Politika
kidoropamba
(
26/10/2009 16:34)
Gaga ny maro fa tsy tafiditra tao @ Magro ny rahalahin'ny Ra8, tonton Ambroise.
Tsy afaka miala ny fofon'ny voudin'ny swaziland ra8 satria maimbo maimbo sorgho ny anao lahy.
Iny, mirevy ary mana...
tohiny
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 22:10
kiidoropamba
(
26/10/2009 15:58)
Efa nilaza t@ TGV aho hoe: Aza tia tena loatra ianao io ary tohanana ianao raha hanarina ny tanindrazana marina. Kinanjo, zavatra hafa no nataony ka lasa izy indray no namelona andra8 izay efa nandosi...
tohiny
novalian'i tsimatimanota ny 27/10/2009 14:10
stalingrad
(
26/10/2009 15:40)
Asa aloha na entin'ny fo fotsiny Ingahy Ravalomanana,na ireo tompo menakelin'ny TIM eto M/car no manome information ratsy azy! fa raha ny logique sy ny resaka mazava tsisy olakolaka aloha dia mbola mi...
tohiny
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 17:41
terrywui
(
26/10/2009 15:26)
Tena mba iangaviana laisany mpanao fopla sy clonage letsy mba ajanony alou ry zalah TIM fa tena ts ita tsony ze arahina a! efa tafanitsak kapa vao taitra foana i Pikatti le ! ...
tohiny
novalian'i terrywui ny 26/10/2009 16:26
kiidoropamba
(
26/10/2009 15:10)
louuuuuuuuuuuuu louuuuuuuuuuuuuuuuu tsisy afa tsy louuuuuuuuuuu,
maimbo daholo ny eto @ tanàna :oops: :oops: :oops: ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 17:42
kidoropamba
(
26/10/2009 14:39)
Miandry mafy dia mafy an-dra8 izahay mba hamerenany ny volan'ny banque centrale nangalariny ary nandehanany nikirakira ireo vehivavy tao swaziland.
Mitongava mamerina ny volambahoaka ra8 fa any Tsia...
tohiny
novalian'i terrywui ny 26/10/2009 16:24
patriick2002
(
26/10/2009 13:57)
[quote]Une chose est certaine, il joue une carte très personnelle et se positionne en fonction du rapport de force entre Rajoelina et Ravalomanana. Plusieurs sources sérieuses avancent l'hypothèse ...
tohiny
novalian'i swann ny 26/10/2009 15:56
pikatti
(
26/10/2009 13:39)
R8 a par ailleurs tenu à faire remarquer que « c’est l’anarchie qui règne à Madagascar, le peuple vit dans la misère. Ceux qui se disent dirigeants ne font que ce qui leur plait. Ils ne pen...
tohiny
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 22:15
kiidoropamba
(
26/10/2009 13:08)
Mifona @nareo Malagasy tsy vaky volo nohon'ilay redirediko teto indray mandeha iny e,efa nangatahiko ho fafan-dRahery ihany ireo dinika nataoko ireo fa angamba be asa be izy @ ty fanavaozana an'ity se...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/10/2009 17:41
swann
(
26/10/2009 12:44)
Hisy dahalo hiakatra hono ny tanàna ato ho ato ! mpandroba Banky izy io ary efa namoahan'ny Tribonaly Didy sady mbola tsy foana sy mbola manankery ! ----ka izay mahazo vaovao momba io dahalo nandroba...
tohiny
novalian'i swann ny 26/10/2009 15:57
terrywui
(
26/10/2009 12:33)
hin hin hin hin ! ary sao kosa ary de ny sesika natao tao anatinlah mihitsy Rakidoro no efa lou de mitarika fofona maimbo ao antranonlaisany ! Fitondrana vao tsisy 1taona ve letsy ! sady zay voafingan...
tohiny
novalian'i swnan ny 26/10/2009 17:32
bazylou
(
26/10/2009 10:41)
hiverina hono le8; aleo hiditra eo ho faizina e, sady zany mangahazo izany koa tena kobo be hoe mpiala bala fotsiny kay, sady mifarihy amin'i ndefo fotsiny tazy,
vive tgv :-D :-D ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 17:44
kidoropamba
(
25/10/2009 16:26)
Asaivo miverina ao Dago izany 1er tour malaza avy ao swaziland izany hanaovan'ny zanak'i Jaoba azy ao. Mihevitra an'i jean laborde tsy vazaha mantsy lery ka avelao hiditra eto fa ao Satrobory, alain a...
tohiny
novalian'i terrywui ny 26/10/2009 16:12
kidoropamba
(
25/10/2009 10:29)
Na ny mpomba an-dra8, na ny mpanohana an-drajoelina, na ry zareo mpomba an'i Monja Roindefo, na ireo mouvansa isan-karazany dia tena lou daholo.
Ny vahoaka malagasy no mihinana ny faisana noho ny af...
tohiny
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 17:21
vatofototra
(
25/10/2009 08:30)
REGARDER Emission Ny Hevitrao Rolland Ratsiraka 23 oct09
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/10/2009 22:01
vatofototra
(
24/10/2009 18:53)
REGARDER Resabe MaTV 23oct09-Attacher vos ceintures
Un peu long mais ça vaut le détour.(Partie 1-5 : 1h20mn)
- Affaire Andry Rajoelina/Roindefo.
- Les coulisses de la HAT. La crise c'est po...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 25/10/2009 12:57
ndotofetsy
(
24/10/2009 15:57)
voafafa ny sariko fa lazaina ty mifanaraka @ hevitr i ra hery
misaotra raha izay no fandraisanao azy hoe libre expression
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 13:46
vatofototra
(
24/10/2009 09:14)
REGARDER journal-Tour d'horizon 23 oct 09 Carte d'identité biométrique
En vue des prochaines élections, la carte d'identité biométrique va étre mis en Å“uvre.
http://www.vatofototra.co...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 24/10/2009 15:58
milamm
(
24/10/2009 00:03)
mampalahelo fa de mbola misy karazan'olona mifaly @ reto antokonjiolahy karamainy frantsay ivarotra ny tanindrazany reto hat satria efa nanary ny maha-malagasy azy,tsy mendrika ny ny vahoaka Malagasy ...
tohiny
novalian'i milamm ny 28/10/2009 01:03
xxx
(
23/10/2009 20:36)
Aza mitap les elaisaina a! mahamenatra ny fomba laisany. Ary laisany tsy mety leo anity resak politika ti a! mahagaga. Mba mamaky ny com laisana za fa tena 0 ny zavatra mba resahanareo ao. Lasa miteni...
tohiny
novalian'i terrywui ny 26/10/2009 13:08
