Spapa ho an i Miala...

21. xxx ( 09/10/2009 02:56)
Io koa lesy ry akama tenagasy raha te hifandray @ Minisitrin'ny fiarahamiasa frantsay Alain Joyandet / blog

http://joyandet.fr/site/index.php?post/Dans-les-m%C3%A9dias-%3A-La-Croix-%3A-Un-d%C3%A9blocage-s-amorce-%C3%A0-Madagascar2&pub=1#pr
Modereo ihany le kôzy
22. Papoose ( 09/10/2009 13:12)
:lol:
23. dadabe ( 09/10/2009 14:16)
ary novakiko le resaka atsy ambadika fa hay ve misy an'
izany e ...raha zah elahisany any frantsa ireo dia miverena klou aty dago d aty manolokolo pays fa aza mialokaloka any la frantsa any sinon elle joue l'economie de gasikara
24. xxx ( 09/10/2009 16:41)
FA maninona ry dadabe ny olona mipetraka nay Frantsa no MIALOKALOKA ,tsy hainao izay hataony any na mianatra na inona
MBA TSY MATIKO LOLO MIHINTSY LE GASY MANAO HOE ILAISANY MIALOKALAKA ANY FRANTSA !!!!
miAsa ange ny Malagasy any Fratsa é,efa nahita ve enareo hoe frantsay mena sofina mahantra eto MCAR ?HANgoro-karena no alehany eto MCAR fa tsy mpiasa tsotra ohatran'ny MAlagasy mipetraka any Frantsa ,honnéte ny gasy mipetraka Lafrantsa ,ary aza hadino f le olona any frantsa koa tsy nangataka ariary ta@le gasy miteny lava hoe MISITRIKA ,tsy misitrika fa

MIPETRAKA ?KA IREO IZAY BE FIALONANA TOKONY MANDEHA ANY KOA tsy interdit ange é,asa na te handeha fa tsy tafita dia mamoka vava lava eo !
NY haren'ny gasy izany azon'ny LAFRANTSA halaina fa izay GASY KELY ATY lazaina fa MISITRIKA é,MIALOKALOKA é!TOETSAINA LO MORINA SY MPISOLELAKA?mba MANDEHANA RAHA MANANA ELATRA é!
25. Papoose ( 09/10/2009 17:00)
pfouuu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079