Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ni81, milahatra araka ny daty
ni81 ( 20/07/2008 06:32)
Ravitoto sy voanjo
Zavatra ilaina: -ravitoto - voanjo manta 200g - tongolo lay - sira - menaka - rano Alaina ny ravitoto dia asiana rano mahadifotra azy, ny voanjo kosa amin'izany dia efa totoina miaraka @ to... tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:06
ni81 ( 18/07/2008 11:14)
Nanao copie cd
Nanao copie cd t@ internet dia rehefa alefa @ chaîne ilay izy dia tsy mandeha, ary rehefa alefa @ lecteur DVD koa dia misy sary fa tsy misy feony na kely aza nefa hitany eo avokoa ireo lohateny. Ka m... tohiny
novalian'i ni81 ny 18/07/2008 17:56
ni81 ( 17/07/2008 10:36)
Hiran'ny tarika Mahefa
Mba mangataka ny clip raha misy manana ity hira ity azafady. Misaotra mialoha. Mamiko ny hira ka dia hokaloiko Sata ambony iray tena tsy foiko mamiko ny hira fa tsy vazivazy maka mamy koa ireo t... tohiny
novalian'i ni81 ny 17/07/2008 11:46
ni81 ( 15/07/2008 06:44)
Tsy zakan'ny saina ny tsy hody an-tanindrazana
Sendra nandeha teny an-tsena izahay omaly tolakandro dia nisy vazà mivady nivarotra entana isan-karazany vita malagasy. Dia nanoro ilay olona niaraka tamiko aho hoe vita t@ kapoaka ireny fiarakodia ... tohiny
ni81 ( 15/07/2008 06:26)
ENTANA HALATRA
Olona dimy no nosamborin’ny polisy omaly. Ny roa mpiasa amin’ny zone franche ary ny telo mpivarotra eny Analakely sy Antsahavola. Mitobaka eny an-tsena Lehilahy roa sy vehivavy telo no nosamb... tohiny
novalian'i endrika01 ny 21/08/2008 08:18
ni81 ( 13/07/2008 11:03)
Ny teny vahiny
Matetika isika rehefa mandre olona miteny frantsay, dia tonga dia [b]mitsikera[/b] raha tsy dia mahay loatra ilay olona... ... tohiny
novalian'i ni81 ny 26/08/2008 07:58
ni81 ( 11/07/2008 06:29)
Ahoana no fijerinareo ilay fiteny hoe lany zara
Rehefa misy vehivavy tsy manambady, nefa efa somary dila ny fotoana hanamabadiany dia nolazain'ny fiaraha-monina fa hoe lany zara :roll: . Ny sasany anefa mety ho safidiny no tsy nanambadiany satria e... tohiny
novalian'i Endrika3 ny 27/04/2017 11:09
ni81 ( 09/07/2008 18:02)
Fanampin'anarana sy ny heviny
Andao samy hilaza fanampin'anarana. Amin'ny teny malagasy fa tsy fiteny hafa. Dia lazaina ny HEVINY (na définition avy eo). Aleo asiana ohatra aloha ho jerentsika. [color=red]Hanitra[/color]: mila... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 06/08/2008 08:20
ni81 ( 03/07/2008 11:04)
Ny fahazarana miteny ratsy
Asa ianareo raha toa ka nahita ilay fandaharana tao @ ARTE somary efa elaela ihany izay momba ilay agence matrimoniale. Tsy momba ilay agence no tena tiako ho resahina eto fa nisy t@ ireo vehivavy m... tohiny
novalian'i mignone ny 03/07/2008 20:58
ni81 ( 01/07/2008 20:43)
Tarana-boanjo tokoa ve foto-boanemba?
