Spapa ho an i Miala...

1. Matotra00 ( 08/10/2009 17:01)





Ampio an'ity rehefa mamemtraka ilay afisy B eto @ serasera
(jreo io ohatra eo ambony io)

width="540" height="510"

@zay cadrE tsara ilay zavatra


@ manaraka indray.
novalian'i Papoose ny 09/10/2009 17:00
2. Matotra00 ( 08/10/2009 17:06)
   
3. Papoose ( 08/10/2009 17:11)
4. xxx ( 08/10/2009 18:51)
Inty KOA MISY site tsra ho hitandry VENDRANA ISANY asa raha mba ho takatry ny loha maleminy .
http://www.dailymotion.com/video/x5jtge-total-news
5. tenagasy ( 08/10/2009 20:05)
Mankamamy ary mankasitraka indrindra @ fiaraha-miasa e!

Miala tsiny fa izao vao tonga indray aloha!

Dia hiezaka ny hanamboatra izay mampety azy araka izany!


Mirary soa indrindra!
6. zoam ( 08/10/2009 20:07)
salut tenagasy miandry anao hitondra ny panneau anao eto indray izahay e ,ataovy mivandravandra be mihitsy mba ho hitan'ireo kely saina ato e ,mankasitraka
mitohy ny tolona
7. tenagasy ( 08/10/2009 20:10)
Andrakandramana eto aloha an!


   

8. tenagasy ( 08/10/2009 20:12)
Mbola tsy nety aloha iny!
9. Papoose ( 08/10/2009 20:13)
:lol: tozoro le meme ny fisehony ry tenagasy, tozoro le meme! ny ilany ihany no mihetsika!
10. zoam ( 08/10/2009 20:16)
toa nitsifotra fotsiny le fa ahona e
11. tenagasy ( 08/10/2009 21:41)
Mivaralila h@ Afisy fa sembatsembanin'ny C.I. isika e!

loll


Tena tsy mbola mety kalongany!
12. Papoose ( 08/10/2009 22:00)
ny anao no ngeza loatra ny format koa! akelezo raha te hita daholo h@ andilany!
13. tenagasy ( 08/10/2009 22:03)
Aoka marina r'i "Papoose" a!

Miongotra mbamin'ny andilanyeto anie e!

hi hi hi

Ao fa dia hojerevantsika indray izay vita sy azo atao e!
(Tena efa atao faran'izay kely anie izy ireo, fa ilay any @ hebergeur mihintsy no toa avy dia manitatra be azy toa an'io hatrany!

Mirary soa e!
14. Papoose ( 08/10/2009 22:19)
ka andramo atao kelikely wa :wink:
15. AndriambyII ( 08/10/2009 22:39)
Oudryyyyy ! izany ve dia tsy ho vita kosa ry tena gasy a! tsotra , manĂ na hery miafina ohatry ny olona rehetra dia basy !!! :lol: :lol:
16. Papoose ( 08/10/2009 22:47)
:-D :-D :-D zay ndray no tsy hitako marina :-D
17. fijo ( 08/10/2009 22:49)
hiihihihi
18. Papoose ( 08/10/2009 22:58)
:lol:
19. pikatti ( 09/10/2009 00:25)
Mivaralila h@ Afisy fa sembatsembanin'ny C.I. isika e!

:-D :-D :-D
Alefaso @ papoose hono lesy amboariny e,raha tsy zany any @ Noue koa aiza enao ry Noue a,tsy henoheno
Aiza le fika be e lesy ry tenagasy :lol:
20. Papoose ( 09/10/2009 02:39)
aaaa za tsy mila asa fanampiny surtt fanaratsiana olona zany. tsy miditra @ maloto politique ny zazakely! :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.105