Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Herimiafina, milahatra araka ny daty
Herimiafina ( 30/08/2006 18:00)
Fanjava - tsy lahosany
Mitady: 1-Tonokira. 2-Hira raha azo omena na ampidirina RVG. Efa notadiaviko tao amin'ny tononkira fa tsy hitako. Misaotra mialoha.:wink::^)... tohiny
novalian'i cutie ny 02/09/2006 10:44
Herimiafina ( 29/08/2006 02:45)
Diabolos!!!!
Teny Grika midika "Fisarahana" na "Division". Ary mba inona moa no tena dikan'ny hoe Satanas, Losifera, Belzeboba, sns? Toa mbola marobe ihany mantsy ireo olombelona nofo sy ra no miaramilany, m... tohiny
novalian'i prime ny 04/09/2006 11:08
Herimiafina ( 29/08/2006 02:40)
Ny fampirafesana!!!!
Betsaka ny mbola miheritreritra fa ny tsy fahampiana na ny tsy fahitana fahafampo no mahatonga bebe kokoa ny fampirafesana sy ny fitadiavana any ambadika any! Izaho anefa mino marimarina fa ny olon... tohiny
Herimiafina ( 29/08/2006 02:38)
Inona no mampimenomenona?
Raha samy himenomenona ihany hoe "mahantra, tsy ampy ny fidirambola, na kely ny karama sns" dia aleoko kokoa mihaino mpiasampanjakana izay mivelona iray manontolo amin'ny karamany misoratra ao amin'ny... tohiny
novalian'i prime ny 13/09/2006 15:20
Herimiafina ( 20/08/2006 19:17)
test psychoteknika!!!!
Tairo indray mba hampiasa saina kely, izay mamaly dia mampiditra vaovao. [u][b]Fenoy ny banga:[/b][/u] 1-Bozaka - manga - ala - lanitra - ...... - maitso. 2-I=1, II=2, III=3, X=...., IV=3, VII=..... tohiny
novalian'i kala ny 26/09/2006 14:20
Herimiafina ( 20/08/2006 19:12)
Fakana permis ao Dago!
Efa mba mipetraka ihany ve ilay normalisation noheritreretina tamin'ny 2003 iny ny amin'ny fanarahana lalàna tokana amin'ny fangalana permis ao Dago e? Mba tiako ho fantatra. Tamin'izay mantsy no ... tohiny
novalian'i zoara ny 18/09/2006 12:37
Herimiafina ( 18/08/2006 19:43)
Inona sa iza izany fahantrana?
Hono hoa ry namana isany, fa maninona no isaky ny misy olana ara-tsosialy, na inona na inona, no toa lazaina sy ankalazaina be fa noho ny fahantrana foana no mahatonga izay? Voalaza amin'izany: -Vor... tohiny
novalian'i prime ny 13/09/2006 15:15
Herimiafina ( 17/08/2006 18:29)
Epiphytes.
Ny zava-maniry epiphyte dia maniry ambonina zava-maniry hafa araka ny anarany. Epi=ambony, sur, miraikitra. Phyte=zava-maniry. Ny Orchidae dia anisany. Tsy ilaina ny tany fa ny hamandoan'ilay ... tohiny
novalian'i gety ny 28/12/2011 08:10
Herimiafina ( 12/08/2006 15:27)
ho an'i cutie - lecteur DVD!
Ho an'i cutie sy izay te hahafantatra.... Raha manana olana amin'ny famakiana HD-DVD avy ao Frantsa na Europa dia mividiana na manofa lecteur BLUE-RAY fa ireny toa mahavaky. Sa misy fomba hafa ve ... tohiny
novalian'i cutie ny 31/08/2006 16:36
Herimiafina ( 09/08/2006 19:52)
CV (Resumee) mandehandeha!
