Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Herimiafina, milahatra araka ny daty
Herimiafina
(
29/08/2005 04:28)
Fialana amin'ny sigara
Ratsy ny sigara, maro anefa no mbola mifoka ary toa tena sarotra amin'izy ireo ny miala amin'izy io.
Maro ireo olona no manome tsiny ny mpifoka sigara, fa ny zavatra mahasosotra dia tsy mbola nisy na...
tohiny
novalian'i deghany ny 23/09/2005 13:44
Herimiafina
(
28/08/2005 23:55)
tsy maintsy hodorana foana ve ny entana aondrana rehefa...
rehefa tsy maniky ny prix tenenin'ireo mpanondrana any andafy any. Lafo ny mandefa entana any ivelany mbola miampy ireo karazana redevance koa. Rehefa tonga any anefa dia fetsen'ireo vazaha mpanafatra...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 30/08/2005 01:31
Herimiafina
(
28/08/2005 23:16)
Mitombo loatra ny isantsika mponina ao Dago
Efa 17,000,000 izao ny isantsika amin,izao fotoana izao. Ireo ary no voaisa fa mbola tsy tafiditra ao ny olona sasany. Ny fanjakana nefa efa mangataka sy kinkina, mbola manafatra sakafo foana isika m...
tohiny
novalian'i pitchou ny 20/10/2005 03:09
Herimiafina
(
28/08/2005 22:55)
Ny tena fitivana marina araka ny Tompo
Misy karazana toetra telo ireto:
- Ny famadihan'i Jodasy an'i Jesoa.
- Ny fankahalan'ny jiosy an'i Jesoa.
- Ny tsy firaharahian'i Pontio Pilato an'i Jesoa.
Ny tena fahavalon'ny fitiavana, dia il...
tohiny
novalian'i RADOUXE ny 25/09/2005 14:49
Herimiafina
(
27/08/2005 15:24)
Fiakaran'ny vidin'ny vary.
Rehefa misy hono feo na siosio-dresaka momba ny mety hahalany ritra (pénurie) ny zavatra iray amidy eny antsena, dia lasa mividy an'iny zavatra iny haingana ny olona ary marobe no alainy amin'izany.
...
tohiny
novalian'i pika ny 06/09/2005 10:03
Herimiafina
(
25/08/2005 22:35)
Ilaina ny fahadisoana mba hivoarana.
"L'homme apprend par ses erreurs", hoy ilay manampahaizana ao amin'ny Université de Harvard izay (Pr Chrys Argyris). Amiko izany teny izany dia midika fa ny fahadisoana iray dia tsy antony hanajanona...
tohiny
novalian'i steeeel ny 28/08/2005 18:46
Herimiafina
(
25/08/2005 15:53)
Raha misy manontany ianao hoe tinao ve Ra-8?
Raha misy manontany tokoa hoe tinao ve Ra-8? Dia inona no tokony ho valiny?
Ny ahy dia tsotra, Mitovy tsy misy valaka amin'ny fanontaniana hoe tinao ve i Madagasikara na tinao ve ny hirampirenenao na...
tohiny
novalian'i pitchou ny 25/09/2005 16:35
Herimiafina
(
25/08/2005 15:44)
Ny fahantrana no manova ny toe-tsaina et non l'inverse
Maro ireo mpandinika sy olona ambony no tiako ho kianina kely eto amin'ity hevitra favy be iray ity.
"Henjehina amin'ny toe-tsainy ny malagasy mba hilazana hoe izany no mahatonga ny fahantranareo". N...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2005 21:49
