ECOUTER Emission radio Fetison Andrianarina 08 oct 2009

1. vatofototra ( 08/10/2009 13:56)
ECOUTER Emission radio Fetison Andrianarina 08 oct 2009

Fetison Andrianirina de la mouvance RAVALOMANANA apporte
des explications et des détails de la réunion au Carlton
du 06 octobre 2009 avec le GIC

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i pikatti ny 09/10/2009 00:14
2. pimaso ( 08/10/2009 14:50)
FAITES SON ...
3. ntss ( 08/10/2009 14:51)
Fetison n'est que l'esclave dévoué de Ravalomanana, et qui va protéger ses arrières plus tard? je suis sur qu'il va suivre le méme chemin vers la liberté comme: Alain Randriamiseza, Jacques Sylla, Rabemananjara, Rajemison.

Vive Président Andry Rajoelina.
4. locl ( 08/10/2009 16:36)
Tsy mbola nahita olona dondrona hoatry ity ntss ity aho, aminao ve ny olona mpilelabody no tena fitaratara e?

Sa izay no tena fomba fiainanao
5. terrywui ( 08/10/2009 17:56)
vatotra a!! mampalaelo mafy ahy hianareo sy ireto mpiondana sara-kolotiana sisa nanamborana ireto ka !!! hon hon hon hon !
6. xxx ( 08/10/2009 18:30)
Kabary tsy valiny ireny ry locl a! tsy mitovy niveau ny mpiaro andRAJIOLAHY sy ny ny olona MITSARA @NY FAHAMARINANA ?ny adry jiolahy tsisy zavatra hainy afa tsy ny LAINGA ?FITAKA !HALATRA bois de rose ,TSY TIA TANINDRAZANA ireo fa AREMA hiringiriny ireo dia lazainy fa 3 mouvances izy nefa 1 ihany ,misolelaka @ny tsotsoka mba hangalarany ao @pouvoir.

RA MISY FITIAVAN-TANINDRAZANA REO TSY MIARAMIASA @joyandet
Efa nanao fifanarahana en catimini tany FCE reo 3 mouvances reo fa mody fanina di hi imposer an'ny ekipandDRavalo no hataony fa tsy makaiza ireO é!.
iNONA NY ACTIONDREO tsy rakatrya ny gtt,sirika daholo na ny hataony anelekelatrano aza .ASAn'ny MAIZINA mitsikafoan eny foana !!!!!
7. fijo ( 08/10/2009 22:52)
entre pas,manomboka mivoaka ny resaka trafika hazo ???
8. pikatti ( 09/10/2009 00:14)
ka efa betsaka le mpiara dia t@ Andry voadaka de lasa misy ampamoaka ;de zay ndray fa miala any ny valifaty de hiodina hotran'ny tandriho ty raharaham-pirenena.
Zany refa tsy manaraka ny lalam-panorenana lasa baranahiny be le fitsipika de samy hanao zay hitany sy hamemenoany ny paosina sisa
Dieny zao de tokony tsy ekena hatramin'ny farany io mpanongam-panjakana io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1473