Ity Tiébilé Dramé genalahy ity no mampikorontana antsika
1. rabaradaka
(
18/10/2009 08:19)
Raha mandinika ianareo ry dadatoa dia ity genalahy Tiébilé Dramé ity no fototry ny adilahy politika eto amintsika, aiza e ka izy indray no miseho ho "bob" amin'ity resaka ity. Iza no mahita fika hitoriana azy any amin'ny SG Nations Unies dia miala eto izy ?
novalian'i diloo ny 21/10/2009 16:16
2. vitamatavy
(
18/10/2009 08:23)
lery io anie le nilaza fa ny OUN no miaro an'i TGV fony ireny sahotaka be ireny nefa en fin tsy nisy onu izany fa la france no tao ambadikany donc efa complice hatrany ela ,
drame debile koa efa mpanao coup d'etat tany mali en an 1991 ,tsy mahagaga raha miaro ny akama
drame debile koa efa mpanao coup d'etat tany mali en an 1991 ,tsy mahagaga raha miaro ny akama
3. rabaradaka
(
18/10/2009 08:32)
Zany toko ve bainy a ! Ndao ary hitady fomba handroahana an'ity genalahy ity e ! Fa zao koa : mikandra be mihitsy ny sipa gasy amin'izao satria hatramin'ny 150 Dollards no alainy amin-dry Dramé sy ny tariny isaky ny matory
4. xxx
(
18/10/2009 08:43)
izany tsy ho vita matavy ny sipa gasy ,150dallors ny matory @ sipa gasy nefa diplomate,tena manola be kosa ingahy rainy e
6. xxx
(
18/10/2009 09:17)
IZAY marionetin'ny la frantsa ireny ve nohenoina ????OOOOO,hasaivo mitady gena vavy any aminy izy ,hatramin'ny OVIANA KOA NY rajako ohtra azy no hitsAbaka ny raharahan'ny MALAGASY.
7. xxx
(
18/10/2009 09:23)
manola be kosa i dramé e ,70euros kosa ve ,hitako lery tsy nety nakany france fa aza ireny moche be MBOLA LAFO
9. patrick2002
(
19/10/2009 01:10)
rabaradaka:
Zany toko ve bainy a ! Ndao ary hitady fomba handroahana an'ity genalahy ity e ! Fa zao koa : mikandra be mihitsy ny sipa gasy amin'izao satria hatramin'ny 150 Dollards no alainy amin-dry Dramé sy ny tariny isaky ny matory
ka nahavoa izany ny sipa gasy, koa ny an`i Ravalo ary jobourg toa 25 $ fotsin y ,amin`izao dia mahazo zoulou , :lol: ,dia raha metisy dia 50 $ ,izany no tsy hialany Ravalo ao afrika @ fivoriana , :-D :-D :-D
10. ndotofetsi
(
19/10/2009 01:16)
Vadin-drangahy aza azoko bôjo =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. rabaradaka
(
19/10/2009 06:12)
Jereo amin'ny maso tsy miangatra dadatoa fa tena ity genalahy ratsy tarehy sy manao bika agidro ity dia miresaka isan'andro amin'ny Ambassadeur de La France par téléphone ary ny loza dia manome baiko mihitsy hoe ilay ambassadeur. Izy ity dadatoa toa tsy hilamina ka
12. ifiona
(
19/10/2009 06:14)
allo allo
ambassadeur frantsay: créez la zizanie entre les malgassses et ne laissez pas ra8 revenir! ze vous donne 1000000000000000000000 euros
T. Dramé: Sef, oui, sef!
:miam:
ambassadeur frantsay: créez la zizanie entre les malgassses et ne laissez pas ra8 revenir! ze vous donne 1000000000000000000000 euros
T. Dramé: Sef, oui, sef!
:miam:
13. xxx
(
19/10/2009 08:17)
ifiona:
allo allo
ambassadeur frantsay: créez la zizanie entre les malgassses et ne laissez pas ra8 revenir! ze vous donne 1000000000000000000000 euros
T. Dramé: Sef, oui, sef!
:miam:
Pppppprrrrrouuuut !! pppproooouuutt !!
Lanaka fa draso kely alou klé aza !!!!
14. pikatti
(
19/10/2009 12:19)
Slt Ifiona
jamaban'ny vola sy taola lelik'io :-D :-D :-D
allo allo
ambassadeur frantsay: créez la zizanie entre les malgassses et ne laissez pas ra8 revenir! ze vous donne 1000000000000000000000 euros
T. Dramé: Sef, oui, sef!
jamaban'ny vola sy taola lelik'io :-D :-D :-D
15. diloo
(
21/10/2009 16:16)
Tiébilé Dramé, nisy gazety, mbola tadiaviko, efa ho 7 volana lasa izay, nanambara fa mahafantatra tsara ny momba ny Madagasikara io rangahy io: manambady malagasy,zanaka CSR fahiny, izy. Koa tsy mahagaga raha mi-s'ingérer @'ny afera interne malagasy lery. Ilay vadiny izany no alibi afahany mifanaraka tsara @'ny partenaire-any, dia i ATgv.
Iza anefa no tena manana poids kokoa, i Tiébilé Dramé iraky ny ONU+ ny frantsay ve, sa i Joaquim Chissano mpandrahara ny UA, na koa i Ping, manoloana ny fampiarana ara-bakiteny, ny sata Maputo? :?
Iza anefa no tena manana poids kokoa, i Tiébilé Dramé iraky ny ONU+ ny frantsay ve, sa i Joaquim Chissano mpandrahara ny UA, na koa i Ping, manoloana ny fampiarana ara-bakiteny, ny sata Maputo? :?