Politika

andrywui ( 10/05/2012 10:16)
de mety tsy azo ialana ndray zao ty 13mei ty fa mety ho pan pan pan pan be !!satria nahoana ?? satria tsy maintsy ho avy ndray zao reo mpiondana mpandroba de hamaky magazay eo Analakely otran'ny le fa... tohiny
novalian'i pulm ny 05/06/2012 10:23
pulm ( 07/05/2012 10:34)
Fa maninona kosa no dia manao zara vilane? Jerevo ny miaramila vao nanao ny greviny dia voavaha tao anatin'ny 24 ora ny fitakiany, satria ve any aminy ny lakile dia tsy maintsy tambatambazana ohatry ... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 14/05/2012 09:47
milamm ( 07/05/2012 03:00)
51.90 % vato azony sosialista Francois Holland no lany teo anilany sarko 48 %, ny parlemanta koa dia hanao fifidianana ny 10 sy 17 jona izao ho hita eo tsy ampiova n'in2 krizy eto @ tanana iarahamahi... tohiny
novalian'i milamm ny 27/05/2012 01:40
andrywui ( 05/05/2012 14:59)
tsy hitako tsony ze lazaina fa mitady ahafaty laikely ty ! tsy tokony ho robaina ve ry mpiondana ny foiben'io TSENA MORA io fa afabaraka be isika satria , Magro sy Tiko antsika nivarobary lafobe na... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/05/2012 06:35
andrywui ( 03/05/2012 09:35)
- tsy maintsy manaraka ze politika tian'ny mlamm fa raha tsy zany de tsy politika fa mpamono olona enao sady tokony hotorahambato ! sa tsy zay ry mlamm ?? nenazy de ze sitrapony iany oe a de a b de b ... tohiny
novalian'i andrywui ny 05/05/2012 14:08
ravatorano ( 03/05/2012 07:47)
beztsaka iaay hetsika sy fihetsiketsehana ara politika mlba nandehanako izay sy nidinako andalambe ary tena niantrehako mihitsy ny fanenjehana aza na d somary mavesatra ny tena d milodaloda mitsoaka m... tohiny
novalian'i niryna ny 03/05/2012 22:35
vatofototra ( 03/05/2012 06:13)
Débat Hollande - Sarkozy 02 mai 2012 - la vidéo intégrale A quatre jours du second tour de la présidentielle, François Hollande et Nicolas Sarkozy se sont affrontés mercredi soir 2 mai 2012 d... tohiny
andrywui ( 02/05/2012 09:40)
hahahahah ...mapme be !! efa fomba fanaon'ny mpitondra hatramzay no mandrava afo amin'ny lakrim ry bandy a ! fomba aradalana na aty europe na any amerika na any azia na afrika !!! fa de otran'ny def... tohiny
novalian'i andrywui ny 07/05/2012 11:53
niryna ( 28/04/2012 15:57)
Toa milaza azy ho samy tsy tomppn'andraikitra avokoa ireto olona.Iza no nandroba ny fitondrana,iza no namono olona sy nampaniraka,iza no tsy nofidiana kanefa dia mitsolatsolana mitondra fitondrana a... tohiny
novalian'i niryna ny 03/05/2012 22:06
andrywui ( 27/04/2012 13:17)
misy zavatra itako aminareo mpanohitra reo hatramzay ,,tsikaritro fa rehefa tsy mitovy firehena politika aminareo satria antoko hafa de tena homboy , homboy fa ratsy reo !! zany fona no ao antsain... tohiny
novalian'i milamm ny 03/05/2012 16:05
andrywui ( 23/04/2012 22:47)
Efa misy roplann iray hafa ndray efa kasakasain'ny fanjakana ho vidiana amzao ! mety airbus2 ndray izy io sady mety efa mba ho zandrinjandrin'ity anakiray nahabe resaka ty le izy !! zany hoe tena mety... tohiny
novalian'i andrywui ny 27/04/2012 11:52
Enry ( 23/04/2012 21:42)
Vive les DJ's[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=Hnl_pJoB2ZE&feature=fvst[/youtube]... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/04/2012 23:26
andrywui ( 23/04/2012 17:56)
VIVE TGV VIVE TGV TGV FOREVER TGV FOREVER TGV FOREVER hery ...!!! Tsiky dia ampy ! Tgv = tsy mampisotro ronono antavy (ronono anaty pO)... tohiny
novalian'i Enry ny 23/04/2012 21:37
gasyjean ( 23/04/2012 12:27)
Vita izay ny premier tour omaly,ka ho hita amin'ny 6 Mai indray izay ho lehiben'i Afrique ,iza indray no hitarika ny fandrobana sy fanimbana,raSarko ihany ve sa raHolland ?. Ra resy eo Sarko mety ho k... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/04/2012 17:47
LazaDaddy ( 23/04/2012 05:46)
[url=http://www.matv.mg/?p=41740]Jereo eto[/url] Le nouvel Airbus A340-300 de la compagnie nationale Air Madagascar est tombé, une nouvelle fois, en panne, à l’aéroport de Roissy Charles de Gaul... tohiny
novalian'i milamm ny 29/04/2012 02:22
mirananirina ( 22/04/2012 16:05)
I François Holland de tsisy Sarko hanampy an i Andry tgv intsony ... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/04/2012 17:52
andrywui ( 21/04/2012 10:43)
izay no fanapahakevitry ny oul farany momba an'i dada zany raha te hiditra eto amin tanana izy !! tsisy adala ko anefa ka oe heloka tsy nataony ka asaina hobabeny fa de izay isan'ny zaza maty ihany n... tohiny
novalian'i cbd ny 21/04/2012 11:49
Enry ( 20/04/2012 11:51)
novalian'i andrywui ny 21/04/2012 10:28
Enry ( 20/04/2012 11:49)
Samy manana an'izay tiany io ee ;-)... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/04/2012 10:31
Enry ( 19/04/2012 11:47)
Ny tena antony nahatongavany ingahy DJ na filohan-tsika malagasy eto amin'ny tanana dia fandrosoana any vahoaka malagasy. ... tohiny
novalian'i andrywui ny 28/04/2012 10:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4511