Politika

swann ( 23/10/2009 18:19)
Asa na tsaroanareo le resaka oe mpametaka afisy ! le kozy nanalan'i Oay an'i Noue ka nahatezitra be matetika an'i Noue teto ! izao de samy tsy misy hita izy roa! ? sao de nifanambady ary ? nanori toka... tohiny
novalian'i swann ny 26/10/2009 16:06
terrywui ( 23/10/2009 17:46)
Ealah mitsy no tena tsisy saina ry lety a! --Fitondrana mbola tsy niasa anie ry lety fa io mbola itanlah fa rebirebendry zalah amin'ny hoditr'akondro io ka aiza ary ahitanlah fivoarana alou ! raha t... tohiny
novalian'i terrywui ny 26/10/2009 16:13
pikatti ( 23/10/2009 17:14)
Petsa tato ve lisany koa aty no mitonatonana klé,tsy mahita resaha ry tgv marina fe miresaka @ clone sisa Andraso aloha hisy info ry zalahy fa lisany toa maimaika fotsiny Io zao misy an'i Roindef... tohiny
novalian'i pikatti ny 23/10/2009 18:20
kidoropamba ( 23/10/2009 15:45)
Nilaza Monja Jaona fa "lou" dolidoly ireo mpanao politika. Io indray izao no miseho amin'izao. Vola avy aiza, ary taiza no hiveloman-dra8 ao afrika atsimo ao kanefa potika dolidoly ny fananany tao d... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 17:45
bazylou ( 23/10/2009 15:06)
ambany atsy. tena tsar ale izy, ary misy probabiliteny tsara, eto aho dia mapitandrina sahady fa raha tanteraka izany dia tsy misy intsony zany 4 mouvance, tgv, le8; sy ny tariny fa ajedako daholo an... tohiny
novalian'i fijo ny 23/10/2009 19:15
terrywiui ( 23/10/2009 14:08)
AMPY LESY ZAY RAPA A?TSY AMPY ANLISANY VE RY BAZYLOU NY MAHAZO AN'ANDRY MBOLA PETSANAREO ETO FOANA KLE MAHAZO DAKA VODY HOTRAN'NDEFO LISANY AN :twisted: :twisted: :twisted: ... tohiny
novalian'i swann ny 23/10/2009 18:15
xxx ( 23/10/2009 13:39)
efa mifampiadry eto mihitsy izahay sy pikatti fa vao mipoitra eo iny tonga dia petsaiko... tohiny
novalian'i terrywui ny 23/10/2009 17:53
terrywui ( 23/10/2009 12:35)
Alefa eto daholo izao fatina vaovao motramotrakan'i Vatofototra tadiavina eran'izao vodimototra rehetra izao ,de hanaratsiana sy hanenjehina be fahatany olona na antoko fotsiny ! mitapi-maso otran'ny ... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/10/2009 09:50
vatofototra ( 23/10/2009 09:34)
REGARDER VIDEO Journal 22 oct 09 Conseil d'Etat se déclare incompétent Le Conseil d'Etat, par sa séance du 22 octobre 2009, n'a pas donné suite aux requétes de Monja Roindefo, pour statuer sur... tohiny
novalian'i pikatti ny 23/10/2009 18:14
vitamatavy ( 23/10/2009 06:53)
tsy vanona iny tolona iny raha tsy teo i monja izay nanaiky ny tenany niakatra teny ambohitsorohitra ny 7fevrier teo tsy tonga t@ izao toerana izao i Andry raha tsy teo ireo miaramila sy zandary m... tohiny
novalian'i fijo ny 23/10/2009 19:31
patriick2002 ( 23/10/2009 02:12)
Passé l’effet de surprise, la communauté internationale a décidé d’appeler un coup d’Etat un coup d’Etat à Madagascar .L’Union européenne et Washington ont dénoncé un «coup d’Et... tohiny
novalian'i pikatti ny 23/10/2009 17:26
feticon ( 22/10/2009 22:03)
izaho mouvance ravalomanana dia manolotra an'i monja roindefo PM de consensus mpanao sonia fitison future ministre de population... tohiny
novalian'i fijo ny 23/10/2009 19:28
fijo ( 22/10/2009 21:03)
io ary fa manomboka ny filim fa samia maka seza tsara aby. Monja Roindefo Réunion d’urgence à Mahazoarivo hier Le Conseil d’Etat a annoncé hier que la demande en annulation de la nomi... tohiny
novalian'i fijo ny 23/10/2009 19:30
zoam ( 22/10/2009 20:33)
vita ihany ny famisarahana an' le siamois politika gasy,voatery i andry rajoelina nanendry an'i manorohanta en fin ary niteraka an'i mangalaza jereo tsara io sary io,fampatsiahivana an'ireo mbola ts... tohiny
novalian'i fijo ny 23/10/2009 19:38
mathla ( 22/10/2009 19:35)
Toa isaky ny misy hetsika ara-politika eto amin'ny tanàna dia misy fanambarana foana avy amin-dry zalahy reto ary ny zavatra hambarany dia hoe iray tsy mivaky ny tafika. Ny tiako holazaina dia misy... tohiny
novalian'i milamm ny 23/10/2009 11:19
zoam ( 22/10/2009 19:12)
http://67.220.228.110/~o101925/ vive ravalomana... tohiny
novalian'i pikatti ny 23/10/2009 17:24
vatofototra ( 22/10/2009 16:50)
ECOUTER Roindefo débouté par le Conseil d'Etat 22 oct 09 Monja Roindefo a été débouté par le Conseil d'Etat le 22 octobre 2009. Il a déposé une requéte pour un sursis à exécution au dé... tohiny
novalian'i xxx ny 23/10/2009 09:54
terrywiui ( 22/10/2009 15:09)
Politique, Madagascar, publié : mercredi 7 octobre à 18:13 [quote]M. Ouedraogo a toutefois déjà rappelé que les accords de Maputo prévoyaient la possibilité pour le président de la ... tohiny
novalian'i terrywiui ny 23/10/2009 15:27
terrywui ( 22/10/2009 14:54)
De izany hevi taingina izany no alefan'ny TIM sy ny GTT aely eran'ny Mass Media rehetra eto M/car zao tompoko! efa matanjaka hono izy zao! :-P :-P :p :p de raha mijery facebook koa nareo de jere... tohiny
novalian'i fijo ny 22/10/2009 20:36
pikkati ( 22/10/2009 14:40)
Efa malaina dia malaina mihitsy zaako Pikatti miditra eto amity serasera nohon'ny tsy fahombiazan'ny tolona atao ,ka aza manome tsiny be ahy hianareo namana mavitrika eto raha tsy de mahavaly andry za... tohiny
novalian'i xxx ny 22/10/2009 17:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.7426