Politika

ndotofetsy ( 22/05/2010 15:25)
wawawa fotsiny fa tena tsy nahavita le miaramila kely na ravalomanana aza nahatohitra ny miaramilan ny fign kely tsy nahazo fananana =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i koula ny 20/06/2010 16:58
terrywui ( 22/05/2010 13:30)
fa lasa mifangaro voraka be le kozy eeee!!!......ze an'i kaisara de omeo an'i kaisara !!!! ze an'Andriamanitra de an'Andriamanitra !!! fa tsy ny Sampin'i BALA akory omenlah an'Andriamanitra !! tsssssh... tohiny
novalian'i terrywui ny 23/05/2010 13:22
savonyvava ( 22/05/2010 10:20)
Raha tsy mitsahatry ny mitady ny fomba rehetra hampanekena ny mpitantana ny tetezamita hiverina amin’ny fehin-kevitr’i Maputo sy Addis-Abeba ny GIC sy ny ankolafy pôlitika 3 dia mbola mahasahy ts... tohiny
novalian'i terrywui ny 22/05/2010 13:33
ravatorano ( 22/05/2010 09:41)
Manazava ny Jly Zafera «Voaroba ny birao rehetra tao amin’ny Fign» Miverina amin’ny laoniny ny fiainana eny amin’ny tobin’ny Fign eny Fort Duchesne omaly. Efa nody eny an-toerana avokoa ... tohiny
novalian'i terrywui ny 22/05/2010 13:35
TEGEVE ( 22/05/2010 08:59)
Nandinika ny fandehan-draharam-pirenena foana no nataoko raharaha, ary tsy afaka ny tsy hiteny aho satria; - tsy araka ny fiheverako fa betsaka ny miaramila no tsy tsy hanaraka baiko hitifitra ny r... tohiny
rijadolly ( 22/05/2010 05:14)
[quote=Sobika.com]0h20 Le pasteur Tina Ranaivo Rivo blessé lors de l'affrontement entre le FIGN et l'Emmo Reg est décédé. Il avait été touché par balle.[/quote] http://www.sobika.com/... tohiny
novalian'i rijadolly ny 22/05/2010 05:24
rijadolly ( 22/05/2010 04:58)
[quote=Sobika.com]0h20 Le pasteur Tina Ranaivo Rivo blessé lors de l'affrontement entre le FIGN et l'Emmo Reg est décédé. Il avait été touché par balle.[/quote] http://www.sobika.com/... tohiny
novalian'i terrywui ny 22/05/2010 13:45
vitamatavy ( 22/05/2010 04:22)
tsy zakany intsony ny realité misy dia naleony nisitaka aloha,tsy tsaho io fa betsaka no nahita azy teny ivato ,efa miandry confirmation ny rehetra ,raha @ tany hafa dia efa nanao fanambarana ny pre... tohiny
AndriambyII ( 22/05/2010 02:21)
C'est temps-ci, il apparaît que c'est la lutte contre la corruption qui est dans l'agenda de travail du gouvernement. C'est le moment pour les pays non industrialisés, les pays du Sud plus particu... tohiny
fijo ( 21/05/2010 22:25)
mba lasa ny saiko hoe "valaka ve" ratsivalaka,fa toa tsy heno intsony,nefa fahiny avo feo ery teny mahamasina sy tsimbazaza???mba aiza iny izao,fa efa mpanohitra toa an'i monja koa???hehehehe polifika... tohiny
ramosekely ( 21/05/2010 17:37)
mahafinaritra aloha le vaovao nalefanao ry vatofototra,za miteny dia pro legaliste mafana fo,nefa somary diso fanantenana kely ihany t@ ireo fil d'information nisy omaly,raha manao propagande nareo ts... tohiny
novalian'i terrywui ny 22/05/2010 13:38
bazylou ( 21/05/2010 16:43)
tsy ampy le fika fa mbola nofa be nareo. le8 aza tsy nahavoa aazy fa niala maina kooo, ze ireny ve?? sssh resa be. Alefaso indray ny manaraka e. Aiza io rehefa miditra antsehatra ny rasila frantsay.... tohiny
novalian'i zandikely ny 21/05/2010 23:11
Mirananirina ( 21/05/2010 15:26)
misaotra anao manome vaovao isan'andro.Manoatra noho ny tany an' ady Mada marina.Mampalahelo tokoa.... tohiny
ValoRa ( 21/05/2010 12:13)
Tena mandreraka be fa tsisy hita lisany, ny mpiandry vavahady nipitsika d mibanaka ny varavaran d manararaotra eto ny fianakam\'s TGV :-D :-D :-D, lany ny vola noraisiko t@ ireo mpanambola america... tohiny
novalian'i locl ny 21/05/2010 18:22
terrywui ( 21/05/2010 11:13)
TAFIDITRA ATO AMIN[u] FORT DSC (FIGN) = SERASERA.ORG[/u] :-D :-D :-D :-D TY NY MIARAMILA A....TSISY HITA TATO ABY RY ZALAH MPANOHITRA FANJAKANA BE TAFONDRO VAVA TATO !!! ASA NA NITAMPIFIPIFY AIZA ... tohiny
novalian'i terrywui ny 22/05/2010 13:27
ravatorano ( 21/05/2010 10:53)
FIFAMPITIFIRANA TENY FORT DUCHESNE 4 no maty : Fis 1, Fign 1, Emmo/Nat 1, sivily 1 Efatra no fantatra fa namoy ny ainy. Zandary avy amin’ny Fign ny iray. Iray hafa zandarin’ny Fis. Miaramilanâ... tohiny
novalian'i feticon ny 21/05/2010 20:51
amlewii ( 21/05/2010 09:02)
Mangina be ato zany fa nisy inn lé??? Ny orina ngamba zao vao maika mivonto be lé??? Ny telovolana efa herintaona sy tsy aiko ity ;) D aiza izy izany ry mpaminany sandoka??? D hikozy elah oe tsy mah... tohiny
amlewii ( 21/05/2010 04:25)
Iny vola be nao iny oooo no nitondra-reo ho eny @ Mausolé :-D :-D :-D Dadapasy Tiana sy Michael a!!! Tokony mba nokozinareo zahay hoe eny @ Mausolé ny fotoana d tonga masiaka teny izahay fa nare... tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2010 19:35
fijo ( 20/05/2010 20:10)
ary haninona ao mada ireo tafika frantsay nalefa ao????... tohiny
novalian'i fijo ny 21/05/2010 19:39
AndriambyII ( 20/05/2010 18:51)
Samy tsy manana ny marina , vao maika aza fandaniambola sy fotoana very ny fifandonana raha tsy atsahatra manomboka izao . ... tohiny
novalian'i terrywui ny 21/05/2010 11:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5476