tsy misy mety hamaly intsony i andrywui eto

1. vitamatavy ( 16/10/2009 23:16)
tena mahagaga fa tsy mety hisy hamaly intsony i wiwi eto forum politika
,mba valio ry ireto izy fa déprimé fotsiny an ,mba namana mafana fo sy mpitolona an'i tgv iny kosa ve ry ireto dia jerevana fotsiny ,
répondu par terrywiui le 17/10/2009 12:34
2. vitamatavy ( 16/10/2009 23:22)
mba valio kosa i wiwi rehefa manokatra hevitra fa tsy jerevana fotsiny e
swan,pikkati,hallowen,ntss,stalingrad ,sns maro
3. xxx ( 17/10/2009 00:03)
swan,pikkati,hallowen,ntss,stalingrad ,sns maro
miteny rery lery ao ambany ao mitady an'i pikatti hamaly,mba vonjeo lesy izy pikatti a
8O 8O 8O 8O
non assistance à personne en danger anie zany é
Rahery sao dia misy azonanao hitsaboana an'io akamakely io ,i pikatti ty lasa nanao zoma magnifique ndray niaraka @ ex-femme de wiwi :lol:
4. terrywui ( 17/10/2009 07:42)
vitamatavy dondrona be a! ...pikatti anie zaza tsy ampy sainlah ka ampirisihinlah hiaraka amin vehivevy sahady ?? ny zanak'elah no alefaso aty raha atao batemy fa aza pikatti zazakely io no ampianarinlah ratsy eo !! sa ny vadinlah no ataoko ex-femme ravitamatavy ?
5. vitamatavy ( 17/10/2009 08:45)
honh ohn hon hon
6. pikatti ( 17/10/2009 09:58)
swan,pikkati,hallowen,ntss,stalingrad ,sns maro
miteny rery lery ao ambany ao mitady an'i pikatti hamaly,mba vonjeo lesy izy pikatti a

non assistance à personne en danger anie zany é
Rahery sao dia misy azonanao hitsaboana an'io akamakely io ,i pikatti ty lasa nanao zoma magnifique ndray niaraka @ ex-femme de wiwi
sarotra ny mandainga aloha wiwi fa raha hotran'ireny ny goût-nareo kosa de aoka ihany ,fa inona no tena paikan'elah tao bainn , le paps ve,tsssss,aleo ihany lesy gasy a,gasy ka manja :lol:
7. terrywui ( 17/10/2009 11:44)
slt lesy pikatti ! ary inn ndray ary ty terrywiwui fopla ataonlah sy zoam ty le ! efa milaza amlah ane ah ra-pikany fa tsy zaio pikkati io e, ny anlah d za foana zao le kofy tena manao an'io fopla mangatsiatsiak ,, za ary mba nandefa mesaz tany amlery oe avotsoro amzay oa ra pikany fa vizana be lery oa ! za ary no tokony isaoranlah amzany !! hon hon hon ho
8. terrywiui ( 17/10/2009 12:05)
LAingako zany lesy pikatti a, zah ihany io é hon hon hon , tsy elah reve'ny olona eto de lasa mialona lesy zaha , soa ihany fa elah zao no mba mamaly ny dinika hatsangako :lol:
9. ndotofetsi ( 17/10/2009 12:23)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. terrywui ( 17/10/2009 12:30)
refa tsy mety hanao dinika eto tsony laisany de za irery no hameno ny forum eto zany ! fenoiko dinika bobaka eto hon hon hon ! anay ny tanana ee!
11. terrywiui ( 17/10/2009 12:34)
zah tsy mitaraina zao fa efa olom-baovao e :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0519