invent and produce something useful for example, would make more sense, and would motivate entrepreneurship, and that in turn would decrease the unemployment number, while increasing the prosperity of the able and willing working citizens.
Workers unions although they have their usefulness, do in the long term increase the cost of doing business sometimes to the point of insolvency, and that has to be addressed by the French. Sarkozy I think had the right ideas, but his problem was that he had a character problem. He was a total jackass without class, and that in turn made him an ineffective leader.

milamm:

I do not share the same view of your opinion on certain fields like 75 % millionaire's taxes without giving a solid evidence nor a keyfact of french national benefit's revenue although I appreciate your courage to defend it. It will be voted by the financial comission (french national assembly) before the new amendment become legal tax law, It will not threaten any foreign market investors or local financial business institution (national - international financial market) only regenerate a generous sum of 200 - 300 million euros a year for the national tax revenue. A new policy that ends up millionaire's dream(tax exemption) that's clever, Mr. Holland Finance Minister has still a lot to do with the Trade Union (if he was Malagasy I would have voted for him)
Another source from Mr. Sapin interviewed by reuters on 10/04/12
"It's important to understand here that what we talk about growth we are not talking of (demand-driven) economic stimulus," he said.

"The markets are more intelligent than the right," said Sapin. "They hate uncertainty. They need visibility, and want to understand the underlying will."
17. milamm ( 15/05/2012 23:30)
ded.kitty, definitely kind of work harder to become richer but needed more flexibility rate review, end of day it's all french business nice to speak to you mate peace and respect
18. mirananirina ( 22/05/2012 14:09)
Marina fa na firenena iza na iza akoatra ny firenena mahantra sy manjaka ny vola dia mambotry ny hafa daholo,asa ianareo raha nahita ireny reportage "saphir" ireny fa dia manana harena tokoa ny Malagasy ,miasa mafy ,mijaly sns....an'iza nefa ny vola be sy harena be?an ny vazaha.
19. milamm ( 27/05/2012 01:40)
Slt mirana,salama e mba tiko ho zaraina @ tsika rehetra hisy isainana ty isaorako ny mpikaroka ambony Malagasy (momba reo kimberlita Satrokala/Analavoka/Fenoarivo/Lavaraty ao @ faritra atsimo sy faritra mirakitra diamondra

http://sgfr.free.fr/seance/Mada2011/compte-rendu/resume/21-Randrianasolo_B.pdf

harena ankibony tany tena mahavelona sy manatsara ny farimpiainany Malagasy iray manontolo zay tsara ho fantatry ny rehetra, alohany ivarotany fat varoboba @ vahiny ireo faritra ireo

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.156