Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ni81, milahatra araka ny daty
ni81 ( 12/09/2008 16:18)
Misy olona mba mila anareo
Maro amin'ny olona ato @ fivavahana sy finoana no tsy mba mamaly dinika, manome torohevitra mba hampahery ireo izay [i]manana olana ka mila fanampiana[/i] ao amin'ny lohahevitra hafa. Sa ianareo manke... tohiny
novalian'i Noue ny 13/09/2008 06:23
ni81 ( 11/09/2008 16:26)
Malagasy no lany Miss 2008 tao Bretagne
Voalaza fa io tovovavy io dia malagasy. http://paysdechateaubriant.fr/Bianca-Taillard-elue-Miss-Bretagne-a-Chateaubriant_a4154.html?print=1... tohiny
ni81 ( 09/09/2008 07:24)
Décoration
Misaotra ny namana! http://www.dailymotion.com/relevance/search/diamondra27/video/x6grrr_orange-et-kiwi-001_creation http://www.dailymotion.com/relevance/search/diamondra27/video/x6gqo3_orange-et-ki... tohiny
ni81 ( 08/09/2008 18:06)
Oviana marina no niantombohan'ny serasera.og
Misaotra ny mpikarakara eto @ serasera @ fanatsarana isan-karazany. Misy fanontaniana mba manitikitika ny saiko: - oviana marina no niforona ity tranon-kala ity? - raha tsy miditra ato mandritry n... tohiny
novalian'i kelly13 ny 10/09/2008 18:03
ni81 ( 02/09/2008 11:32)
voanjobory
Tsy hoe miseho ho mahay akory, fa mba ela aho no nitady ahafantatra ny anaran'ny voanjobory @ teny frantsay fa androany vao fantatro fa hay hoe [i]pois bambara[/i], ka zaraiko [u]ho an'izay liana[/u]... tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:05
ni81 ( 01/09/2008 04:32)
Manahirana
Nanoratra tamiko ny namako t@ Asabotsy fa mbola mitohy hatrany ny toetra ratsy ataon'ity rafozany (efa nisy resaka lava momba io teto). Dia tsy hitako moa izay navaly azy fa novaliako fotsiny hoe: Hay... tohiny
novalian'i belakely ny 05/09/2008 21:56
ni81 ( 30/08/2008 17:21)
jereo ange ireto e
http://www.dailymotion.com/related/x5r3gu_aina-quach-je-regrette_music/video/x5z4gm_les-eleves-de-aina-quach_music... tohiny
novalian'i imbatake ny 06/09/2008 10:42
ni81 ( 26/08/2008 17:37)
Lalina mihitsy ity fanadinoana ity an!
Anniversairen'ny namako mipetraka any Paris any ny 27/08; dia mba faly ery zà vonona hanao surprise taminy fa misy hira tiany dia no-graver-ko. Dia omaly dia efa nasaiko nalefan'olona tany @ paositra... tohiny
ni81 ( 26/08/2008 11:22)
Manin-te hody
Tandremo indray misy mitomany eo an! http://www.dailymotion.com/bookmarks/rawestern/video/x4fdf2_manite-hody_music... tohiny
novalian'i malalany ny 16/09/2008 11:34
ni81 ( 26/08/2008 09:05)
Kalonay fahiny
Atolotra ho an'ireo zay mankafy ny kalonay fahiny http://www.dailymotion.com/related/x5tibn_izaho-anie-ry-vorona-solika_music/video/x2nx0k_solika-mivalo-aminao ... tohiny
novalian'i ratonga ny 26/08/2008 12:13
ni81 ( 23/08/2008 11:52)
Fitantanam-bola
Misy toetran'olona vitsivitsy ireto eo @ fomba fitantanam-bola: - mirobaroba - kahihitra - mitsitsy Mbola mety misy karazany hafa fa ireo aloha. Ahoana no fahitanareo ireo?... tohiny
novalian'i 08051972 ny 02/09/2008 20:12
ni81 ( 22/08/2008 12:59)
Permis
Misy nilaza fa tsy ahafahana mitondra fiara any dago ny permis français fa raha tratran'ny mpitandro filaminana dia mandoa sazy? Dia tsy maintsy maka permis international ve izany sa inona no atao? M... tohiny
ni81 ( 11/08/2008 10:10)
ny filoha isan-tokony
Samy ni-style zany ry zareo dia ny an'ny amerika aloha no ni-style voalohany. "Any aminay tony be dia be " sady nodakany tany anaty rano lé baril- na pétrole. Dia ny frantsay indray "Any aminay iton... tohiny
novalian'i caprio ny 13/09/2008 19:46
ni81 ( 10/08/2008 08:57)
Hira Groupe Lalao
http://www.dailymotion.com/bookmarks/ni81/video/x66fxi_lalao-tompo-o_music... tohiny
ni81 ( 08/08/2008 06:59)
Misara-toerana andro vitsivitsy
Misy aminareo lehilahy raha vao misara-toerana andro vitsivitsy @ ramatoa, ohatra hoe: mandeha manao tournée, nisy fahoriana dia tsy afaka niaraka (noho ny asa) satria lavitra ilay toerana, lavalava ... tohiny
novalian'i ratonga ny 10/08/2008 20:39
ni81 ( 06/08/2008 07:34)
Ahoana no mba fandinihanareo ity resaka ity
Sendra nitsidika tranokala iray aho dia nahita ity resaka ity... Lehilahy gasy aho ary manambady vehivavy vazaha efa ho efa-taona izao. Tsara be ny fiainan-toka-tranonay. Ny olana amiko nefa dia iz... tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2008 20:35
ni81 ( 29/07/2008 12:35)
Fiarovana ny voninkazo tsy ho hanin'ny sifotra
Matetika dia lanin'ny sifotra, lelosy ny voninkazo eo an-jaridaina ka ity misy hevitra kely azo atao. Alaivo ny lavenona dia afafazo eo amin'ilay zaridaina. Azo afafy @ ireny sifotra sy lelosy ireny ... tohiny
novalian'i mirana5 ny 18/09/2008 10:02
ni81 ( 26/07/2008 06:28)
Ny rafozana sy ny vinanto
Heno matetika ny fifandraisana ratsy eo @ rafozam-bavy sy ny vinanto vavy ary tsy vitsy no mitaraina. Toa mahagaga anefa fa ny rafozam-bavy sy ny vinanto lahy mba mahay mifandray tsara ihany. Inona no... tohiny
ni81 ( 23/07/2008 07:34)
Manina e
Tena mahalasa embona mafy dia mafy mihitsy... http://www.dailymotion.com/related/x40vqe/video/x40s5d_ny-voninavoko-mananjary_music... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 25/07/2008 05:35
ni81 ( 23/07/2008 06:44)
Fandefasana vola mankany ivelany
Misy agence fandefasam-bola hitako tato ka asa raha mba misy afaka milaza hoe mety sa tsy dia mety? Misaotra betsaka. http://www.sobika.com/transfertargent_madagascar.html... tohiny
novalian'i jejemy ny 26/07/2017 19:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0585