Inona no tokony hatao amin'ireny CV-nao entin'nysasany hangalana marché etsy sy eroa ireny? [u][b]Hazavaiko ny hevitro:[/b][/u] -Maro fahiny ny ONG, Association, EURL mandefa antso hoe mitady olo... tohiny
novalian'i fijo ny 12/09/2006 21:02
Herimiafina ( 09/08/2006 19:05)
Fandokafana be loatra!
Maro ny zavatra ilana ny "fandokafana", toy ny zavatra tsara vita ny tanjona tratra, ny qualité, sns. Tandremo anefa fa ny fandokafana be loatra mitarika ny olona hanaovana azy tsy hivoatra intson... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/08/2006 12:25
Herimiafina ( 06/08/2006 13:56)
Ny olona rehefa mitantara!
Ny olona sasany fantatro hoa rehefa mitantara ny momba ny vadiny na ny olona akaiky azy ka miady aminy, dia somary manitatra kely maka ny fon'ilay olona tantarainy (fosainy) e! Tsy neutre izany ilay ... tohiny
novalian'i fiderana ny 20/09/2006 06:28
Herimiafina ( 05/08/2006 17:56)
Fromage de tête.
Te hanamboatra aho fa mba atoroy re e! Dia mba hatoroy koa hoe aiza no misy tete de cochon fa zah tsy mahita! Kony? :miam:... tohiny
Herimiafina ( 05/08/2006 15:30)
Nakaiza ireto akamako ireto e?
memerz, pika, pitchou, zama91, sns.... Mba ilazao vaovao fa manina e! :roll:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/09/2006 16:30
Herimiafina ( 05/08/2006 14:35)
Ny fimenomenomana!
Hoy ity mpandinika iray henjana: [i]"Ny fimenomenoman'ny olona no mari-mpandrefesana iray hahafantarana fa mandeha tsara ny politika iray naroso"[/i] Chrys Argyris (Professor of Governement, harvard ... tohiny
novalian'i prime ny 31/08/2006 12:06
Herimiafina ( 05/08/2006 14:09)
Fomba filalaovana olona!
Hoy ilay Mpampianatra/Mpikaroka amin'ny resaka sosialy (sociologie) sady lehibean'antoko politika malaza, izay, mantsy anay fony mbola mpianatra teny Ankatso fahiny: "misy fomba anakitelo hahafahan... tohiny
novalian'i andry08 ny 12/09/2006 20:15
Herimiafina ( 03/08/2006 13:36)
PPE-Anti VIH, mba mandaitra ihany ve e!
Resaka fiarovana amin'ny otrikaretina VIH (Virus Immuno-defiscience Humaine) tompon'andraikitra amin'ny aretina SIDA. Misy ity fanafody tsy fanafody (tsy fantatra tsara tsony) ity PPE-Anti VIH ity ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2006 21:01
Herimiafina ( 01/08/2006 14:18)
Mahagaga ity fandikana vilana ity e!
Ohatra: misy karazana olona manao toa izao! Vao miteny fotsiny ianao manontany azy hoe "Sao dia hitanao kay ny nalehan'ny portefeuille-ko teo?" na hoe "Ianao angaha no naka ny stylo-ko teo?" ... tohiny
novalian'i prime ny 22/08/2006 12:14
Herimiafina ( 28/07/2006 22:12)
Vaha-olana any anaty nofy!
Asa ianareo raha efa tratran'ity zavatra mahagaga ahy iray ity? Rehefa misy probleme manahirantsiana ahy amin'ny lafiny fianarana, ohatra probleme matematika tsy mety voavaha ary mampiari-tory, ka ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/08/2006 05:18
Herimiafina ( 27/07/2006 14:38)
Firenena tsy ilaina visa.
Hono hoa ry ireto! Mba saika hanontany zavatra iray hampitomboana ny zavatra efa hay. Misy ve? Ary aiza avy no firenena manana fifanarahana amin'i Madagasikara ka tsy ilaina visa intsony ny miditra... tohiny
novalian'i RDTSM ny 15/07/2011 13:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0418