Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Herimiafina, milahatra araka ny daty
Herimiafina ( 19/07/2006 19:13)
Vakisiny vaovao miaro amin'ny cancer utérin
Hita ihany ny vakisiny vaovao Gardasil miaro amin'ny cancer ny col de l'utérus. Marihina fa io cancer io dai vokatry ny virus antsoina hoe VPH, izay azo avy amin'ny fanaovana amin'ny partenera be ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/08/2006 06:20
Herimiafina ( 18/07/2006 15:54)
Rallye Analamanga
Tena mbola tiako itony fiara itony e! http://www.madanight.com/madagascar-photo-33625.htm Asa ahoana ny hevitrareo! ... tohiny
Herimiafina ( 12/07/2006 17:38)
Grande messe en ut mineur!
Sao lahy mba misy afaka manoro ahy site anakiray hahafahako mihaino ity oeuvre an,i Mozart (Wolfgang Amadeus) ity? [b]Grande Messe en ut mineur[/b] ny lohateniny ary ny fiandohana (début) sy ny fi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/07/2006 08:35
Herimiafina ( 07/07/2006 17:44)
Manofa fiara fa tsy mividy!
Hitako mba tena metimety sy milay ihany ilay systeme hoe manofa fiara fa tsy mividy fiara izany. matetikia dai tsy misy hoe mividy fiara cash izany intsony ny olona fa dia manofa avokoa, maharitra te... tohiny
novalian'i Kadoda ny 21/09/2006 14:14
Herimiafina ( 07/07/2006 17:09)
Mahagaga e!
Tena gaga sy variana aho ry zareo fa fony tany Canada tany ka nivezivezy nianavaratra dia nahita fa mbola maro ireo tanàna izay mbola tsy nandalovana olona mainty hoditra. Indrindra moa ao varabaratr... tohiny
novalian'i Penja ny 28/03/2016 17:50
Herimiafina ( 07/07/2006 14:58)
Plantes grasses!
Mahafinaritra ihany koa ny mamboly azy ito satria dia azo atao ao antrano tsara izany. Ny antony dai manao photosynthese izy na alina aza ny andro ka tsy atahorana hamoaka gaz carbonique ny alina toy ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/07/2006 09:24
Herimiafina ( 22/06/2006 14:31)
Palmier triedre.
Palmier triedre, anarany siantifika [i]Dypsis sp[/i]. http://www.tropicaflore.com/boutique/enter.html?lang=fr&target=d119.html&lmd=38868.580822 Tany Tolagnaro no nahitako maromaro, fa tena mahaf... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/06/2006 15:34
Herimiafina ( 22/06/2006 14:15)
Mpanao dressage sy retapage - Tolier mahay.
Malaza misy tolier mahay izay ao antananarivo ao ry zareo, sao dia misy mahafantatra. Misaotra mialoha. :wink:... tohiny
novalian'i AndryGTI ny 13/11/2006 10:30
Herimiafina ( 19/06/2006 17:24)
Akanjo vao sy lamba tonta, divay vao sy divay tranainy.
Misy tenin'i Jesuah iray izay, rehefa niresaka ny momba ireo mpianatr'i Jean-Baptiste Izy ka manao hoe: "Tsy misy olona ka andeha hanampina akanjo vao amin'ny ravindamba nalaina tamin'ny akanjo ton... tohiny
novalian'i prime ny 10/07/2006 08:55
Herimiafina ( 15/06/2006 20:43)
Vadin-joky kilalaon-jandry?
Inona no tena hevitr'io e? Resaka fampirafesana ve sa inona? :roll:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/06/2006 04:49
Herimiafina ( 10/06/2006 12:46)
Ny zanaky ny haizina.
"ny zanaky ny haizina maranintsaian kokoa noho ny zanaky ny mazava" (ao amin'ny Luc 16). Ny fahazahoako azy dia ao anatin'io zanaky ny aizina io avokoa: ny mpisoloky, ny tia kely, ny mpanao tsolotr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/06/2006 18:47
Herimiafina ( 09/06/2006 11:01)
Inona no atao hoe Filoha-mpirenena e?
Somary gaga aho fa mbola betsaka ny olona ny mandray ny atao hoe filohampirenena toy ny andriamanitra handatsaka mana avy any an-danitra. Hanao fahagagana tsy toko tsy forohana ka hanafaka ny gadra... tohiny
novalian'i marozevo ny 18/06/2006 23:01
Herimiafina ( 02/06/2006 20:35)
Mampijaly vady
Ny ahy ry zareo tena tsy dai tiako loatra le mahita olona milaza fa mijaly an. Rehefa hitako mitaraina be ny olona miaraka amiko na mahatsiaro tena mijaly miaraka amiko dia aleo sarahana fa tsy tazon... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/06/2006 20:17
Herimiafina ( 25/05/2006 21:59)
Efa voasoritra ve ny zava-misy rehetra eto ambonin'ny tany.
Efa voasoritra efa ela tokoa ve ny zava-misy rehetra iainana ato ambonin'ny tany? Na ara-ekonomika io na ara-politika, na sns...izany hoe eo ambany fifehezan'ireo sociétés secretes rehetra misy ve n... tohiny
novalian'i saho ny 09/09/2006 19:25
Herimiafina ( 22/05/2006 16:37)
Nahay nanapaka tamin'ny kely ianao.
Nahay nanapaka tamin'ny kely ianao, ka indro hanapaka amin'ny be. Teny miverimberina amin'ny sarintsoratra samihafa ao anaty Baibolin'ny Tenin'Andriamanitra. -Aza ariariana fahatany ny harena. T... tohiny
novalian'i prime ny 01/06/2006 09:18
Herimiafina ( 22/05/2006 15:38)
Fiara elektrika mandeha mafy
Mazana ny fiara mandeha amin'ny herin'aratra tsy dia mandeha mafy loatra raha oharina amin'ny fiara mandeha solika. Noporofoin'ireto mpikaroka amerikana anefa fa afaka mandeha mafy ny fiara elektr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 16:19
Herimiafina ( 21/05/2006 19:42)
Mitady tononkira re tompoko o!
Tononkira roa no tadiaviko, izay samy hanembonambonako ny lasa tsy adinoina sy hamelombelomana ny ho avy andrandraina. Ireto avy izy ireo, ny mombamomba azy ireo: Hira voalohany: Tarika Raberant... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/05/2006 04:53
Herimiafina ( 03/05/2006 21:01)
Fanetrentena.
Hitako hoe endriky ny tsy fahaizana manetry tena ny tsy fahaizana mionona amin'izay takatry ny tena sy ny lainga, ka manalavitra ny zanak'olombelona amin'ny fiadanana. Ohatra: -Mahantra tsy mety m... tohiny
novalian'i prime ny 02/06/2006 08:01
Herimiafina ( 24/04/2006 17:29)
Hira années 60.
Misy tononkira ity, mitady ny mpihira azy sy ny lohanteniny aho. Asa ianareo mpankafy années 60 raha mahay azy? -Vehivavy no mpihira. -Tonony: [i]Je n'ai jamais su te dire. Les mots que tu atte... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/04/2006 09:00
Herimiafina ( 22/04/2006 17:10)
Iza moa no namako?
[i]"Raha hanao lanonana fanasana ianao, -dia aoka tsy ny havanao, ny namanao, na ny mpifanolobodirindrina aminao no hasainao, satria ireny ho faly aminao avy eo ka hanasa sy hamerina aminao izay e... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0511