Liste des messages

Liste des messages, inserés par Herimiafina, par ordre de date
Herimiafina ( 21/02/2006 22:47)
Hirahirantsika
Mitady ny tonokiran'ny tarika Dillie. Io Hirahirantsika io ny lohateniny. Tsy nahita aho tao amin'ny tononkira! Misaotra mialoha!:-*:P... suite
répondu par Fiffi le 04/03/2006 20:12
Herimiafina ( 10/02/2006 16:27)
Fiara hybride!!!!
Ahoana ny fandehan'ity teknolojia vaovao ity e! Fiara sady amndeha amin'ny solika toy ny fiara rehetra kanefa mandeha amin'ny herin'aratra ihany koa, mety hisy avenir ve ho an'ny tontolo iaianana sy n... suite
répondu par MOORE007 le 07/05/2006 08:33
Herimiafina ( 01/02/2006 17:46)
Fitiavana sy fiarahana amin'olona vahiny hafa firenena
Lasa ho aho ny saiko ry zareo tato ho ato izay momba ity resaka hoe tsy dia tsara loatra ny miaraka amin'ny vazaha (ohatra hoe canadienne) fa hoe samy hafa be ny kiltiora ary mety hitarika olana izany... suite
répondu par jennifer2 le 09/02/2006 01:44
Herimiafina ( 28/01/2006 05:51)
Tsy misy intsony izany fanjakana izany.
Rehefa natao ny fandinihana dia hita fa mipetraka ny antsoina hoe "fisitahan,ny fanjakana", nisitaka tokoa ary izy ary sady tsy mamokatra itsony no tsy mivarotra (secteur productif et commercial). Fem... suite
répondu par fijo le 01/02/2006 19:50
Herimiafina ( 26/01/2006 06:23)
manatrika fetin'anniveraire
Manao ahoana kay ny fihetsemponao raha ny sipanao tsy nety nanao fety niaraka taminao tamin'ny anniversaire-nao kanefa izy mazoto manatrika ny fetin'anniversaire-n'ny namany ary foiny tanteraka ianao ... suite
répondu par vivi le 28/01/2006 18:17
Herimiafina ( 18/01/2006 06:16)
Ny andraikitra sy ny fanambadiana.
Matetika fandre ny hoe "endrika iray anehoana fahamatorana ny fanambadiana". Maro noho izany ireo mpampiasa no misafidy manokana ireo olona efa manmbady omena andraikitra ambony, eny fa na ny mpitondr... suite
répondu par Vahinala le 26/01/2006 08:16
Herimiafina ( 18/01/2006 05:05)
Maotera rotatif
Lasa ny saiko amin'ity teknolojia vaovao iray ity ry zareo. Raha oharina amin'ny maotera tsotra dia tsy mampiasa ireo piesy fahita toy ny piston, soupapa, bielle manivelle sy vilebrequin intsony fa ... suite
répondu par Herimiafina le 20/01/2006 03:50
Herimiafina ( 07/01/2006 16:35)
Fanokafana maotera Nissan Pick-Up.
Tsy haiko ny fiara hafa fa ny tiako resahana dia ny Nissan Pick-Up. Manary menaka sy gas-oil be foan ka rehefa nentina tany amin'ny mécanicien dia izao no nambarany hoe: ny Nissan rehefa nosokafana m... suite
répondu par tiamamboly le 10/11/2016 06:40
Herimiafina ( 23/12/2005 00:23)
Ilaina ho mazava tsara ny zavatra soratana anaty politika.
Manahirana be ny mamaky ireo zavatra voasoratra any anaty politikan'ny fampandrosoana any amin'ireo tany sasantsasany toa an'i Madagasikara. Ohatra ny DSRP, ny PADR, PDC, PRD, sns. Ny olana dia be ... suite
répondu par xxx le 27/02/2006 14:08
Herimiafina ( 23/12/2005 00:08)
Fa maninona no "ora" no handrefesana ny fotoana?
Lasa indray ho aho ny saiko ry zareo. Ny olana mipetraka amiko de resaka fikajiana fotoana. Maninona no "ora, minitra, segondra" no andefesana ny fotoana fa tsy zavatra hafa?8) Marina fa miodina ma... suite
répondu par lapino le 03/01/2006 11:49
Herimiafina ( 11/11/2005 00:01)
Rehefa misafidy dia tsy maintsy manenina.
