Politika

pikatti ( 19/10/2009 11:18)
Vao laozana kely mantsy lisany tony de miwawawawa eto fotsiny ,inona raha tsy mitovy @ Andry ihany vao tsy ny filoha Ra8 de io mipaika vola io fotsiny no adikleny,ha ha ha hataonay mamerim-bola lisany... tohiny
novalian'i pikatti ny 19/10/2009 22:40
vatofototra ( 18/10/2009 18:18)
ECOUTER Conférence de presse Ravalomanana le 18 octobre 2009 Ravalomanana a répondu, en direct au téléphone de l'Afrique du sud, aux questions des journalistes de la radio Rindra, Fahazavana, M... tohiny
novalian'i Bazzylou ny 19/10/2009 19:03
vitamatavy ( 18/10/2009 17:39)
vao tsy ela akory no voasioka tao kianja mitafo ny mahamasina i mialy rajoelina izao indray androany hariva dia i andry tgv mihitsy no voasioka raha nanolotra ny coupe hoan'ny senegal teo @ sehatry ny... tohiny
novalian'i fijo ny 20/10/2009 20:01
feticon ( 18/10/2009 09:25)
aoka izay ry zalahy fa ataovy serieux amin'izay le resaka politika an ... tohiny
novalian'i Bazzylou ny 19/10/2009 19:14
bazylou ( 18/10/2009 09:05)
ny ambiny mpangalatra ps ihany :-D :-D ... tohiny
rabaradaka ( 18/10/2009 08:19)
Raha mandinika ianareo ry dadatoa dia ity genalahy Tiébilé Dramé ity no fototry ny adilahy politika eto amintsika, aiza e ka izy indray no miseho ho "bob" amin'ity resaka ity. Iza no mahita fika hi... tohiny
novalian'i diloo ny 21/10/2009 16:16
pikawui ( 18/10/2009 07:22)
vive tgv beurk ,trondro maty 20.000.000 malagasy ... tohiny
novalian'i terrywui ny 20/10/2009 09:44
badboy ( 17/10/2009 23:33)
Maninona moa no ao afrika ihany no tiandRa8 anaovana sonia ilay fifanekena : satria ireo mpanelanelana afrikanina azony omeny tsolotra hanaiky izay tadiaviny! Raha ao europa manko dia tsy misy mpan... tohiny
novalian'i ifiona ny 20/10/2009 10:55
fijo ( 17/10/2009 22:04)
©Reuters Agrandir l'image Pleine de trésors naturels, l'île de Madagascar, au large de l'Afrique, a longtemps semblé pleine de promesses et pourtant... Un ensemble de choix politique... tohiny
novalian'i fijo ny 20/10/2009 20:04
fijo ( 17/10/2009 20:18)
Faits Divers Minisitra tratrana ray aman-dreny tao anefitranon-janany vavy Sendra ny zavatra tsy nampoiziny ity Minisitra iray satria dia tratran’ny ray aman-drenina vehivavy iray tao anef... tohiny
novalian'i fijo ny 20/10/2009 20:03
bazylou ( 17/10/2009 17:26)
rehefa tsy misy amely ianareo ry gasy 20.000.000 dia aleo i tgv no hitondra eo atramin'ny farany. izahay kosa aloha tsy hanaiky zany deba, zefa albera, pm mangahazo, le8 izany e, rehefa tsy misy be mo... tohiny
novalian'i ifiona ny 18/10/2009 07:35
mitapiwiui ( 17/10/2009 12:45)
Nanaraka ny namana terrywui koa aho ry swann =stanligrad a, Vizaka be le tgv e ,miala tsy indrindra indrindra :-* :-* :-* :-* ... tohiny
novalian'i pikatti ny 19/10/2009 13:25
terrywui ( 17/10/2009 12:41)
Efa sady resy ve letsy ny GTT sy ny antoko tohanany de mbola ampijaliana ko pikatti le ! aoka izy e! avelao izy ! efa mitenten foana sy midelira be mitsy ve letsy lery de mbola atao ihany a! ... tohiny
novalian'i dadabe ny 18/10/2009 16:05
vatofototra ( 17/10/2009 10:51)
REGARDER VIDEO Journal Tour d'horizon 16 oct 09 - Le Groupe de contact a réuni les 4 mouvances pour confirmer le report de la réunion des 4 chefs des mouvances prévue à Genève. - Affaire surs... tohiny
novalian'i xxx ny 17/10/2009 12:58
ntss ( 17/10/2009 10:33)
Eise!!!! Manao ohatry ny zazakely le midongy de mitrisitrisina am tany, tsy hita izay anaovana azy fa mapT hidaroka!!! Zany ve no mba filoha na i Andry ary lazaina fa zaza nefa tsy nanao izany.... tohiny
novalian'i locl ny 17/10/2009 13:05
TEGEVE ( 17/10/2009 10:02)
Anaka isany, Efa saika vita ny baolina ,saingy ty dadanareo ty mbola mafy loha be foana ,noheverina fa efa maty ara-politika afa mbola mahery vaika (l) (l) ... tohiny
pikatti ( 17/10/2009 09:37)
Resaka fotsiny lesy iny , fa alaina any an-trano zany tokoa ve elah é,kôzy io an,ary aza mitondra kaly zany fa zah no miantoka ,i zoam efa dakoro fa lery hipail beeks :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikkati ny 17/10/2009 12:51
terrywiui ( 17/10/2009 09:13)
Mahery ry zalahy GTT reto e, aleo koa izahy hanaraka anareo hilahatra refa avy eo ,halay aty an-trano lesy zah pikatti fa sao voasabotra any a,ny tena moa tsisy paps ihany ,ny sôsay manifay rahateo :... tohiny
novalian'i xxx ny 17/10/2009 12:30
pikatti ( 17/10/2009 08:59)
Aleo ndray elah aloha hanalana kely , Inona daholo leity io tabataba vao maraina io a,nanonofy ratsty ndray mantsy elah ty ,efa lazaiko elah fa i pikatti hoa cauchemarn'elah Fa ahoana no lazain'elah... tohiny
terrywui ( 17/10/2009 08:04)
zay no izy e!! vita nareo TIM oaaa! mionona de manaova fivoriana manokana ianareo TIM ato amin serasera de samy mitomany manala ny fo eo daholo ! sa mbola ùisy mahita mangirana kely hivoahana ve ?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.507