Mitady recette cassoulet fa te hihinana.

1. Herimiafina ( 07/11/2005 22:36)
Vonjeo ry ireto fa tena manimanina cassoulet indray ny vavako sy ny vavoniko an.
Le tena vrai cassoulet no mba iangaviako anareo ze mahay, tsy ankijery an'ireny boky sns ireny fa à partir an'ireny fitaovana efa misy ireny ohatra lard, tsaramaso, saosisy.
Le mahafavufavy anazy zany no tena tedaviko e.
répondu par jennifer2 le 24/01/2006 22:58
2. cutie ( 07/11/2005 23:59)
le an-kijery @ boky no haiko :-D
3. Herimiafina ( 08/11/2005 00:24)
Omeo ary kalongany ny hevitrao de hita eo.
4. cutie ( 08/11/2005 03:30)
na avy @ boky aza ve ?
5. Herimiafina ( 08/11/2005 03:40)
Oui, na avy amin'ny boky aza, de raha mahalala fika manokana de atoroy koa, ohatra hoe asiana sotrokely any anaty vilany handrahoana tsaramaso de malemy tsara izy. truc truc otsan'izany.
6. cutie ( 08/11/2005 04:18)
anontanio i boubounezy fa izy toa mahay resaka sakafo io
7. Herimiafina ( 08/11/2005 04:37)
Izy zay mbola sahirana, haingana i toi fa noana be zah zany e, hehehe:-D:-D
8. cutie ( 08/11/2005 04:42)
avelao noana eo e :-D
9. Herimiafina ( 08/11/2005 04:55)
Anjay ry cutie, sadika kely mahatsiravina, tia izy manao an'io an. hehehehe:-D:-D:-D:-D
10. cutie ( 08/11/2005 05:13)
tia in :-D
11. Herimiafina ( 08/11/2005 05:20)
tia manjangitsa anah, fa in njay, hehehehehe:-D:-D
12. majakely ( 08/11/2005 06:57)
le cassoulet be kaloria sy matavitavy tsara iny ve no tin'i Herimiafina ??Manomboka mangatsika toko zao an !!
13. estine ( 08/11/2005 08:33)
misy sosisy hono 'zany de haricotvert detsaramaso lena kely de misy legumes afa koa fa tsiaiko de oum !mazotoa homana ry hery a!
14. mamzelkely ( 08/11/2005 08:39)
ny ana ry herimiafina refa manao cassoulet de tsaramaso a, de sôsisy, de asiko karazana charcuterie rht: mortadelle, salami zay hitako ede lard bien sur.. andramo fa milay be de hanina am mofo fa ts vary a...mhhhhhhh :miam:
15. chipie1 ( 08/11/2005 19:13)
Bala be zany klé hahaha
16. Herimiafina ( 08/11/2005 21:09)
Hehehehe, misaotra nareo e, raha taty akaikiko taty nareo de nasaiko daholo, zao zah zao tsy maintsy handany an'ilay iray vilany be ato, miam miam. hehehehe:-D:-D:-D:-D
17. mamzelkely ( 09/11/2005 07:39)
mazotoa ary e..:-D:-D
18. Herimiafina ( 09/11/2005 15:21)
Te-ho hasaina njay ry mamzel, hehehe:-D:-D
19. diamondra27 ( 09/11/2005 15:54)
tsaramaso, henakisoa sy sosisy, tongolo, votabia, sira, sakay
endasina aloha le henakisoa tsy asiana menaka: poitrine de porc le matavitavy iny atao mendimendy , de refa mendy de andrahoina asiana rano de refa akaiky masaka iny de asofoka ny sosisy le morteau aloha no tiko e!

Atao aloha ny sauce:asio menaka kely anaty vilany de arotsaka ny tongolo, de refa manomboka maro iny izy de arotsahy ny votaby ,

de miaraka andrahoina daholo avy eo de asiana sira sy poivre, de refa any ambilia asiana sakay
20. Herimiafina ( 09/11/2005 16:02)
Melsi diamondra, mba asao zah refa manao an'io enao de aza adino le chandelle kely an, hehehhee:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.287