Insulte de R8 Ã propos des membres du GIC, quel bourde
1. ntss
(
29/10/2009 11:03)
"Ce ne sont que des consultants de seconde zone, ils ne représentent pas la communauté international" (Ravalomanana sur Radio fahazavana Hier soir)
Fa mba in moa no atout n ra8 no ahasahiany milaza izany!!! nefa refa lazain'ny olona fa T4 niala nianatra mpitaingina bekan-dronono dia tezitra.
Ravalo ô, very enao fa hano ze efa azo de sotroy am zay ny ronono e!

novalian'i terrywui ny 29/10/2009 12:45
2. pikatti
(
29/10/2009 11:25)
Ny malagasy ihany leity no tompon-teny farany a! n'inona lazain'elah n'inona :-D
3. ntss
(
29/10/2009 11:28)
isan-kerinandro de miova foana ny "thème" eo am magro
Tolona tsy misy tanjona tsss
Tolona tsy misy tanjona tsss
4. kidoropamba
(
29/10/2009 11:28)
Fantako sahala amin'ny paosiko hoa ity le8 ity. Matoa izy nanao iny fanambarana rehetra omaly tao @ lemonde sy ny karazany iny dia efa fantany fa "rava ny resaka" @ ity addis abeba ity.
Aza adino fa ilay filazàna fa "tsy nampoiziko" nataon-dra8 iny dia misy dikany govana be satria izay aho vao nahazo porofo fa tena "tao anatin'ny afera coup d'Etat" koa ireo Communauté internationale. Izany hoe Ireo communauté internationale (USA, France, Grande bretagne, sudaf, SADC, UA....) dia tena namely an-dravalo dolidoly. Hita izao ilay "koheransa" amin'ireny fanambaran'ny FMI t@ volana novambra 2008 ireny, ireny fanakianana nataon'ny ambasady amerikana mikasika ny fividianana raopilanina ireny.
Io hoa ilay efa nolazaiko fa tsy i "frantsa" irery fa ny "communauté internationale" rehetra no indray namingana an'ity le8 ity.
Izay ilay filazan-dry zareo ao @ ONU hoe: "scénario de la cassure pour repartir à zéro".
Ny hany zavatra nanimba ny planina fotsiny ilay fitak'i TGV saika hanilika ny rehetra ka hitondra jadona indray. Tonga ary ny "condamnation", ka nampandohalika an'i TGV na dia homena azy ihany ny lohan'ity HAT ity.
Ilay "TSY NAMPOIZIKO" lazain'ny ra8 dia manaporofo fa ny "service de renseignements" rehetra nampiasainy, nokaramainy dia "namitaka azy daholo". Rava hoa ny tsena Ra8 ô.
"Barroud'honneur", halan'enina sisa io adin-dra8 io ka aoka samy hangoronentana ny "dadaniste" fa efa VOAZARA NY HENA.
Ny ho azo ao Addis Abeba dia: hijanona ho filohan'ny HAT ihany TGV ary afaka milatsaka izy. Ra8 indray dia mbola afaka milalao virjiny ao swaziland satria ireo dadaniste dia efa vakivaky be (tonton, fetison, andriamiseza....) eto gasikara.

5. pikatti
(
29/10/2009 11:34)

