Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Herimiafina, milahatra araka ny daty
Herimiafina ( 16/09/2005 03:42)
Misy ancien Behoririka tao amin'ny Dojo ZOZORO ve nareo ato?
Roapolo taona tamin'ny 4 août teo ny nandravana sy namonoana ireo namantsika, zanaka, Ray amandReny, sns mpanao Kung-Fu tao Behoririka, na tany amin'ny faritany. Tadidinao ve ireny vanin'andro ireny,... tohiny
novalian'i NiainaJ ny 09/02/2012 14:40
Herimiafina ( 16/09/2005 03:09)
Fomba hahafantaranao fa mandainga ny olona iray.
Milaza hoe karazana fomba hahafantarana fa mandainga ny olona iray miresaka aminao? Na fihetsika, na fijery na teny na inona rehetra e.... tohiny
novalian'i fijo ny 23/09/2005 19:50
Herimiafina ( 10/09/2005 04:59)
Antony tsy mampaharitra ny fananana iombonana
Tsy fantatro fa olona 1 anatin'ny 2 fantatr'i Herimiafina no manana ilay mokondoha hoe ''tsy fananako, tsy an'ny Ray sy Reniko ity ka tsy raharahiako na simbana aza''. Tsy ananany hasina ny fananan'o... tohiny
Herimiafina ( 10/09/2005 03:14)
Ohatrinona ny vola laniana amin'ny mariazy?
Tena vaky ny lohako ry zareo fa na dia tsy mbola hita aza izay ho vadiana dia efa lasa sahady ny fisainako hoe ôtrinona no ho laniana amin'ny mariaziko any aoriana any (actualisé). Ny sipa sy ny ... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 06/12/2005 00:22
Herimiafina ( 09/09/2005 03:58)
Mahaiza mankasitraka ny tenanao.
Maro ny olona mipetrapetraka miafinafina, nefa manana traikefa varatra be azo zaraina, manana compétence favy be ary manana toetsaina mampandroso. Miafinafina izy ireny satria matahotra ireo tsike... tohiny
Herimiafina ( 09/09/2005 03:52)
Raha tafita tsy voatery manindry foana.
Rehefa misy kofboay na sipa tafavoaka ka lasa baibla be dia tonga dia misy mialona tsotra izao tsy amin'antony. Matetika anefa dia noho ny éducation azony dia tsy mba manana izany toetsaina manindry... tohiny
Herimiafina ( 08/09/2005 22:22)
Olana mateti-pitranga eo amin'ny resaka fiterahana any Dago.
Zavatra iray mahagaga ahy tokoa ity ry zareo. Maro ireo tanana any ambanivohitra any no be ny sarotimpiterahana sy maty zanaka na maty tena satria tsy manantona ny mpampivelona sy ny mpampiteraka. ... tohiny
novalian'i pitchou ny 26/09/2005 23:32
Herimiafina ( 07/09/2005 21:05)
Misy tokoa ve ny fiovan'ny toetr'andro?
Niresaka tamin'ny mpiasan'ny USAID ao Ankorondrano aho indray andro izay, nanontany azy hoe inona marina no antony hanampian'ny amerikana ny malagasy amin'ny resaka développement rural sy environneme... tohiny
Herimiafina ( 07/09/2005 21:00)
Tsy midika n'inon'inona amin'ny malagasy ny PIB sns
Indikatera handrefesana ny harikarena faobe ny PIB, PNB, sns, IDH, sns. Milaza vola avokoa ireo, ary mampahafantatra ny fananan'ny malagasy vola, hilazana fa mahantra ny tany iray sns. Ny fi-calcul... tohiny
Herimiafina ( 07/09/2005 20:44)
Zavatra tsy dia mety loatra hita anaty gazety
Matetika mahita aho any anaty gazety hoe: Avis à la clientele, sns: "I RaX ne fait plus partie de notre personnel depuis le x septembre 2005, nous déclinons toute responsabilité quant à d'éven... tohiny
novalian'i fijo ny 28/09/2005 20:50
Herimiafina ( 07/09/2005 19:41)
Ny marriage arrangé na forcé dia manana succes.
