Politika

SERGIOxx ( 30/05/2010 22:05)
Chaque discours de Rajoelina est un monument de stupidité. En fait, ses discours seront les programmes scolaires dans » L’académie de cancres» qui regroupera tous les abrutis indépendamment de ... tohiny
novalian'i fijo ny 01/06/2010 19:45
terrywui ( 30/05/2010 21:26)
..mba mipetraha ndray anie nareo ry Mpanohitra anie nareo de mba manajà tena ndray refa tsy nety fona ze natao rehetra de aleo ndray mba hanao ny Fanjakana ahitanareo azy aleo hiasa ny oul fa mampala... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/06/2010 00:51
AndriambyII ( 30/05/2010 12:52)
Hitako fa mazava tsara ny teniny eto , ary mitovy firehan-kevitra aminy aho . ENVOYEZ CELA A 7 PERSONNES SI VOUS TENEZ VRAIMENT A VOS DESCENDANCES Les Malgaches ne voient pas loin. Ils sont faibles ... tohiny
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:34
ndotofetsy ( 30/05/2010 10:05)
tena tssisy le icone fivanitihana tsony [youtube]kwpOdUTAa_I[/youtube]... tohiny
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:28
LazaDaddy ( 30/05/2010 08:37)
Tsy dia hidirako lalina loatra ilay resaka hoe "petit Hitler" iny fa ny zavatra tsapako dia izao: Ny fihetsiky ny FIS dia tsy mifanalavitra amin'ny fomban'ny "Front Islamique du Salut"... tohiny
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:36
LazaDaddy ( 30/05/2010 07:21)
Amiko dia tsy Ravalomanana na Rajoelina na Ratsiraka na Ramaroson na Ratsirahonana na Gasy iza na iza no toherina, fa ny hevi-dratsy sy tsy mendrika raiki-tampisaka ao an-dohany sy ao am-pon'izy ireo.... tohiny
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:19
terrywui ( 29/05/2010 22:58)
hono hoa ry reto ....!! inona ndray moa zao no mba fanantenanareo zao ? satria le FIGN nahabe vava be anareo teto teo alou teo reny ity jereo ty niafarany fa nitsefotra ? --tena fanotaniana matotra n... tohiny
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:04
mpandrindra ( 29/05/2010 22:42)
Raha ohatra ka misy tsy mazava tsara aminareo dia alefa ao dinika momban'ny serasera,na ao @ dinika soso-kevitra ho hitan'ny be sy maro , misy sasany mantsy tsy miditra politika na finoana, fa ao @ fi... tohiny
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:02
terrywui ( 29/05/2010 22:24)
Na le hoe rehefa afaka adiny iray de lasa malefaka kokoa le lokony ary afaka adiny dimy de lasa fotsy mitsy!!.... ireny zao tonga de milay e!.... tena noir et blanc be otran'ny FILM CHARLOT zany le at... tohiny
novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:01
bazylou ( 29/05/2010 17:57)
Rehefa tsy misy sahy hanao aminy dia tsy maintsy anompo azy ihany ny pokona izany. ... tohiny
novalian'i terrywui ny 29/05/2010 22:20
tsimendrika ( 29/05/2010 07:23)
Miarahaba antsika rehetra indray, Misy ny hetsika ataon'ny olobe amin'izao fotoana izao. Mizotra ho amin'ny FIFAMELANA ve izany sa mankaiza ? FIFAMELANA eo amin'ny samy malagasy mpifanandrina... Mety... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/05/2010 10:58
TEGEVE ( 29/05/2010 07:08)
Aleo ny tenako mihitsy no hanao ny fanambarana Dia lasa lavenona teo izany ny ankolafintsika , 1/Tonga tato an-tsaiko sy Ratsirahonana fotsiny io, mazàna be ry zalahy ny fitondram-pirenena a, izao ... tohiny
novalian'i bazylou ny 29/05/2010 17:59
rijadolly ( 29/05/2010 03:36)
Mazava be ny fika ny tsy handehana any Pretoria II, moa koa amin' izay tsy misy azo anaovana convocation amin' anaran' io MV efa MATY NAMONO TENA io. Ny tsy fantany anefa dia hatsoina amin' anarany ma... tohiny
novalian'i terrywui ny 31/05/2010 10:32
fijo ( 28/05/2010 19:41)
nilaza ingahy "hypopo"fa tsy mila mankany pretoria intsony,satria la frantsa efa nilaza fa fifidianana haingana no mahamaika." mazava be izany hoe iz ano mibaiko ao mada... tohiny
novalian'i fijo ny 01/06/2010 19:59
vatofototra ( 28/05/2010 18:39)
REGARDER VIDEO Le syndicat des magistrats SMM lève la voix contre la manipulation de la justice 28 mai 2010 - Le syndicat des magistrats SMM lève la voix contre la manipulation de la justice et ex... tohiny
novalian'i terrywui ny 29/05/2010 22:27
terrywui ( 28/05/2010 17:17)
NA IO LE FAHAZAHOANA AN'ILAY 80% TAM ELECTION MAIRE INY = MILAY NA IO LE FAHAZAHOANA NY LAPA REFA TSY TIAN'IDADA TSONY INY = MILAY NA IO LE FAHATSANGANAN'NY GOVERNEMANTA SY MINISTRA VAOVAO ITY = MIL... tohiny
novalian'i terrywui ny 28/05/2010 20:42
terrywui ( 28/05/2010 17:16)
NA IO LE FAHAZAHOANA AN'ILAY 80% TAM ELECTION MAIRE INY = MILAY NA IO LE FAHAZAHOANA NY LAPA REFA TSY TIAN'IDADA TSONY INY = MILAY NA IO LE FAHATSANGANAN'NY GOVERNEMANTA SY MINISTRA VAOVAO ITY = MIL... tohiny
novalian'i terrywiui ny 28/05/2010 21:51
Noue ( 28/05/2010 17:12)
http://www.youtube.com/watch?v=uhSb20HFmLA&NR=1 [b]zao ve dia mba rariny eee ?????[/b]... tohiny
zakilinina ( 28/05/2010 16:24)
Tehefa nijery ireo CV aho dia gagagaga ihany fa ohatra ny misy olona tsara. Manontany tena aho hoe : raha tsara tokoa izy ireo, maninona moa raha mba manampaharetana kely aloha miandry ny governemanta... tohiny
novalian'i terrywui ny 28/05/2010 20:55
tsimatimanota ( 28/05/2010 14:08)
ho faly ny 4 mi fa hisy toerana honenana... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/05/2010 20:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.2815