Misy vehivavy tavaratra izay miara-miasa aminay: - Tara lava izy io ary dia mahita lainga ho foronina foana @ zany ary ny sefony indray no somary ampitahoriny... - Ny vadiny araka ny fitantarany dia... tohiny
novalian'i ni81 ny 02/07/2008 18:08
ni81 ( 21/06/2008 06:05)
Vahiny tao @ station galana Talatamaty
A LA UNE (21/06/08) ESCLANDRES À TALATAMATY. Sous l’emprise de l’alcool, ils ont insulté et agressé le pompiste, puis uriné partout. Des « interventions » pour couvrir les Mauriciens ... tohiny
ni81 ( 14/06/2008 05:42)
Dadabe Monta • Herintaona tsy nisotroana toaka
Rehefa tsy nisotro toaka nandritra ny herin-taona ity lahiantitra iray dia nahangona iray tapitrisa ariary. Gaga izahay raha nilazany fa manana ambimbava iray tapitrisa ariary i dadabe Monta noho ny t... tohiny
novalian'i tsimati ny 13/07/2008 08:33
ni81 ( 13/06/2008 14:22)
NOSY BE 14 taona dia efa mivaro-tena
Zazavavy kely vao 14 taona dia efa mivaro-tena ao Nosy Be. Tsy misy fahamenarana intsony. Tsy misy fepetra matotra rahateo raisin’ny tompon’andraikitra ao an-toerana. Mahakivy ny mijery ny fiai... tohiny
novalian'i RTsongy ny 21/10/2008 21:23
ni81 ( 13/06/2008 05:52)
Toro hevitra momba ny tanana sy ny hoho
Raha tiana halefaka ny tanana ary tiana ho mafy tsara ny hoho dia ity misy toro hevitra tsotsotra: 10 cl huile de ricin (na tseroka no filazan'ny malagasy an'io) 10 cl huile d'olive Ranon'ny voasar... tohiny
novalian'i xxx ny 16/06/2008 13:04
ni81 ( 12/06/2008 20:54)
Toro hevitra momba ny tanana sy ny hoho
Raha tiana halefaka ny tanana ary tiana ho mafy tsara ny hoho dia ity misy toro hevitra tsotsotra: 10 cl huile de ricin (na tseroka no filazan'ny malagasy an'io) 10 cl huile d'olive Ranon'ny voasar... tohiny
novalian'i kikisi ny 27/06/2008 06:35
ni81 ( 07/06/2008 21:44)
RANDRIANTSEHENO Charles sy RANDRIANARISON Lovasoa
Araka ny efa fantatsika dia nodimandry t@ Talata 18 marsa 2008 noho ny hain-trano nahazo azy ireo ny malagasy namantsika RANDRIANTSEHENO Charles sy RANDRIANARISON Lovasoa. Ho tonga any dago @ alatsi... tohiny
ni81 ( 05/06/2008 11:02)
Ahoana no tena fandehan'ireny mpihira ireny?
Mba misy fanontaniana manitikitika ity. Ireo mpihira izay mindrana hiran'olona ao dago ve @ zao fotoana izao dia mbola mandoa vola any @ OMDA sa afaka mindrana @ zao fotsiny? Dia misaotra sahady an'ir... tohiny
novalian'i hertix ny 11/06/2008 14:00
ni81 ( 02/06/2008 05:53)
Malagasy metisy sinoa tao ORLY
Misy malagasy metisy sinoa tao ORLY. FAUX VISA. Mercredi dernier, la police des frontières françaises a interpellé un jeune homme en possession d’un document de voyage falsifié. Un Malgac... tohiny
ni81 ( 12/05/2008 19:26)
Mbola tsy hino ihany ve isika?
Maro ny loza niseho ary mbola hiseho koa aza t@ ireo izay voalazan'ny baiboly. Matetika anefa eto @ serasera dia izao no tonga dia famalin'ny sasany hoe: resaky ry zareo sekta io...fampihorohoroana io... tohiny
novalian'i niryna ny 17/05/2008 00:36
ni81 ( 09/05/2008 06:20)
Misokatra daholo
Nanokatra ny site serasera aho alina dia tsy nisy nisokatra aloha ilay izy. Tampoka teo anefa dia nisy ilay hoe about blank tery ambony ary dia nisokatra ho azy teo site serasera efa ho 10. Dia avy eo... tohiny
novalian'i ni81 ny 09/05/2008 19:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0344