Nitsoka sahady ve elah wiwi ha ha ha ,zah lesy tsy mamono ah

1. pikatti ( 17/10/2009 09:37)
Resaka fotsiny lesy iny , fa alaina any an-trano zany tokoa ve elah é,kôzy io an,ary aza mitondra kaly zany fa zah no miantoka ,i zoam efa dakoro fa lery hipail beeks :-D :-D
novalian'i pikkati ny 17/10/2009 12:51
2. pikatti ( 17/10/2009 09:52)
manaova metimety fa mety hahita an'i ranona sy ranona ha ha ha, tsy lay pataloha mihantona iny ,kiii rangitra be razoam le farany teo iny, ndrinadra t@ le kitro mangata-paraky :-D :-D :-D tsy mimé loza lesy fa kôzy e ,manaova metimety , raha mety ny tantana de mety @ boîte ndray no miafara,zay lesy aloha ny hafatra
3. maryline ( 17/10/2009 09:59)
pikatti:

manaova metimety fa mety hahita an'i ranona sy ranona ha ha ha, tsy lay pataloha mihantona iny ,kiii rangitra be razoam le farany teo iny, ndrinadra t@ le kitro mangata-paraky :-D :-D :-D tsy mimé loza lesy fa kôzy e ,manaova metimety , raha mety ny tantana de mety @ boîte ndray no miafara,zay lesy aloha ny hafatra



Zah ve mahazo mandeh e! Sabotsy mantsy dia mba te hiala voly e! Salama aloha ianao ra-pikatti ô! noheveriko f'ilay pikkatifopla :-* :-* :-* :-*
4. TEGEVE ( 17/10/2009 10:06)
Zah ve mahazo mandeh e! Sabotsy mantsy dia mba te hiala voly e! Salama aloha ianao ra-pikatti ô! noheveriko f'ilay pikkatifopla

stl Mary:-* ,ndry kosa sexy tsara tonga de ok ,tsisy olana ,ny akama retra eto afaka mandé dôly kou ka
le pikatti fopla raha vao tsisy avatar de sirika be iny ,paikan'i wiwi reny hita @ fanoratany
5. pikatti ( 17/10/2009 10:07)
sali sali :-* :-*
tongava e, tsy mialonjafy
6. Mirananirina ( 17/10/2009 11:49)
:-D :-D :-D
7. pappouse ( 17/10/2009 11:51)
:lol:
8. terrywui ( 17/10/2009 12:02)
slt pikati ! efa kobonlah amzay ve le pikati manamerda anlah lety ?? anotanio tsar any amin hery oa fa mety kobony io ! fa tsy za letsy io a! elah ve akamako de petsaiko amin'io ! na mety i Zoam io fa leiny kou manao bebe mokony zay iny ! efa nokozinlary manko zay ! fa anotanio an'i hery oa ! de amzay ko elah tsy be konetaka lava any amin hery any ! de aza mitomany tsony ko fa mba ereto letsy ze fahavoazana a! mba mitombandahy fa rehefa lehibe elah mbola hiaritra iany hon hon hon !!!
--aoka zay letsy lery batista a! mikonetaka be ne ngama lety ee!
9. terrywiui ( 17/10/2009 12:12)
zah ihany lesy iny ry pikatti a, tsisy natao lesy zah de mba namazivazy kely fotsiny a, ary iza daholo reo PS ampiasain'i swann reo leity sao de mba ndotofetsy io :idea:
10. ndotofetsi ( 17/10/2009 12:18)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. Mirananirina ( 17/10/2009 12:46)
:^) :^) :^) :^)
12. pikkati ( 17/10/2009 12:51)
raha tsy vendrana sy tsy ampy saina tokoa ve ahazo ny Fanjakan'ny ampy saina sy miseho nahita fianarana ?
--sady zao ny Fanjakany tsy mety azony nefa hono nianatra !
-- ze marina lazaina e! tokony ho mora aminareo milaza ho avarapi zany anie ny mamerina ny Fanjakanareo nandihizan'ny sasany zao e!
--sa nareo avarapi dondrona ,dondrona manampahaizana ,vendrana manantsaina ,sssssshh ! vava no be ,taimbava no alefalefa fa ny réeel aloha de tsy mety azonareo na ovin na ovin tsony ry TIM sy ravalo io fanjakana io a,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7356