annule le geneve e
1. bazylou
(
16/10/2009 17:50)
tokyo sy sidney indray izao no poinsa.
RAha izao moa no miteny i tgv hoe tsy misy fika intsony fa izaho no prezda mandritra ny fito na zato taona ho avyu , loooll :-D :-D :-D :-D :-D :-D vive tgv
RAha izao moa no miteny i tgv hoe tsy misy fika intsony fa izaho no prezda mandritra ny fito na zato taona ho avyu , loooll :-D :-D :-D :-D :-D :-D vive tgv
novalian'i pikatti ny 17/10/2009 09:32
9. feticon
(
16/10/2009 22:59)
maninona moa ry zalahy raha alefa sms ny sonia an'i ra8 sy ratsiraka ary zafy sy tgv dia tsy mandany vola e ,proposition avy aty amiko manokana io
11. xxx
(
16/10/2009 23:30)
marina anie izany e , si non maninona raha atao any rio de janero misy an le plage tsara be Copacabana any izy efatra mitsamina sady manao voyage no manao sonia angamba mety hilamina ny afera
12. terrywui
(
17/10/2009 07:57)
Filma efa tapitra ary tantara taloha ozy i Ainacook zay sisa io TIM io fa miandry ny fialany aina farany sisa dia manatitra vonikazo de vita kabary !! ntsOOOO mapalaelo kely ireto izy !! voa maharary ,vitamatavy , petsa ...hon hon hon ! tsisy negociatO tson e! leo zahay ,,
14. pikatti
(
17/10/2009 09:32)
Diso be elah ,saika notaperin-dry zalahy rery ny sonia saingy vao niteny R8 hoe tsy makany zah de mody nanaraka mora daholo ny foza ha ha ha ,aiza ary izy zany e, mahery ianao Andriamatoa Filoha hajaina RAVALOMANANA =D> =D> =D>