Araka ny mpandinika sasany dia ny divorce dia betsaka tokoa ankehitriny ary matetika dia ireo mariazy niforona normale no mora rava. Ny mariazy maharitra indrindra sy atao hoe succès nefa dia ny an'... tohiny
novalian'i booboo ny 27/09/2005 09:27
Herimiafina ( 07/09/2005 19:34)
Mijoroa vavolomebelona amin'ny finoanao.
Sahia mijoro mba ho fitaratra. Tsy ny fitoriana Teny eran'ny lalàna ihany no atao hoe fijoroana vavolombelona fa eo ihany koa ny fitondrantena. Rehefa mijoro amin'ny finoanao ianao dia tsy mila mi... tohiny
novalian'i namanao ny 15/11/2005 14:57
Herimiafina ( 07/09/2005 19:31)
Olana? Raisintsika toy ny fananana ny vadintsika
Raha mbola raisintsika toy ny fananana sy etambarotra ny vadintsika dia hisy foana ny olana eo amin'ny fiaraahna sy ny tokantrano. Tadidio fa i Mimi sy i Medor koa dia mba tiantsika kanefa novidian... tohiny
Herimiafina ( 07/09/2005 19:11)
Vokadratsin'ny Fanjanahana ny fitiavana manindry
Maro ny milaza fa ny gasy dia ory hava-manana. Rehafa misy tafita dia ato izay hitotonganany mba hitovy amin'ny rehetra rehetra. Halatsika foana koa ireo bandy mba tafita milay fa lazaintsika manindry... tohiny
Herimiafina ( 02/09/2005 20:18)
Darwin sy ny Baiboly
Raha ny fahitako azy dia tsy misy mahasamihafa ny zavatra nolazain'i Darwin sy ny Baiboly momba ny niforonan'ny olombelona sy izao tontolo izao. Maro anefa ireo siantikika no milaza fa mino an'i Dar... tohiny
novalian'i bichette ny 28/09/2005 07:04
Herimiafina ( 01/09/2005 04:41)
Raikimpitia amina matoatoa.
Indray andro hono nisy bandy iray tena tia sipa iray favy be ary tena tiany tokoa. Tsy sahy nitory ny fitiavany mihintsy io bandy io. Ilay sipa nefa nahafantatra ihany fa tena tia azy io bandy io. Efa... tohiny
novalian'i zakony ny 28/09/2005 14:20
Herimiafina ( 31/08/2005 17:44)
Miangona alahady, mangalatra akoho alatsinainy
Maro ny mahatsikaritra hoe misy olona tonga miangona nefa zavatra hafa mihintsy no tadiaviny ao. Misy koa miteny hoe mahafantatra olona manao ny ataony ihany amin'ny andavan'andro nefa miangona alahad... tohiny
novalian'i Achia ny 28/09/2005 12:42
Herimiafina ( 30/08/2005 06:52)
Efa misy an'ity Tahitian NONI ity ve any Dago any?
Misy fanafody malaza mansitrana izao aretina rehetra izao aty amerika avaratra aty. NONI no anarany ary avy amin'ny zavamaniry antsoina hoe NONI avy any TAHITI izy io. Raha artsiantifika dia toa voap... tohiny
novalian'i pitchou ny 25/09/2005 16:07
Herimiafina ( 30/08/2005 06:22)
Menatra mampiseho fitiavana na miteny je t'aime
Maro ireo olona no menatra mampiseho fitiavana amin'ny olontiany sao hono lahy hararaotin'io olona io izy ka hijaly. Amiko manokana, aleoko miteny je t'aime foana, mampiseho fitiavana foana na dia ... tohiny
novalian'i valie ny 27/09/2005 09:54
Herimiafina ( 30/08/2005 04:52)
Asa soa tsy misy tambiny, Actions desintéressées.
Efa nahita ve ianareo olombelona iray nanao asasoa tsy misy tambiny tamin'olonkafa na action desintéressée? Efa mahazatra amin'izao fiainantsika izao mantsy ilay hoe donant-donant na fitakiana tamb... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0359