Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Herimiafina, milahatra araka ny daty
Herimiafina
(
24/04/2011 11:30)
Golf type II sy Type III
golf type II phase I sy golf type II phase II. Inona no mahasamihafa an'ireo? Mijery indray aho endrika ivelany fotsiny, golf type II sy golf type III dia tsy hitako izay mahasamihafa azy, misy afaka...
tohiny
novalian'i jinandri ny 11/12/2014 14:22
Herimiafina
(
18/01/2011 17:49)
Voninkazo mitarika (Trailing)!
Miarahaba!
Sao mba misy mahita masomboly na zanaka voninkazo mandady, mianjera na mitarika toy ny: mexican Ivy, German Ivy, English Ivy, Boston Ivy, lamium, lobelia, Scaevola, fa tena ilaina mafy aloh...
tohiny
novalian'i soanja ny 26/02/2011 05:28
Herimiafina
(
14/09/2008 16:47)
Mirehareha amin'ny fahantrana!
Mitantara ny lasa ka mifaninana izay faran'izay mahantra indrindra.
Miady hevitra amin'ny hoe izahay fahiny tsy misy laoka, tsy mihinambary in3 isan'andro, mandeha tongotra mianatra, sns.
Dia avy ny...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 20/09/2008 13:31
Herimiafina
(
14/09/2008 16:10)
Loza-mpiaramanidina!
Mahagaga fa toa mifanesisesy ny olana ara-teknika sy ny loza amin'ny fifamoivoizana an'habakabaka amin'ireo compagnie ao Europe sy ny manodidina.
-Vao herin'andro vitsivitsy izay dia ny Spannair no n...
tohiny
novalian'i dahuily ny 03/12/2008 18:55
Herimiafina
(
14/09/2008 14:49)
Ambassade Malagasy Algérie.
Inona no tena olana misy ao e? Be loatra ny siosio-ndresaka momba ny ambassadera ka tsy hay intsony. Interdit de territoire e, manao abus, sns. iza no afaka mampita vaovao? :^) ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/09/2008 21:42
Herimiafina
(
30/08/2008 17:55)
Famonoan-tena!
Mahalasa saina mihintsy indraindray ny resaka famonoan-tena aty amin'ny tany tandrefana fa dia tena betsaka dia betsaka tokoa, saingy hafenina mba tsy hitarika ny sasany hanao toy izany koa.
Indroa ...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 11/09/2008 07:56
Herimiafina
(
15/08/2008 01:43)
scam, spam, silentbanker....
Ny fiandohany dia mahazo mailaka ianao manambara fa nahazo vola, na tombola, sns, hatramin'ny hoe misy vola 1millions de dolars aty fa maty ny tompony tamin'ny ady tany Nigeria, sns.
Raha mamaly il...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 15/08/2008 15:17
Herimiafina
(
26/10/2007 04:05)
Stramoine!
[i]Datura stramoine.[/i][u]Underlined text[/u]
http://fr.wikipedia.org/wiki/Datura_stramoine
http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/6/6b/Illustration_Datura_stramonium0.jpg/381px-Illust...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 29/10/2007 11:33
Herimiafina
(
19/10/2007 04:58)
Fampianarana asa!
Nisy projet hoe Vohijoro izay henoko fahiny fa toa tsy re laza mihintsy taty afara. Io tetikasa io dia mikasika ny fananganana eraky ny 22 regions ao Madagasikara fianarana fambolena tena fambolena to...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 05/11/2007 07:34
Herimiafina
(
06/10/2007 04:23)
Oniversité tsara indrindra!!!!
Toy ny isan-taona dia mamoaka ny lisitry ny fianarana ambony tsara indrindra eran-tany ity sampana iray any Chine ity.
Ao anatin'ny zavatra jereny ny hatsaran,ny fampianarana sy ny mpampianatra, ny m...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/11/2007 09:57
Herimiafina
(
05/08/2007 14:14)
Misy zavatra tsy azoko!
[quote][b]Ankadivato
Ar 46 millions dérobés dans un cambriolage[/b]
Dans la nuit de 19 juillet, le domicile d'un opérateur économique d'origine chinoise à Ankadivato a été cambriolé. Un ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/08/2007 19:26
Herimiafina
(
03/08/2007 01:50)
Toliara sa Toliary?
Inona no tena marina, Toliara sa Toliary kay? :^):@...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 06/08/2007 04:59
Herimiafina
(
21/07/2007 21:46)
Mitady hira!
Misy hiran'i BESSA efa tranaininainy izay tadiaviko saingy sady tsy haiko ny lohateniny, na ny tonony, fa ny feony fotsiny no tena tadidiko, ka sao mba misy afaka ny hanampy ahy hanome an'ireo.
Ny ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 26/07/2007 15:10
Herimiafina
(
15/06/2007 20:43)
Polisy siantifika?
Misy sampana manokana mitovitovy amin'ny Crime Scene Investigation (CSI) any USA ve any Madagasikara?
Na ireny sampana miandraikitra ny fijerena ny ADN, sy mampiasa karazana fitaovana harifomba entin...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/07/2007 08:19
Herimiafina
(
24/04/2007 23:54)
Double nationalité! Ahoana ny tena marina?
Miala tsiny raha hanontany kely fa tena tsy azoko mihintsy ny fandehan'ito zavatra ito e!
Inona no tena marina? Tsy maintsy iray ihany ve ny zompirenena zakainao sa mahazo manana maromaro?
Tany ...
tohiny
novalian'i ds ny 15/05/2007 17:57
Herimiafina
(
12/10/2006 23:44)
Inona marina ny fahasambarana sy fiadanana?
[b]Ny maha-manakarena na maha-tany mandroso ny firenena iray ve no hitenenana fa mampiadana ny mponina ao aminy?[/b]
Ny ONU sy ny mpikaroka sasany dia namoaka ny antsoina hoe Indice du bien-être na...
tohiny
novalian'i prime ny 10/11/2006 15:03
Herimiafina
(
03/09/2006 05:25)
Mitady hiran'i Tiana sy hiran'i Apost!
Tena mbola mitady ilay hiran'i:
1-Tiana: misy hoe "zatra aho , zatra nahita anao, banga ny fiainako raha vao tsy eo ianao" iny ryzareo raha misy klé.
Nahita ihany aho tao amin'ny RVG fa artiste x...
tohiny
novalian'i cutie ny 09/09/2006 21:39
Herimiafina
(
01/09/2006 16:21)
Federalista!!!!
Misy mandika vilana ho fisarahambazana izy io kanefa hitako ohatry ny tsara trandrahana ihany.
Asa ahoana ny hevitrareo?
raha izaho manokana mantsy dai tena hitako tsy handeha mihintsy io toe-dr...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:25
Herimiafina
(
01/09/2006 04:52)
Anja Andrianjafy!
Misy hiran'i Anja Andrianjafy mpandeha TV izay ho aho ry zareo tiako saingy tsy misy haiko na ny tonony na ny mombamomba azy, ity mpihira ity koa tsy dia fantatra firy rahateo.
Ka saika hiangavy ra...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 14/09/2006 10:07
Herimiafina
(
01/09/2006 04:47)
Aiza marina no misy ny fiadanana?
[u][b]Postulat:[/b][/u] adikako ho fiadanana ny hoe BONHEUR eto.
[align=center]----------------------------[/align]
Matetika dia tsapa fa izay tsy eo ampelantanana foana no heritreretina ho fiadan...
tohiny
novalian'i nikopol ny 09/09/2006 19:32
