Politika
xxx
(
15/10/2009 06:03)
Mba mahamenatra ihany ireto milaza azy ho mpitari-tolona, hay mpiady an-trano, avy eo mila miantso vonjy à gauche à droite hono mba hampihavanina.
Ny tena samy tena aza tsy mahay mifanaraka ka r...
tohiny
novalian'i Papoose ny 15/10/2009 23:00
pikatti
(
14/10/2009 23:00)
Navelako tato mintsy elah hilalao jerena raha mba mahafitaka mpisera nefa sirika be klé, tsy ampy le sarintava no tsy mahay manisy sira
Tsisy valera raha hatao indray miteny
Aiza ary lery teo,aza m...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 16/10/2009 13:30
vatofototra
(
14/10/2009 22:59)
REGARDER VIDEO Journal 14oct09 3ème round à Genève
La 3ème rencontre, tant attendue des 4 chefs des mouvances pour régler, espérons le, définitivement la crise politique à Madagascar, va se...
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/10/2009 11:41
xxx
(
14/10/2009 22:48)
Nous sommes en 2009 après Jésus Christ. Toute la Grande Ile est occupée par les Accords de Maputo … …Toute ?… Non ! Un village peuplé d’irréductibles Malagasy résiste encore...
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/10/2009 11:39
vitamatavy
(
14/10/2009 22:25)
tsy mety hilamina mihitsy
natao teny hintsy tsy nisy vokany
nasiana assise national tsy nisy vokany
MAPUTO1 tsy nisy vokany
MAPUTO2 tsy nisy vokany
CARLTON1 tsy nisy vokany
izao indray dia mand...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/10/2009 22:19
bazylou
(
14/10/2009 18:23)
ny mamehy sy mitondra ny fiainam pireneny, ary rehefa tsy hainy io dia aza gaga fa ny fotsy hoditra no hitondra azy, amin'ny fombany sy fisainany, helas,,,, beurrk...
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/10/2009 10:38
bazylou
(
14/10/2009 17:46)
ihany ve?? tsy hitrotra mihitsy izany an, aorian'ny maputo dia i geneve indray dia avy eo iza, NU, sa tokyo sa sydney indray,
Aiza ihany le bandy be mokony no ho i tgv?? tena tsapa sy hita fa trondr...
tohiny
novalian'i bazylou ny 15/10/2009 08:54
pikkati
(
14/10/2009 16:13)
Tsisy ahasakana ahy tsy hanao tgv na iza na iza , ary ajanony le mesazy hanaovana moral anah fa tsy voavadika intsony ah fa zahay ndray tsy mitaingina soavaly reraka e, ze mande iany no taingenanay a...
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 23:41
rabaradaka
(
14/10/2009 12:15)
Mazava be ny resaka fa Ministre taloha sy ny ministres maromaro ao amin'ny HAT miampy an'i Monibou no ao ambadiky ny aferana bois de rose. Sahia manao dingana lehibe milaza ny tena marina e...
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 23:37
pikkati
(
14/10/2009 11:21)
Na nesorinay aza Monja na nampidirinay aza i mangalaza ho PM dia anay izany fa tsy anareo ,izay ihany no nialako tamin'ny Tim tsy niditra nanao politika aminareo tsony :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:46
terrywui
(
14/10/2009 11:16)
niova TGV ve letsy pikatti a, tsara refa mahatsapa tena kah ,aza manao koa amin manaraka fa miovà amin fanavaozana ny saina hoy damopra zay ! sa moa elah le oe hanao damopra sa frera ?? hon hon hon !...
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:18
vatofototra
(
14/10/2009 11:10)
REGARDER VIDEO Journal-Tour d'horizon 13 octobre 2009
- Comité de réconciliation Roindefo - Andry Rajoelina
- Affaire saisine conseil d'Etat par Roindefo
- Procès sénatrice Eliane Naika
- Co...
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:19
pikkati
(
14/10/2009 10:57)
Kozio any daholo letsy ny fianakams nareo fa mba hiditra TGV aho ra-wuiwui a aza ailika letsy aho fa mba raiso a lelafiko daolo ny faladianareo bazylou , wuiwui , ntsss ,essera .... a mifona letsy a...
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:20
terrywui
(
14/10/2009 10:40)
Kobo be anie oe tsy manakevitra lazaina intsony hianareo fa manjavozavo daholo ny lalana politika ataonareo de ny manala zany sisa no famadihandresaka eto e!! izao no izy e! nalana iny i Monja roindef...
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:22
swann
(
14/10/2009 10:33)
Nampalahelo kely ny fiafaran'i Noue ilay tovovavy mba nafana fo kely tato sady fanalako andro tato fa angamba nosomparan'i Hery kou ny PS ny !! ---antsoy letsy ah Noue raha azonlah ty mesazy ty fa mal...
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:23
terrywui
(
14/10/2009 10:03)
Tsy mahamenatr tson Hery rah tonga de lazaina oe an'i TIM na GTT ity serasera ty a!
---afak mikozy irery sy mifandrotsirotsy ato hianareo mianakavy amzay ,, fa vao misy dinika atsanganay mamelively ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 15/10/2009 16:35
Mandefitra
(
14/10/2009 08:05)
Zanatany isika e ... ary mijanona ho zanatany.
Very maina ny ra latsaka t@ 1947, 1991, 2002 fa eo ambany vahohon i frantsay hatrany Malagasy kely no mandohalika.
Ary efa betsaka ny tononkalo nosor...
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/10/2009 18:35
fijo
(
13/10/2009 22:54)
ah ah ah,nahita fanonganana koa izao i monja.hihihih,de milaza indray lery fa "mbola izy no praiminisitra ARADALANA,asa na aradalana taiza io na taiza aloha,fa mitaky fampiarana lalana ny mpandika lal...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/10/2009 20:19
xxx
(
13/10/2009 22:38)
dia hilahatra indray izany ny gtt @ asabotry izao ka dia samy ho tonga maro e...
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 11:31
bazylou
(
13/10/2009 16:44)
i deba , indrisy ry mada fa hiverina indray ny antitra isany handetika anareo , ary ity aho eto fa hisy ra mandrika amlin'ny desambra eo, ny kibo noana hiakatra hatrany, ny cyclone koa hamely, helas,....
tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 11:42
