ah ah ah le "minisitra" e,tena tgv marina
1. fijo
(
17/10/2009 20:18)
Faits Divers
Minisitra tratrana ray aman-dreny tao anefitranon-janany vavy
Sendra ny zavatra tsy nampoiziny ity Minisitra iray satria dia tratran’ny ray aman-drenina vehivavy iray tao anefitranon’ity zanany vavy. Tsy afaka niala, hoy ny fiten’ny tanora amin’izao fotoana izao. Ny niafarany, tsy maintsy niroso tamin’ny fanaovana raharaham-pihavanana ingaharainy satria ny tena olona ambony ka manahy ihany ny amin’ny ho avy. Ireo andaniny koa tsy nanaiky ny fisehoan-javatra. Rehefa raikitra izany fifanarahana izany dia fantatra araka ny loharanom-baovao fa nalefa any ivelany ilay vehivavy. Andro maromaro lasa no nisehoan’izany teto an-drenivohitra. Faran’izay nafenina izany vaovao izany nefa moa dia fantatra ihany. Raha tany amin’ny firenena hafa efa tena mandroso aloha no nisy ohatra an’izany dia efa tsy tokony ho teo amin’ny toerany intsony ity minisitra ity.
Maro ny zavatra tsy dia mifanaraka loatra amin’ny toerana misy azy ataon’ny olona ambony sasany. Ao ireo manararao-pahefana ka sahisahy amin’ny fanomezana karazana fahazoan-dalana tsy ara-dàlana antokon’olona na orinasa hampiasa izany na dia tsy azo atao aza. Sahirantsaina mihitsy ny lehiben’izy ireny ka matetika dia miroso amin’ny famehezana ny fandehan-javatra. Misy fiantraikany ratsy amin’ny asa anefa izany zavatra izany ary indraindray, raha tsy voafehy tsara, dia ohatra ny maniraka ny sasany izay mora halaim-panahy hanaonao foana ihany koa. Soa fa vitsy dia vitsy izy ireny.
izao no atao hoe fitondratena minisitra tgv.tsara tokoa an.tohano ireo ry malagasy fa ireo no hiantoka ny hoavin'ny taranaka

novalian'i fijo ny 20/10/2009 20:03
3. AndriambyII
(
17/10/2009 20:43)
Somary maizimaizina marina ilay lahatsoratra fa mba mila jiro kely rafijo an !!
Iza ilay ministra ;dia iza ilay vehivavy , dia inona marina no scene tao ? :lol:

4. xxx
(
17/10/2009 21:48)
saika hitifitra izany le minisitra tonga dia traingo teo hampanalana pataloha ,ny bofin'ny le sipa no nahakobo azy
5. fijo
(
17/10/2009 22:06)
io efa nisy nanazava ka,saika hanararaotra tao ngahy"minisitra"kay tratran'ny dada sy nenin'ilay zaza de vita e,misaina anie izany raha olona e.
8. rabaradaka
(
18/10/2009 08:24)
Soyons sérieux les gars. Io nareo tsy serieux io mihitsy no tsy hijerevan'ny Andy TGV sy dadatoa Ravalo ny seraserantsika. Efa henoko io film io fa tena zava-nisy tokoa. Zaho aloha dadatoa efa ela no nilaza hoe jiolahim-boto sy jiolahim-bavy daholo ange ireto TGV ireto e
10. xxx
(
18/10/2009 08:59)
Navoaka tao @gazetY MIDI fa tsy nolazainy ny anran'ilay ministra ,TONGA
A@ny ANDRON'NY DEVOLY ISIKA IZAO REY VAHOAKA é,
Ankoatra ny hAlatra sy horohoro hiainan'ny BE SY NY MARO ETO MCAR IZANY no fanjakana TGvendrana aminy ka asakasak'izay TSY TONGA SAINA !!!
Ohatra'izay ihany koa ta@andron'i ratsy iraka ,iza moa itgvendrana FA TSY AREMA bis!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

11. bazylou
(
18/10/2009 09:01)
io indray le resaka btolo tsy misy lohany tsy misy vodiny, rehefa anao ihany maninoanno atao tapany e, iza le min dia iza le ankizy vavy e?? sao dia mba le zanakavavin'ilay minisitra ihany dia osoran fotaka fotsiny le olona .. beuurrrk reska gasy indray ity.. :-D :-D :-D
12. nancy
(
18/10/2009 15:03)
Misy niteny hoe Gilbert Raharizatovo ilay izy...izay fahamarinany aloha tsy haiko e.
xxx:
Navoaka tao @gazetY MIDI fa tsy nolazainy ny anran'ilay ministra ,TONGA
A@ny ANDRON'NY DEVOLY ISIKA IZAO REY VAHOAKA é,
Ankoatra ny hAlatra sy horohoro hiainan'ny BE SY NY MARO ETO MCAR IZANY no fanjakana TGvendrana aminy ka asakasak'izay TSY TONGA SAINA !!!
Ohatra'izay ihany koa ta@andron'i ratsy iraka ,iza moa itgvendrana FA TSY AREMA bis!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
13. fijo
(
20/10/2009 20:03)
izy mihintsy ka,loza fa manararaotra aloha bain fa rehefa avy eo ts yahazo sipa kely intsony