ravalo sur france 24
1. zoam
(
29/10/2009 18:21)
http://www.france24.com/fr/20091028-entretien-marc-ravalomanana-ancien-pr%C3%A9sident-de-madagascar
novalian'i terrywui ny 30/10/2009 11:40
4. xxx
(
29/10/2009 18:52)
Tsy mila fanazana ka! mihaino fotsiny an'ilay filazanany ny hoe nous exigeons enao dia efa kopy. :) =))
Mivadibadika any ampasany any izay i Jean-Baptiste Poquelin dit Molière, raha toa ka maheno izao.
Na izany na tsy izany dia Lafrantsa no teo dia lafrantsa no ho eo. Alefa lesy reny malala a!
Mivadibadika any ampasany any izay i Jean-Baptiste Poquelin dit Molière, raha toa ka maheno izao.
Na izany na tsy izany dia Lafrantsa no teo dia lafrantsa no ho eo. Alefa lesy reny malala a!
5. diloo
(
29/10/2009 19:03)
Ai tokoa moa i XXX mambra ny académie française, kao mahay teny frantsay noho ny frantsay, matoa miseo milay an.. Zaho aloha tsy mahay e.Il n'y a que les pédants qui gaussent, comme d'habitude. :) :wink:
6. nancy
(
29/10/2009 19:07)
Obama tsy mahay miteny frantsay satria amerikana, Sarkozy tsy mahay miteny gasy sy teny anglisy satria izy frantsay. Ravalomanana tsy voatery ho parfait amin'ny teny frantsay fa aza dia fohy fisainana. Tsy ny teny frantsay no mampandroso firenena. Tsy ny teny frantsay no hampiadana vahoaka.
Le olona oa hafahafa mihitsy, rehefa tsy mahay teny frantsay aminy dia vendrana nefa na ny teny gasy niaviany aza izao mety tsy hain'i xxx akory.
Le olona oa hafahafa mihitsy, rehefa tsy mahay teny frantsay aminy dia vendrana nefa na ny teny gasy niaviany aza izao mety tsy hain'i xxx akory.
xxx:
vonjeo ilay teny frantsay eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
7. zoam
(
29/10/2009 19:35)
ny zava dehibe dia hoe tsy manaiky an'i Andry ho president ny transition
8. xxx
(
29/10/2009 20:08)
Raha ny votoantin-dresak'ity ANCIEN président Marc ra8 ity aloha dia tsy hiverenako intsony satria efa vita ny baolina.
Fa ilay filazan'ilery an'ilay hoe nous exigeons kosa aloha :lol: :lol: :lol:
Lafrantsa no teo dia lafrantsa no ho eo. :)
Fa ilay filazan'ilery an'ilay hoe nous exigeons kosa aloha :lol: :lol: :lol:
Lafrantsa no teo dia lafrantsa no ho eo. :)
9. kidoropamba
(
29/10/2009 20:20)
Vao niantso aho teo ilay bandy manoratra ny tabilao vakian'ingahy le8.
Reraka hono ny tanàny manoratra satria ilay "famakiana teny" mihitsy no misy olana amindra8.
Tsy voavalin'ny le8 hoa ilay "retour imminent". hihihihihihihihihihi
Efa fantany hoa fa efa "VOAZARA NY HENA MANTA" ka 1er tour dia vita @ izao Addis abeba izao.
Tsy zakan'ny le8 hoa io mitondra ny firenena malagasy io.
Marina ihany ny an'i satrobory: "May hoy izy ny tranony ka mila indemnité avy @ le8 lery".
EFA VOAZARA NY HENA hoa. Fa ndao angoronentana isika dadaniste.

