RETOUR EN FORCE

1. tsimatimanota ( 08/10/2009 11:40)
RAVALOMANANA 2010
QUI VIVRA VERRA
ATTACHEZ VOS CEINTURE
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
2. xxx ( 08/10/2009 11:53)
vive RAVALOMANANA
VIVE RAVALOMANANA
VIVE GTT
VIVE SADEC
VIVE MADAGASCAR INDEPENDANT
3. xxx ( 08/10/2009 11:55)
:)
Tsara rehefa mankahery tena irery, aza kivy e!

4. xxx ( 08/10/2009 12:05)
R8 no tompon'ny fanalahidy
Ny jiolahy tsy afaka mamafa ny maha jiolahy azy :-D
5. xxx ( 08/10/2009 12:11)
zà:
R8 no tompon'ny fanalahidy
Fanalahin'ny tranonay io tiako resahina io an!

Raha ny politika kosa dia efa vita ny baolina. :D
6. vitamatavy ( 08/10/2009 12:11)
Demain n’importe qui pourra prétendre à étre chef d’Etat sans étre élu juste parce qu’il a mobilisé 3 000 personnes sur le 13 Mai, obtenu le soutien de mutins et réuni toute la communauté internationale au Carlton. »
7. Papoose ( 08/10/2009 12:16)
omeo asa aloha aloha izahay tsy an'asa sy zahay tsy ampy kaly fa mbola ela le 2010.... na hisy retour en force eo en farce!
8. xxx ( 08/10/2009 12:18)
Le camara(de)ny i andry any Guinée iny zany de tohanan'ny tgvistes satria mitovy cas de figures @ Andry mintsy ny nataon'ny lery
tssssss ,tsisy manaiky an'io eo hoa ,ary tsy hilmamina zany io raha io no eo,aleo ndray tsy asiana mintsy de samy miala

Demain n’importe qui pourra prétendre à étre chef d’Etat sans étre élu

marina zany
9. tsimatimanota ( 08/10/2009 12:22)
ADALAMPHORHIN LISANY NO TE HANOGAMPANJAKANA MAHAVITA AZY KOA EO VAO TSY ANASA A TSY ANASA
ZAHAY L TIA TOMPONA ORINASA NA RA8 IO NA TGV VELONA FOANA FA LISANY BAS QUARTIER IREO MIHITSY NO TSISY SAINA FA VIDIANA @ 5 000 AR A
IZAO MILAMINA NY TANY LISANY TSISY ASA
2010 MIVERINA @ FOMBA MASIAKA RA8
VAO MAIKA IZAHAY MILAMINA TSARA
BYE BYE 4 MIE
10. Papoose ( 08/10/2009 12:29)
lisany @ ahoana aza! :lol: aiza my kanja sy ny kaly aloha au moins wa!!!
11. xxx ( 08/10/2009 12:37)
Maerinina ry tgv isany fa tsisy hésana aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa!!!!!!!!
12. xxx ( 08/10/2009 13:52)
xxx:

Maerinina ry tgv isany fa tsisy hésana aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa!!!!!!!!


Maztou mikanjj azz toi é ,'zay tsy iresak@ toi reefa té ikanjj toi fa saou dé maatoug blém , manztou manztou 'njinja ,oupsss !!
:roll: :roll: :roll:
13. Papoose ( 08/10/2009 14:02)
hihihihi manakotaba an'i xxx nga le kozy???? aza miditra eto koa zany v de blem!!!! fa iza hono le tgv isany ato e! :lol: :-D
14. ntss ( 08/10/2009 14:29)
VIVE PRESIDENT ANDRY RAJOELINA
VIVE TGV

RA8 2010 hone e! mbola ho lasa lavenina hatramin'ny kaonty any allemagne ra iny no mitetateta miverina eo!!! loool :-D :-D :-D :-D
15. pimaso ( 08/10/2009 14:43)
ntss [ Valio ] 08-10-2009 16:29:32
Lohateny : Re : RETOUR EN FORCE
"VIVE PRESIDENT ANDRY RAJOELINA
VIVE TGV"


Ny aliaka aza tsy tia tgv,
dia ambany noho ny aliaka ela izany

ny ain la mihitsy no ho lasa lavenona eto dago eto
ny frantsay ve no mba hianteheran lisany taygv?

2010 c'est sera l'aneantissement total du Thay Goavana Vendrana
16. ntss ( 08/10/2009 15:00)
>pimaso

Ataovy bobaka lesy ny mochoir hitomaniana fa mbola ho ela zany 2010 zany a!
Aiza zao le vorona tsy ampy elatra sy le tsapao aloha ny herinareo e???

Mbola aiza no hahazo an'lisany e!
VIVE PRESIDENT ANDRY RAJOELINA (OCTOBRE 2009 - JUIN 2020) :lol: :lol: :-D :-D
17. pimaso ( 08/10/2009 15:16)
>ntss
ce n'est que la partie insubmersible de l'iceberg no nasehondra8 hatreto, méme le 07 mars 2009,
ho hitan lisany izany version extremistndra8 ATSY HO ATSY
OMENA an'lisany 2009
2010 exterminés lisany
zakanay ny herintaona e!
zakao ny eternel empereur à compter de 2010
BIG UP elah ntss
18. Papoose ( 08/10/2009 15:17)
Ny aliaka aza tsy tia tgv,
dia ambany noho ny aliaka ela izany
:/
19. ntss ( 08/10/2009 15:24)
> Pimaso

Jereo ko tsy tadidin'la kory ary ny datin'ny 07 Février namonoan-dra8 anay ko, ento lesy ze entin'lisany fa zahay ary 7 taona niaritra an-dra8 vao niongana izy a!
20. dadabe ( 08/10/2009 16:27)
kiii mampalahelo be ny fisainan'ilaisany le tssss manoahana olona ve fa tsy mba manohana hevitra na tsangakevitra le kuuuu leuleu :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.046