Raha voatery hisafidy ianao eo amin'ny fiainanao de izao no zavatra mateti-pitranga: Raha sendra olana ianao mifandray amin'iny safidinao iny de ny reflexe-nao voalohany dia hoe "tahak'izay ihany l... suite
répondu par fijo le 22/11/2005 21:46
Herimiafina ( 08/11/2005 00:33)
Manodina mayonnaise.
Misy zavatra manahirantsaian anah fa tsy mety hahitako valiny hoa aho e. Le izy resaka hoe: tsy mahazo manodina mayonnaise hono ny sipa refa fadimbolana fa mivadika le mayonnaise. De nanandrana zah ... suite
répondu par fijo le 15/11/2005 21:59
Herimiafina ( 07/11/2005 22:44)
Mpankafy SDF.
Te hihaino SDF be izah zany, asa raha tadidinareo le album hoe "mifandamoro" iny na tsia? Le instrumental zany no tena ireveko azy e. Le misy an'i Seta, sy ny namany, le Sax mantsy no tena hirevekoa ... suite
répondu par anjeliko le 30/12/2005 04:46
Herimiafina ( 07/11/2005 22:36)
Mitady recette cassoulet fa te hihinana.
Vonjeo ry ireto fa tena manimanina cassoulet indray ny vavako sy ny vavoniko an. Le tena vrai cassoulet no mba iangaviako anareo ze mahay, tsy ankijery an'ireny boky sns ireny fa à partir an'ireny f... suite
répondu par jennifer2 le 24/01/2006 22:58
Herimiafina ( 22/10/2005 16:20)
I mopera sy ra-mamadou, hehehehehe
Teraka zany ny vadin'i Ra-Mamadou de fotsy be, de gaga be ileiry de nakany amin'i Mopera miaraka amin'ny zazakely, hehehehehehe. De nanontany an'i mopera i takaka hoe fa maninona ity zaza ity no fo... suite
répondu par Veloo le 04/11/2005 18:20
Herimiafina ( 16/10/2005 15:06)
Mitady hiran'i Apost - Manantena.
Na tonony na inn mombamomba zy, misy CD ve? Toa tsy hitako ao amin'ny rvg mantsy nefa tiako atolotra be hoa anreo mainankavy, hehehehehe :-D:-D:-D:-D... suite
répondu par Herimiafina le 17/10/2005 04:03
Herimiafina ( 15/10/2005 02:51)
Fianarana mitondra fiara-manidina.
Saika hanontany ireo namana mahafantatra na efa nianatra tamin'ireny fianarana mitondra fiara-manidina madinika ireny. Resaka comparaison de coût (Bid comparison) no saika hataoko. Ohatrinona n... suite
répondu par Herimiafina le 22/10/2005 13:39
Herimiafina ( 12/10/2005 04:45)
Ny tena fitiavana anefa dia fandeferana, hehehehehe
Fa saingy tsy fantatsika tsara le atao hoe mandefitra fa lazaintsika fa fandeferana daholo izao rehetra ataotsika amin'ny olontiantsika izao. Tantara iray momba ny fandeferana: Tiako ilay olona ne... suite
répondu par hesham le 07/11/2005 19:26
Herimiafina ( 12/10/2005 04:39)
Manasarotra fahafatesana ny kotrana be loatra.
Ny tiako lazaina eto dia endurance. Tsara ny kotrana, tsara be mihintsy. Saingy tsy atao trop izany satria: -Rehefa ho faty dia elabe vao afaka tanteraka ny aina (désengagement cerebral uni et bi... suite
répondu par eucalyptus le 05/11/2005 22:44
Herimiafina ( 10/10/2005 20:47)
Miaro amin'ny voalavo ny ortie atao sisimboly.
Ny ortie dia zava-maniry kely azo hatao sisimboly na hambolena manodidina ny zaridaina tiana harovana amin'ny setrasetran'ny voalavo. Mandrava tokoa mantsy ny voalavo any amin'iny faritra Moramanga... suite
répondu par jennifer2 le 05/02/2006 23:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0368