Mitady recette cassoulet fa te hihinana.

21. mamzelkely ( 10/11/2005 13:28)
Herimiafina< euhhhh non sans façon..hihihih:-D:-D:-D:-D
22. Herimiafina ( 10/11/2005 21:12)
Iza no sans façon zah sa enao, hehehehe:-D:-D:-D:-D
23. diamondra27 ( 11/11/2005 10:39)
alefako @ colissimo e! ataoko anaty boaty fa aiza no andefasako azy

de ampiarahako @ divay milay be koa
24. Herimiafina ( 11/11/2005 18:50)
De enao zany ahoana, atao anaty carton? hehehe:-D:-D
25. mamzelkely ( 15/11/2005 12:21)
heri a sans façon pour le cassoulet ka.....:-D:-D
26. Herimiafina ( 15/11/2005 22:22)
O ry mamzel an, afaka ve enao rahariva fa inviter-ko kely hamely canard au navet atsy amlé resto atsy ambadika kely atsy, de ianao no maintok an, hehe:-D:-D
27. mandrindra ( 18/11/2005 14:39)
Te hamely ganagana i herimiafina dia amin'izay mbola mitady sipa hiantoka koa !!!
28. Herimiafina ( 19/11/2005 23:32)
sipa miantoka ganagana, hehehehe:-D:-D:-D:-D
29. jennifer2 ( 07/12/2005 02:08)
de raherimiafina miantoka ny sisa rehetra toy ny: sira, poavra, menaka, divay, ... trano, fandriana, ... de inona koa re?
30. Herimiafina ( 10/12/2005 20:43)
...de bisous, calins, safosafo, de inn kou re e? hehehehe:-D:-D:-D:-D
31. jennifer2 ( 24/01/2006 22:58)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3885