Politika

andrywui ( 23/03/2012 11:36)
- rehefa vandana de kary !! .. ka hita zany zao fa tsy "kary" i Pr damomo sy le sipa kely zanany fa tena "saka" aradalana zao kay de navoaka izy mianaka ary afaka niriaria tsara eny anivon'ny velona !... tohiny
pulm ( 23/03/2012 10:55)
Tsy hoe manamaiva azy aho akory amin'ny zavatra mahazo azy amin'izao, dia ireto avy: migadra mandrampahafaty, marary any amin'ny hopitaly, za ary mino fa mbola misy zavatra mafy ahazo azy, ny antony i... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/04/2012 16:18
andrywui ( 20/03/2012 13:41)
- o ra olona a zavadoza , atambo be ndray anie no nataon'ny GTT e inona io ?? -notongavan'ny GTT (pierrot journaliste) niaraka tamina vozah journaliste tao amin'ny Hopital nisy azy tao la Reunion t... tohiny
novalian'i milamm ny 21/03/2012 14:17
andrywui ( 20/03/2012 13:32)
ngah raha oe "mpitsara interanational "de tsy azo aotsana ! tsy maintsy petsaina refa nanao ny vinany na iza na iza ka , na i dada koa aza raha sanatria ka tonga de anotaniana azy ny adalana vitany ka... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/04/2012 16:20
milamm ( 16/03/2012 12:53)
afera Raymond Ranjeva sy Riana zanany vavy nanao valandresaka indray no vizanina araky ny fanambarana nataony Me Olala fanamelohana gadra perpetuite ketrika avy am lavanify, ratsy rahonana. jao jean ... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/03/2012 11:43
vatofototra ( 14/03/2012 09:39)
Pour financer ses activités, dans un cadre commercial, Vitatsika io s'est associé avec le Géant américain en téléphonie GTC - Global Telecom Connect. Vous voulez réduire drastiquement votre fa... tohiny
novalian'i bazylou ny 19/03/2012 13:53
pulm ( 14/03/2012 05:43)
Ny miaramila izany zao tsy misy hetra intsony e! mahagaga iany satria ve ry zareo ireo no nazahoana ny fanjakana dia tokony tsy handoa hetra? dia tokony ireo vahoaka nampiakatra azy teo koa ange zany ... tohiny
novalian'i kaiaja ny 16/03/2012 11:41
laza5700 ( 13/03/2012 15:31)
Misy tsindrona paingotra kely ho an'ny mpitondra manana double nationalité ao anatin'ity emission ity raha sendra nijery izahay= any amin'ny faraparany. Mety hahaliana ny hafa mieritreitra hiditra eo... tohiny
novalian'i laza5700 ny 16/03/2012 13:33
andrywui ( 12/03/2012 11:57)
- nohenoin'ny fanjakana ny feon'ny miaramila ry mme a MBA fantatrao mou hatramzay fa ny karaman'ny rahalahy polisy 1barette teo nitovy amin'ny karaman'ny sergent-chef? Rariny rah mba nojeren'ny fanjak... tohiny
novalian'i dadabe ny 07/04/2012 13:33
RUZ9 ( 11/03/2012 13:03)
tsy mahagaga raha tsy mivaha ny olana misy eto Madagasikara. Ny mpanao politikantsika tsy mahay akory ny atao hoe fitondrana fa mifarana hatreo @ny fahazoana seza ny zavatra rehetra. Resa-besisa no ma... tohiny
novalian'i sitlo ny 15/03/2012 05:07
niryna ( 10/03/2012 21:12)
NY FIRENENA ERAN-TANY DIA MITADY NY TOMBOTSOA ETO AMIN'NY FIRENENTSIKA,FAMPIADIANY ISIKA MALAGASY KANEFA NY HARENA ANKIBON'NY TANY NO TENA TADIAVINY'IREO FIRENENA MANANKARENA REHETRA IREO. BE HARENA ... tohiny
novalian'i niryna ny 24/03/2012 18:29
vatofototra ( 09/03/2012 10:30)
REGARDER VIDEO ALERTE POLLUTION PRODUIT CHIMIQUE AMBATOVY - Exploitation Nickel- Cobalt - Sulfate d'ammonium TOAMASINA ALERTE POLLUTION PRODUIT CHIMIQUE AMBATOVY - Exploitation Nickel- Cobalt - Sulf... tohiny
cpd8910 ( 08/03/2012 20:24)
novalian'i cpd8910 ny 12/03/2012 00:17
cpd8910 ( 07/03/2012 23:20)
Hevitra maro tsara be momba ny rafitra, feuille de route, lalam-panorenana, fitrandrahana harena ankibon ny tany, fitsarana, double nationalité etc. http://www.youtube.com/watch?v=zNnC-avJfCs&featur... tohiny
andrywui ( 06/03/2012 20:52)
- rehefa tsy hanome vola fanampiana intsony ny vazah fa hamolaka lava ny malagasy eto de tsotra be ny ivoahana e !! - TRANDRAO ireo harena ankibon'ny tany malagasy tsy toko tsy forohana ireo fa toa n... tohiny
novalian'i fafane ny 10/03/2012 11:50
locl ( 06/03/2012 10:10)
Mikomy ny miaramila fa mitady vola, hampiakarana ny karamany. Fa mba ahoana ireto olon-tsotra mivoaka ny trano isan'andro fa tsy misy mpiady izay mba ho fiakaran'ny karamany. Fa aiza foana le fampana... tohiny
novalian'i rasomotra ny 11/03/2012 09:39
andrywui ( 06/03/2012 01:15)
Toa tsy hisy fifidianana amty taona ty kale ...amn heritaona koa angamba miaona a ... Mila vanony be loatra amty dada apodio dada apodio ty loatra nareo de nareo iany no mampiesona azy .....tsy olana... tohiny
novalian'i moi ny 12/03/2012 10:20
moi ( 04/03/2012 17:13)
Raha mba hoe tsy misy mahazo milatsaka ho filoha na i Andry na Ra8, angamba hihena tampoka ny tension politika eto ! Ny tena tsara aza dia ry 4 mouvances mihitsy e, amin'zay tena tanteraka ny fanavaoz... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/03/2012 23:32
vatofototra ( 04/03/2012 14:48)
ECOUTER radio malagasy - Radio nationale RNM - Radio Antsiva - Radio Don Bosco http://www.vatofototra.com/... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/03/2012 23:31
Blackeagle ( 04/03/2012 13:01)
FAMORANA = FOMBA AN`ANDEVO, TSY ILAINA. GASY TA-BORY SY ALIKA NO MANAO ANIO FOMBA IO. GASIKARA FIRENENA MAMPIJALY ZAZA>>>GASY MAIVANA TSISY SAINA TAY!!! GASIKARA = FIRENENA LAVA-BODY, MAIVAN-DOHA, COU... tohiny
novalian'i fafane ny 10/03/2012 11:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5337