hodakan'ny GIC ambavafo ndray io TIM io ra ny hita !
1. stalingrad
(
16/10/2009 16:20)
Malaina dia malaina ny any GENEVE ny handray ny delegasn isantsokajiny ho any geneve ! manome fika foana ry lerony oe mbola tsy vonona izahay , misy laharampahamehana mahaporitra anay aloha , sns... raha ny hita anefa dia hialana pà tanteraka ny Tim ary mikasa ny tsy hanome trano hivantanana ny delegsn tim ny GIC refa any geneve na ho tonga any ihany aza ! ratsy ny tohiny ho an'ny antoko TIM izay efa hita fa mivahavaha sy malemy fototra amzao !
novalian'i terrywiui ny 17/10/2009 12:37
3. stalingrad
(
16/10/2009 16:27)
fa maninona kosa ny Tim no resy tsy miady toy izany ?
tsy azo ekena izany fa mila mijoro isika rehetra na ny resy na ny mpandresy !
tsy mety izao mijery fotsiny izao fa mandraisa anjara amin'ny dinika daholo !
tsy azo ekena izany fa mila mijoro isika rehetra na ny resy na ny mpandresy !
tsy mety izao mijery fotsiny izao fa mandraisa anjara amin'ny dinika daholo !
4. mitapiwui
(
16/10/2009 16:34)
ka i debile dramé izao no gic sur place ka iza no tsy hivika
hon hon hon hon
hon hon hon hon
5. xxx
(
16/10/2009 16:38)
Tsy miditra ny gtt sy tim ry stalin sans valeur sy tsy misy grade a,tsy aleo ve ianareo samy AMBANY SAINA IHANY no mifampidinika eto refa lainga ny lohateny entinao dia aleon'ny NAHITA FIANARANA MANAJA TENA ny olona tsy sans valeur SY TSY MANan-KATAO OHATRANAO koa hamaly izay wawwawa,le chien aboie ,la caravane passe!hihi!
MAZAVA ve ?ianao no mapmé lava andevozin 'izay gic-nao any ,ny olona intellectuel tsy te hahalala izany ,ny olona voazanaka ihany sy mpisolelak ny tsotsoka no miandry ny gic-nareo ,HANDRASO EO RAZAKA sao mba hivalana ao aminao izy rahariva !

6. terrywui
(
17/10/2009 07:38)
raha tsy vendrana sy tsy ampy saina tokoa ve ahazo ny Fanjakan'ny ampy saina sy miseho nahita fianarana ?
--sady zao ny Fanjany no tsy mety azony nefa hono nianatra ! ze marina lazaina e! tokony ho mora aminareo milaza ho avarapi zany anie ny mamerina ny Fanjakana handihizan'ny sasany e! sa nareo avarapi dondrona ,dondrona manampahaizana ,vendrana manantsaina ,sssssshh ! vava no be ,taimbava no alefalefa fa ny réeel aloha de tsy mety azonareo na ovin na ovin tsony ry TIM sy ravalo io fanjakana io a, MAAVA ve ????? hon hon hon hon hon

7. pikatti
(
17/10/2009 09:27)
ka i debile dramé izao no gic sur place ka iza no tsy hivika
hon hon hon hon
de lasa mivika daholo zany lisany tgv ao :-D :-D :-D
tsy mahagaga zany fa lisany no namindra aretina t@ Dramé,nefa mbola tsy tafa io raha tsy eo R8 hoa
Mahery ianao Andriamatoa Filoha Hajaina RAVALOMANANA =D> =D>
8. terrywui
(
17/10/2009 12:29)
Mahery ianao Andriamatoa Filoha Hajaina RAVALOMANANAaiza io filoha tehefanlah io ra-pikatti ? eo amin'ny seza fiandrianany ve ? avereno eo izy raha te hitehaka elah e !
-ny anlaisany anie letsy de io miondana be tsisy fisainana io no tena itako fa mahavoa ny TIM ato klé ! efa hita fa soavaly maty mbola taingenana iany !
--fa efa nilamm angah ela sy le kofy fopla ao io lety ra-pika ??
9. terrywiui
(
17/10/2009 12:37)
VIVE R8 EFA OLOM6BAOVAO ZAH FA SAIKA HADINIKO ,ESORY LE TENIKO EO @ 7 io RAHERY FA DISO A :lol: