Politika
tsiafoi1
(
09/10/2009 05:32)
Mahafinaritra ny fivoaran'ny teo-draharaha na somary suspense ihany aza, satria :
1)- Mitsikafona hatrany ny tena adversaire goavana, na eto an-toerana, na any ivelany (ny firenena ngeza). Rehefa m...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 12/10/2009 11:14
LazaDaddy
(
08/10/2009 22:58)
novalian'i Papoose ny 12/10/2009 20:58
zoam
(
08/10/2009 19:27)
I fetison hiditra ao @ gouvernement ary i ra8 no hanohitra an'i gouvernement izay seul mpanohitra an'ireo gouvernement fantoche
i ratsiraka zafy tgv no ao @ fitondrana dia ravalomanana irery no ho m...
tohiny
novalian'i Papoose ny 09/10/2009 21:26
terrywui
(
08/10/2009 18:01)
mandrera tena am zavatra tsy ho tafa tsony eto nareo fa maninn rah mpetrak de tsy tabainay TGV tsony ee!! faharoa hita be oe efa tsy hanao rah sy tsy mamely miits le raison entinareo eto de mbola midi...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 10/10/2009 12:53
Matotra00
(
08/10/2009 17:01)
Ampio an'ity rehefa mamemtraka ilay afisy B eto @ serasera
(jreo io ohatra eo ambony io)
width="540" height="510"
@zay cadrE tsara ilay zavatra
@ manaraka indray....
tohiny
novalian'i Papoose ny 09/10/2009 17:00
vatofototra
(
08/10/2009 13:56)
ECOUTER Emission radio Fetison Andrianarina 08 oct 2009
Fetison Andrianirina de la mouvance RAVALOMANANA apporte
des explications et des détails de la réunion au Carlton
du 06 octobre 2009 av...
tohiny
novalian'i pikatti ny 09/10/2009 00:14
tsimatimanota
(
08/10/2009 11:40)
RAVALOMANANA 2010
QUI VIVRA VERRA
ATTACHEZ VOS CEINTURE
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> ...
tohiny
novalian'i tsimatimanota ny 13/10/2009 09:31
xxx
(
08/10/2009 11:06)
Un GTT de Montpellier de passage à Mada raconte fièrement avoir séquestré et violé avec ses potes Rinah Rakotomanga dans un vestiaire pendant que cette dernière tentait de faire arréter VAZAHA...
tohiny
novalian'i Papoose ny 09/10/2009 17:15
AndriambyII
(
08/10/2009 09:43)
Misy tendance goavana roa miaro ny interet'ny tsy ho tapaka ao Mada :
GIC : pays francophones majoritairement ,institutions bancaires (Bad ,bnp ,versus bank ,banque atlantique )lobbings occidentaux ;...
tohiny
novalian'i dadabe ny 09/10/2009 13:43
xxx
(
08/10/2009 06:58)
:)
Very ianareo TIM.
Aiza ve ry retsy izao lasa hitambaran'ny 3 mouvances indray ianareo, ny CI koa moa izany dia hitodi-doha aminareo amin'izay. Ary na ianareo manaiky tsy satry na ianareo mand...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/10/2009 12:37
rabaradaka
(
08/10/2009 06:37)
Efa ampoizina iny tenin'ny Ravalo iny satria ange ka tsy nanaraka ilay efa tapaka tamin'ny Maputo II ry Jean Ping sy Joyandé e ! Ny scénario vaovao dia ny hiseho any Maputo III rehefa hihaona any iz...
tohiny
novalian'i pikatti ny 08/10/2009 23:47
zoam
(
07/10/2009 21:45)
rehefa hiadivan'i andry tgv ny president transition nefa tsy manaiky ny mouvance ravalomanana
natao miaramila tsy nety ry zareo
nomena an'ny mouvance ratsiraka sy zafy ,tsy nety ry zareo
nomen'...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 10/10/2009 00:49
tenagasy
(
07/10/2009 20:12)
Misy fanamboarana ve sa nisy nigafy fa toa tsy mandeha ny site-n'ny Movansa Ravalomanana?
Sao mba misy afaka mampilaza ny tompon'andraikitra isika!
Na ny fanoratana any @ tompon'andraikitra aza ts...
tohiny
novalian'i Papoose ny 08/10/2009 19:41
vitamatavy
(
07/10/2009 19:21)
tsy hilaza afatsy ry syllah,rajemson,indrindra indrindra le alain mitady seza izay lasa minisitry ny jono eo @ ranony masay,izany dia hangorona ny fintana fa dia ho voaroaka sahy ,io le tonga @ fomba ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 09/10/2009 00:05
tenagasy
(
07/10/2009 18:46)
Je suis sur que nous nous souvenons tous du moment où Sarkozy a tergiversé pour qualifier « COUP D’ETAT » ce ‘ils ont fait (eux méme).
Puis après – feignant au début de ne...
tohiny
novalian'i ketaka67 ny 09/10/2009 06:57
terrywui
(
07/10/2009 17:33)
Ngah rah oe tafiaradalana tamin'ny TGV ny antsasa manilan'ny 3mouvances de harary kibo daholo laisany ry PIKATTI aa!! atao ahoana letsy fa zay no lahatra a!! tombondalana ny analaisany ee!! aza misoso...
tohiny
novalian'i Papoose ny 08/10/2009 22:46
zoam
(
07/10/2009 16:46)
Réunion du GIC : M.Jean Ping qui préside le GIC a déclaré qu’une rencontre des 4 chefs de files des mouvances doit se tenir dans les plus brefs délais pour la signature et la mise en applicatio...
tohiny
novalian'i zoam ny 07/10/2009 21:19
litika
(
07/10/2009 15:27)
Vava sisa atao betsaka fa ny anay ny miasa hiala amin'ny fahantrana no hatao, ary tsy manam-potoana hitango-lalitra eny @ MAGRO sady kely ny saosy omen-dry zalahy! asakasak'izay kamo miasa!!!! :-D ...
tohiny
novalian'i Papoose ny 08/10/2009 22:48
vatofototra
(
07/10/2009 10:48)
ECOUTER Réaction des mouvances accord Carlton 06 oct 09
Ny Hasina Andriamanjato mouvance RAJOELINA.
Ange Rakotoarisoa mouvance RATSIRAKA.
Fetison Andrianirina mouvance RAVALOMANANA
http://www...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2009 20:40
hery
(
07/10/2009 09:44)
Hitako hihinana ambolony indray i Andry TGV amin'io fifanarahana vaovao io :-)
Niseho ho mafy loha loatra i leiry taorian'ny Maputo I sy Maputo II ka mila anaovana fika mahery vaika dia mibitaka :...
tohiny
novalian'i Papoose ny 08/10/2009 01:12
