Politika
mathla
(
17/10/2009 07:11)
"Efa tapitra ny lalana hahafahana mamaha ny olana misy ankehitriny".
Io no azo andikana ny hevitra nolazain-dRadomelina kely nanazava sy nanohana ny heviny vonona ny hanala an'i Ndefomandriny tsy ho...
tohiny
novalian'i ifiona ny 17/10/2009 18:14
terrywiui
(
16/10/2009 23:25)
hi hi hi hi ! hon hon hon ! her her her ! ha ha ha ! RESY E!
Tsisy zavatra vitanay intsony eto raha tsy eo Dada ,na sonia zany !!!! fanadiovana tanàna zany!!!! na asa zany !!!efa fa na dia ny 1â‚...
tohiny
novalian'i pikatti ny 17/10/2009 09:30
vitamatavy
(
16/10/2009 23:16)
tena mahagaga fa tsy mety hisy hamaly intsony i wiwi eto forum politika
,mba valio ry ireto izy fa déprimé fotsiny an ,mba namana mafana fo sy mpitolona an'i tgv iny kosa ve ry ireto dia jerevana ...
tohiny
novalian'i terrywiui ny 17/10/2009 12:34
zoam
(
16/10/2009 21:41)
ny mouvance ravalomanana dia manolotra an'i monja roindefo ou ratsirahonana president ny transition ,tsy ekena mihitsy i Andry rajoelina hitondra ny transition ,io izao no feo mandeha any ...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 18/10/2009 12:59
bazylou
(
16/10/2009 17:50)
tokyo sy sidney indray izao no poinsa.
RAha izao moa no miteny i tgv hoe tsy misy fika intsony fa izaho no prezda mandritra ny fito na zato taona ho avyu , loooll :-D :-D :-D :-D :-D :-D vive ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 17/10/2009 09:32
stalingrad
(
16/10/2009 16:20)
Malaina dia malaina ny any GENEVE ny handray ny delegasn isantsokajiny ho any geneve ! manome fika foana ry lerony oe mbola tsy vonona izahay , misy laharampahamehana mahaporitra anay aloha , sns... r...
tohiny
novalian'i terrywiui ny 17/10/2009 12:37
terrywui
(
16/10/2009 15:53)
HON HON HON HON HON hin hin hin hin hin hi hi hi hi ha ha ha hon hon h [b]RESY TANERAKA NY TIM RESY NY GTT RESY NY ARADALANA RESY NY ZANAK'I DADA[/b]
petsa 100% e ! de mamangy amin'ny fahoriana...
tohiny
novalian'i pikatti ny 17/10/2009 09:24
pikkati
(
16/10/2009 15:42)
Izaho PIKATTI dia mifona aminareo mpisera sy Hery fa io sary Vetaveta HUMOUR.COM io no sary vetaveta farany nalefako eto amin'ny forum de tsy hanao tsony aho !!
--itako mantsy fa tsy fanabeazana sy ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 17/10/2009 09:21
locl
(
16/10/2009 14:34)
On croyait que les carottes étaient cuites. Et bien non. On va encore assister à un rebondissement. Il viendra de Marc Ravalomanana. Il n'a pas encore récouru à sa botte secrète mais déjà tout ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/10/2009 20:05
vatofototra
(
16/10/2009 14:14)
RAGARDER VIDEO Journal-Tour d'horizon 15 octobre 2009-3è rencontre reportée.
- L'ultime réunion entre les 4 chefs de fil des mouvances, prévue se tenir le 17 au 19 octobre 2009 à Genève, a é...
tohiny
novalian'i pikatti ny 17/10/2009 10:20
mitapiwui
(
16/10/2009 09:53)
raha t@ janvier 2009 raha tadidintsika dia inona avy no notakiany ANDRY
ny fialan'i ravalomanana tsy ho president
ny fametrahana ny tetezamita izay tarihiny
misaotra anao Dramé debile mentale iz...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/10/2009 20:17
ravatorano
(
16/10/2009 09:12)
2009/1260 io izany ilay didy netina nanendry ny praiminisitra Mangalaza Eugene ka tratran'ny fampihantoana izay nataon'ny mpisolo vava an'Atoa Monja Roindefo !
dia nibitaka ry zareo tao amin'ny Monim...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/10/2009 20:10
locl
(
16/10/2009 09:12)
Mba mahagaga ihany ny tena hevitr'ireto vahiny izy misorantena ho mandamina ny prbl ao Dago.
Raha ny tokony ho izy manko dia tokony ny samy Malagasy no mifamaly resaka. Gaga ihany ny tena raha mahi...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/10/2009 20:15
xxx
(
16/10/2009 07:49)
Betsabetsaka ihany ny antony hankahalako an'i Marc ravalomanana fa ity didier ignace ratsiraka ity kosa dia alika-matin'olona mihitsy. Ity rangahy jamba ity no tena rangory fototrin'ny afo mamotika an...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/10/2009 20:01
ifiona
(
16/10/2009 06:31)
Le Conseil d’Etat a ordonné hier le sursis à exécution du décret de nomination du Premier ministre de consensus, Mangalaza Eugène, suite à la requéte déposée lundi dernier par les deux avoc...
tohiny
novalian'i pikatti ny 17/10/2009 10:18
rakaroka
(
16/10/2009 04:58)
http://www.madagate.com/a-la-une-de-madagascar/actualite-madagate/1156-pere-pedro-enfin-proprietaire-apres-20-ans-de-luttes-ardues-.html...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 16/10/2009 17:37
ntss
(
15/10/2009 14:09)
:D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D
:D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D
...
tohiny
novalian'i Papoose ny 15/10/2009 22:11
vitamatavy
(
15/10/2009 11:27)
efa mazava izao fa azo atao ny manongana fanjakana raha ny eto madagasikara ,koa maninona marina raha ny izao dia mijery hoe ahoana marina moa no mety hanonganana an'io fanjakana tetezamita io mba hi...
tohiny
novalian'i bazylou ny 16/10/2009 17:56
bazylou
(
15/10/2009 08:48)
dia vive tgv, aleo ho izy mandrakizay no eo fa trondro maty daholo ny gasy
beeeurrk , vive tgv :-P :-P ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 16/10/2009 17:47
rabaradaka
(
15/10/2009 06:41)
Mahalasa saina ry dadatoa ny zava-misy : tena miady marina ve ireto mpanao politika sa mody miady e ?...
tohiny
novalian'i Papoose ny 15/10/2009 22:48
