Politika

fijo ( 16/08/2004 22:50)
raha ny tantara no dinihana dia izao no antony tena nahatonga ny mpiraiminisitra nikomy sy namono an'i Radama ll.nisy fifanarahana nifanaovan'i Radama tamin'i andriamatoa lambert,izay nanomezan'i Rada... suite
répondu par hery le 11/12/2004 15:16
ludo ( 13/08/2004 21:45)
Tsara v raha eo @ entimanana amintsika no anomezana 4x4 ny député isaky ny voafidy? satria efa misy manana 4 zao ny sasany ! vahao ny olana inona ny hevitrao??... suite
répondu par fijo le 04/10/2004 21:52
ari.malala ( 06/08/2004 10:56)
Ô ry zareo â! nanondrana indray ny président! Lasa niala sasatra any Athene hono izy araka ny filazam-baovao vao heno androany atoandro, ary ny antambo dia tsy nisy nanam-po ny fahatongavany ny olo... suite
répondu par fijo le 16/08/2004 21:19
nikopol ( 06/08/2004 06:47)
Ilaina ve ny bôgôsité amin'ny fanaovana politika? :lol: ... suite
répondu par fijo le 06/10/2004 20:15
ludo ( 04/08/2004 16:49)
Mety aminao ve ny mbola higadran'iKotity?? Satria t@ andron'iZafy(president) no nogadrainy noho io totrany io d tafaverina lay raikalahy iry (deba) d navotsony d zao ndray migadra d iza ndray no amo... suite
répondu par totty le 20/12/2004 22:58
xxx ( 29/07/2004 02:20)
" Hajao ny lasa raha te handroso" hoy ingahy Siraka. Midika ve izany hoe hajao ny tantara fa zanatany isika, ary tompoy izahay mpanjanaka fa hiaro anareo any amin'ny EU sy ny FMI ary ny BM? Antsika no... suite
répondu par fijo le 14/10/2004 21:06
ravatorano ( 26/07/2004 13:22)
Raha araky ny fantatro sy reko amin ny vao2 vahiny dia miala sasatra ny filoha frantsay amin izao ary dia atsy La Réunion no hanaovany izany.Hitsidika an i Madagasikara anefa izy ary izany fitsidihan... suite
répondu par ludo le 25/08/2004 09:28
ari.malala ( 22/07/2004 12:24)
Asa indray izay tompon -kevitra t@ io fa ny Banque Mondiale aloha dia efa nanao démenti fa tsy ry zareo hono no tompon-kevitra. Raha izany no tanteraka dia hisy savoritaka tsy hay lazaina eto amints... suite
répondu par fijo le 04/10/2004 22:13
fatsoraly ( 15/07/2004 07:10)
http://www.abc.net.au/adelaide/stories/s905212.htm raha tsy dia mahamenatra tokoa ny toy izao. Ny hiafarany tsy hisy intsony ny hizaha tany eto an-toerana fa any @ ireny firenena ireny ny olona dia e... suite
répondu par xxx le 19/07/2004 06:46
nofykhristiane ( 14/07/2004 11:16)
Toute forme pratique de la politique n'est que superficielle, seul l'instinct nous orientera vers l'idéal... suite
répondu par maditra le 08/10/2004 21:51
mangakely ( 13/07/2004 09:40)
Misy zavatra mampieritreritra ny fahatongavan'ireo filoham-pirenena vahiny eto Madagasikara. Teo aloha i Ingahy Abdoulay Wade filoha senegalais, izay fantatra @ fiaraha miasa akaikiny @ France. Izao i... suite
répondu par ikaretsaka le 25/07/2004 07:58
camkz ( 09/07/2004 10:08)
Tato ho ato dia nifamahofaho be ihany ny tontolo iainana arapolitika teo @ tsika .Ny zavatra tsapako dia misy finiavana ihany teo @ ireo mpitondra fanjakana nisy teto fony izy ireo tsy teo @ toerany s... suite
répondu par nykanto le 09/07/2004 13:34
naivobe ( 02/07/2004 21:43)
Inona marina no tena tadiavin'ireo olona ao @ CRN ? Inona no tena sens ny hoe Reconciliation nationale ? Mba manana hevitra ve izy ireo mba hampandroso an'i Dago ?... suite
répondu par fijo le 17/08/2004 21:41
fijo ( 02/07/2004 04:31)
samy nanao ny nataony tao amin'ny vahoakany ireo,ary samy voahilika.inona re no tsy hitovizany e?... suite
répondu par fijo le 04/10/2004 22:16
joda ( 25/06/2004 16:40)
nivadika mihintsy ny rasa... vitsy dia vitsy ny gasy no afaka niasa... ... suite
répondu par kitjo le 04/07/2004 08:51
ravatorano ( 16/06/2004 06:43)
Ny antony voalohany aloha dia ny momba ireto reservite ireto.Nisy tamin izy ireo nanambara fa raha nofoanana marina ny decret namoronana an dry zareo sy mamoaka ny namany any amponja (???) ny fanjakan... suite
répondu par latifa le 16/06/2004 16:20
saho ( 13/06/2004 18:20)
Tena mampalahelo ny vahoaka malagasy mpiray tanindrazana ankehitriny fa miakatra daholo ny vidin-javatra hatr@ ny fanjaitra aza. Ra8 milaza fa misy ny vola maninona raha hatao subvention ny entana ila... suite
répondu par latifa le 16/06/2004 16:15
joda ( 10/06/2004 11:35)
be ny olon ano mimenomenona fa lafo be ny fiainana any dago... suite
répondu par kitjo le 14/06/2004 06:17
rrodin ( 08/06/2004 09:40)
Dia manohy ny diany hatrany ity Madagasikara ity. Toa mbola ankamantatra foana anefa hatramin’izao izay tena lalan-kizorantsika, fa na ny mpitondra aza toa tsy misy manoka-bava manome fanazavana. Ma... suite
répondu par rijah le 10/06/2004 12:00
ravatorano ( 26/05/2004 09:44)
ny zavatra rhtr. Miankina amin ny politika ny toekarena,ny kolotoraly,ny fiaraha monina , ny asa sosialy,ny fanatanjahan tena. Nisy aza mpanao sary karikatira izay niteny hoe raha tsy misy ny politi... suite
répondu par ramoul le 10/06/2004 16:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 7.414