10. xxx
(
29/10/2009 20:46)
minitra fahafiry ilay "exigeons" fa izaho efa ts nazoto ntsony hijery ilay izy fa mba te hihomehy fotsiny? :-P
11. pikatti
(
29/10/2009 21:06)
Mangovitra ndray ry zalahy isany vao mahita fotsiny an-dR8 klé ,aiza ary zany ;i tgv atsy ambony atsy efa milaza fa tsy ahita tory ,i kidoro's group koa efa midoboka be le fo reraka :-D :-D
12. fijo
(
29/10/2009 22:26)
tsy teny frantsay letsy ry vendrana no ilaina ho hay raha hitondra firenena an,ny fahalalana ny firenena sy ny zavatra ilainy no mila mazava tsara
14. ravonjison
(
30/10/2009 09:37)
zoam:
ny zava dehibe dia hoe tsy manaiky an'i Andry ho president ny transition
Marina dia marina.
Ny sasany dia mbola voazanaka ara-tsaina foana.
Tsy ilay teny frantsay velively no manandanja, fa kosa ilay principe: " Ny olona nanongana fanjakana diy tsy azo atao filoha, ary tsy Madagascar velively no atao exemple @ fanonganam-panjakana ny @ izany.
Io hevitra io dia hodian' ny sasany tsy hita, fa ilay teny frantsay foana no atao resabe!!!
15. xxx
(
30/10/2009 10:10)
Ny teny frantsay dia anakiray ihany ny fomba fiteny azy fa tsy hoe izay tianao hitenenana azy akory. Koa raha tsy tikoland (azafady fa diso, madagasikara) izy ity koa afaka tenenina na ataony amin'izay hitiavany an'azy ao.
Izany hoe tsy mila étuda lalina ilay izy. Fa lé nous exigeons kosa aloha ry reto :lol: :lol: :lol: ....ça passe pas hoy ny vôzaha izay.
Tsiky dia ampy hoy izay rangahy tsy sahy mifanasa vangy aminay eto intsony. :)

16. kidoropamba
(
30/10/2009 10:11)
fijo:
tsy teny frantsay letsy ry vendrana no ilaina ho hay raha hitondra firenena an,ny fahalalana ny firenena sy ny zavatra ilainy no mila mazava tsara
Ny olana amindra8 ange ka tsy misy fantany mihitsy ireto lazainao ireto e:
- Ny teny frantsay, na teny angilisy, dia tsy ao. Tsy misy hanome tsiny azy hoe tsy mahay an'ireo teny ireo kanefa kosa mianatra ary misy mpampianatra teny vahiny (frantsay sy anglisy) io rangahy io tao anatin'ny 8 taona. Nefa mbola "gorisagorisa" ihany ilay izy.
- Ny fahalala ny firenena sy ny zavatra ilainy koa dia tsy ao lery: 60 miliona dolara atao hengitrengitra kanefa 75% mitrongy vao homana. 3 miliona hAa namidy @ vahiny, kanefa 80% ny tantsaha tompon-tany ary tanindrazany io.
Ahoana Ra8 sahy milaza fa ilain'ny vahoaka malagasy ny "avrotra tanindrazana"? Ahoana no ahasahiany milaza fa ilain'ny firenena ny filoha mandainga amin'ny vahoaka ka nitady ho atao mpanjaka ao Manjakamiadana?
Ahoana no ahasahiany milaza fa ilain'ny firenena ny fanavakavahana ara-poko?
Angetorako hoa nareo raha mbola mitohy izao fanahiniana hanadonto saina ny tena samy irery io.
17. xxx
(
30/10/2009 10:23)
Ny ambany saina mbola voazanakin'ny Frantsay dia miwawawa foana na ny teny gasy hataonao aza ry xxx1 dia be diso RAVALOMANANA mahay teny ANGLISY tsy misy mpandika teny akory ary tsy n'importe qui izy nahodina io magro sy tiko io fa enao mba IZA???
Izay mpisolelaka kely ery !!!RA8 miteny anglisy mbola misy lanjany noho ny mahay teny fRantsay satria io no langue IRAISAMPIRENENA ary mbola important,MISY VALEUR SY QUALITé KOKOA NY MAHaY TENY ANGLISY NOHO IZAY FRANTSAY MPANGALATRA HISOLELAHANAO ANY .
raha iZaHO NY RAY AMaN-DRENiNAO DIA misitrika any andavaka aho FA isika tsy any @moyen âge intsony ka mbola misy olona VOAZANAKA ARA-TSAINA OHATRANAO ,ny ahy ny OLONA MALAGASY iray RA amiko iZAY NIADY hialàna ta@vazaha sy fanjanahan-tany no asiako LANJANY fa izay MOLIere-nao any andavaka any tsy misy te hahalala ,ambany loatra le niveau-nao na voakarama n'i tgVENDRANA saribakolin'ny lafrantsa aza ianao ,mila diovina a@ny afo ny mentalité-nao fa gaodraka be sady mapAlahelo no MAHAMENATRA ,efa année 2009 isika fa mba mivoatra fa aza hilaozan'ny toetr'andro !!!

18. terrywui
(
30/10/2009 11:40)
mahamay ato foana alou ela rakidoro ato ho ato fa hiady irery ah ! efa oe miova oa tim fa vizan'ireo oul reo foan elah ! sady elah ts mahay miresak de ataon oul sac de sable ao !