Politika

TEGEVE ( 29/10/2009 20:49)
Ary tsy nampoiziko be fika le8 ,izahay mba niandry le fikany hoe hazavainy eto @ le hoe hiverenany kiiiiiiiiiiiii, tsy navoakany ndray le paika, Doboka an-drano daholo ndray ny paikanay ato klé Tsy... tohiny
novalian'i xxx ny 30/10/2009 09:03
kidoropamba ( 29/10/2009 20:30)
Afaingano ry satrobory ny fitakiana @ tonton ambroise na fetison, na jean aimé ilay "indemnité" mikasika ny tranonao nodoran'olona fa mety ho tara loatra raha aorian'ity Addis Abeba ity. Hataovy... tohiny
novalian'i terrywui ny 30/10/2009 11:45
zoam ( 29/10/2009 18:21)
http://www.france24.com/fr/20091028-entretien-marc-ravalomanana-ancien-pr%C3%A9sident-de-madagascar... tohiny
novalian'i terrywui ny 30/10/2009 11:40
kidoropamba ( 29/10/2009 16:53)
miandry daka vouden-dra8 avy @ GIC foana izahay mba handehanan'ny raharaha. Tsy manohana TGV velively fa kosa mba te ahita izany firenena malagasy miverina amin'ny laoniny izany ka mba tsy misy mpan... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/10/2009 21:10
kidoropamba ( 29/10/2009 14:29)
Nioraka be ny mpanoratra ao @ madatimes fa hoe "mpamboly" izany hono levalo ka nahatsapa fa "trakitera" no nomen'ny vahoaka malagasy fa tsy "blindé" hoan'ny miaramila. Izay hono no nahatonga azy naho... tohiny
novalian'i fijo ny 29/10/2009 22:30
terrywui ( 29/10/2009 12:49)
Zay kah !! mbol aiza no ahazo anlaisany e! zay oul tgvendrana vitsy kely sisa ireo ! iza mo fa tsy i bazylou sisa de ntss ! ny sisa efa andalana hiova daholo ! hon hon hon ! :idea: ... tohiny
novalian'i terrywui ny 30/10/2009 11:34
swann ( 29/10/2009 12:25)
----terrywui dit andrywui ----swann ----stalingrad ----batista ----ra8enforce ----HERY2 ----halloween(mbola tsy tena tapa-kevitra tsara satria misy 3jumeau aminy ato) ----general (na de efa ... tohiny
novalian'i terrywui ny 30/10/2009 11:36
terrywui ( 29/10/2009 12:10)
Zay vao ahita ny tsy fahitany ireto TGvendrana ireto marina !! ho avy tsy ho ela ny lozanlaisany ry FATy a efa vonona daholo izao ny hery rehetra handrodana io fanjakana nangalarina io ! fanjakana jio... tohiny
novalian'i yukaa ny 29/10/2009 22:51
vatofototra ( 29/10/2009 11:46)
REGARDER Journal-Tour d'horizon-Madagascar au pas. 28 oct09 - Conférence de presse GIC - Rencontre GIC - Société civile http://www.vatofototra.com/topic1/index.html... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/10/2009 21:01
terrywui ( 29/10/2009 11:38)
tena niova letsy ny tenanay ah ! vita hatreo ny adalana rehetra nataoko hatramzay fa ho hendry ah letsy a! efa omaly ah no nanao voady fa elah tsy teo ! hon hon hon !! fiovana goavana ! maharitra man... tohiny
pikatti ( 29/10/2009 11:08)
[quote]Report de la décoration de Roindefo. La décoration de l'ancien Premier ministre, Monja Roindefo, qui aurait dû avoir lieu ce jour sera reportée pour la semaine prochaine. L'état de santÃ... tohiny
ntss ( 29/10/2009 11:03)
"Ce ne sont que des consultants de seconde zone, ils ne représentent pas la communauté international" (Ravalomanana sur Radio fahazavana Hier soir) Fa mba in moa no atout n ra8 no ahasahiany mila... tohiny
novalian'i terrywui ny 29/10/2009 12:45
bazylou ( 28/10/2009 19:01)
mahagaga le fisainana gasy ka, marna anga, kozy e, lasa 5e movansa indray ny ndefo, dia iza ko ano ho avy eo avy eo, i tsiranana ve sa i pastera miola sa i hanta tiana ,,, beuurrrk tena soavaly azon a... tohiny
novalian'i terrywui ny 29/10/2009 12:46
bazylou ( 28/10/2009 18:41)
tamin'ny deba koa anie k anano ohatran'ireny le8 ireny ihany koa izy e, fa rehef aela ,y ela dia dangy ihany. Ireo mpitaingina soavaly maty moa di be menomenona ery satria very fihinanana daholo ry l... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/10/2009 12:26
kidoropamba ( 28/10/2009 16:19)
Porofo hoa io fa tena "mauvaise gouvernance" ny an-dravalo satria tsy hitandravalo mihitsy ny fihavian'ny "missile" avy tato @ mpanohitra. Nolazaina fa mpanohitra "bado indrindra eran'izao tontolo i... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/10/2009 12:25
mathla ( 28/10/2009 15:56)
Hita sy voamarina izao fa dia fitadiavam-bola tanteraka no manainga an'ireto lazaina fa mpitondra miahy ny vahoaka ireto. Hatramin'izao ny resaka sy ny fanohanan-kevitra aroson'izy ireo dia miankina... tohiny
novalian'i xxx ny 29/10/2009 14:12
terrywui ( 28/10/2009 15:49)
salut hery ! efa akama ah zao hery an ! sao de vizanina eo ndray ah an !! hon hon ! nindramiko kely ity dinik'i toi tatsy ambany alavidavitra tatsy ity mba hamelezantsika ireto TGVendrana ireto hery a... tohiny
novalian'i terrywui ny 29/10/2009 12:52
kidoropamba ( 28/10/2009 14:31)
Malahelo aho namaky an'i dadanareo tao @ Lemonde: http://www.lemonde.fr/afrique/article/2009/10/28/madagascar-le-president-dechu-accuse-la-france_1259709_3212.html PalpitaSion koa palpitaSion. Mar... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/10/2009 12:17
vatofototra ( 28/10/2009 11:53)
REGARDER Journal Tour d'horizon-27 oct09.Dernier round Addis-Abeba - Réunion GIC - 4 mouvances le 27 octobre 2009 - Intervention Ny Hasina Andriamanjato - Affaire Monja Roindefo - Conseil d'Etat... tohiny
novalian'i fijo ny 28/10/2009 20:02
terrywui ( 28/10/2009 11:34)
Mialohan'ny iresahako milamina amitsika mpisera aloha de fantaro tsara tena izaho ANDRYWUI dit TERRYWUI no manoratra fa tsy fopla na clonage na jumeau intsony ! --Ka raha mahita isika de na ao anaty ... tohiny
novalian'i halloween ny 28/10/2009 16:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1996