kidoro's group te haminana ndray elah zany klé ,mahita volana alohan'ny biby,mbola tsy ao tsara ndray bainn zany :-D
6. terrywui
(
29/10/2009 11:36)
aiza mits elah rakidoro fa fanina elah anio a! efa mitombo isa ny tim group's zao fa vao tsy mivoaka eo elah de dinika folo no ho avy hamoha anlah eo ! fa ataovy anga moa ee ! hin hin ! ahhhh ! ny akama pikatti a! vrai wuiwui letsy ty a! niova e! hin hin hin
8. terrywui
(
29/10/2009 11:41)
aza be vava eo elah ry ntss fa ny pokna rehetra izao efa miova gtt daholo ato elah mbola tgvendrana ihany ! lasa adala ve elah e! avia elah hanaraka anay fa tena tss marina ! hon hon hon!
9. kidoropamba
(
29/10/2009 11:48)
Rariny raha toa ka mila tosika ny Gtt satria raha maheno an'ilay propagandy GTT aho dia hoy aho hoe: "Mazana ary maro be angamba ry zalahy izany an". Misy kermesy GTT, misy caranaval Gtt, misy gala GTT....tsy din din din, tena mazana hoa ry zalahy izany.
Kinanjo rehefa jerena ny sary dia pokona folo fotsiny na ankizy 5 taona maromaro manao kermesy, antitra 3 ao @ gala...izany ilay Gtt.
Io angamba ilay tonga @ ohabolana hoe: "Ratsy tarehy mangata-bady" ka ny anarana Gtt ihany no adoladola kanefa poakaty ao. hihihihihihihihihihihihihihihi
Omeo tosika fa fahafambaraka raha izany no mba atao hoe "ekipa solida "e. Omeo tosika ragôva a. Asio, asio asio.....hihihihihihi

10. stalingrad
(
29/10/2009 11:52)
moramora kely ity vavanlah manaratsy anay GTT tim rakidoro fa tsy mety izao a! elah no efa variana amin lava nononlah any ka ny olona no teniteneninlah eo !
11. pikatti
(
29/10/2009 11:53)
Omeo tosika ragôva a. Asio, asio asio.....hihihihihihi
ao mihintsy elah asina any aloha rakidoro's group, ka elah anie efa be virja fa tsy haninon-tsy haninona de aleo elah no pehina :-D :-D :-D
12. swann
(
29/10/2009 11:58)
ary modia amzay elah kidoro fa innn ihany no mahavariana anlah any swazi any a! ze nono lavabe ve letsy no hanarianlah vady amanjanaka ?
13. ntss
(
29/10/2009 11:58)
ko manin ko ela ry wui raha miova ndefoista fa zany zao no malaza :-D :-D :-D
14. kidoropamba
(
29/10/2009 12:03)
Mila "consaiyé" hoa Ra8 amin'ireto henjakenja-nounou ireto fa tsy maharaka raha tsy ampy "fanazaran-tena" tsara. hihihihihihihi, Hitanao fa efa nandositra ange ry Ivohasina e. Tsy naharaka rytma. Tsy hita koa ny namana marisely.
Mitovy ange ny politika gasy sy ny nounoun'ny virjiny swaziland e: Samy henjankenjana. Io no maha very fanahy an'i dadanareo io.

15. swann
(
29/10/2009 12:03)
mbola tsy any amin ndefoiste letsy zao ntss fa TIM alou za zao a! NIOVA tim ah fa vendrana be le TGVendrananlah io !
16. pikatti
(
29/10/2009 12:06)
Mitovy ange ny politika gasy sy ny nounoun'ny virjiny swaziland e: Samy henjankenjana. Io no maha very fanahy an'i dadanareo io.
ka io ary elah rakidoro's group mifantasme @ reo koralan'elah reo :-D :-D :-D
18. swann
(
29/10/2009 12:15)
miova ko lety ntss fa inona ary ty ! ato amn gtt ndray isika manala zay tgvendrana tavela ao ! haingana elah !! hon hon hon! :-*
19. kidoropamba
(
29/10/2009 12:16)
Filazana ny zavatra marina foana hoa no mibaiko ny lohandrakidoro.
Zà tsy afaka hilaza hoa manao zavatra hafa le8 kanefa efa fantam-poko sy fantam-pirenena ny ataony any swaziland.
Mba lazao eto ny zavatra ataony any ho hitantsika eo izy no tena milaza ny marina.

20. swann
(
29/10/2009 12:19)
miovà koa elah rakido a! avelao any amzay zany tsy tia andravalomanana zany e! andao hanao TIM isika haingana elah ! :-*